mbo to ho Adim nefa ... tssss !
1. andrea
(
30/04/2007 07:57)
za koa wa mbo te ho admin satria tia
resaka sy mihainohaino sekiré ..
- mba mangilikilika hoe iza i "xxx"?
- iza ireo namana be-ps?
- iza no be taraina?
- aiza i salmo?
- de afaka manao koa oe 'tandremo an.. masika za' na koa hoe 'hahaha tsiky de ampy', de be namana be.
kanefa tsy ho tatin'ny atidoko ny :
- namana ratsy toetra .. tsy hahay diplomatie fa tonga de kotrana be raha ny zavatra toako no voakitikitika.
- mandray fitarainana sy fikihanana maro (za mora tezitra, indrindra rehefa noana tsy ampy nem sy sambosa .. ) kenafa maintsy miezaka namaly namana bedabe !
- hanome fotoana sy fanana maimaimpoana amin'ny fitiavana namana (raha to ka namana tiako moa ka maninona? ary raha toa ka be vola koa moa maninona .. omena ihany fa kelikely an :D)..
Hmmmm, de inona koa raha mahita ianareo?? ny + sy ny

novalian'i bozylove2 ny 25/05/2007 14:53
3. mignone
(
30/04/2007 10:11)
admin par curiosité fotsiny ve ? :-P
apetraho aloha ny cv dia ho hita ny tohiny koa , angaha misy mangidy tsy handramana ?
apetraho aloha ny cv dia ho hita ny tohiny koa , angaha misy mangidy tsy handramana ?
4. andrea
(
30/04/2007 11:41)
tena siora za tsy ho tatiko ilay izy.. ory 'zoliiieee'
raha vao apetraka eo ilay CV de tonga de kalé ... tsy lasa
raha vao apetraka eo ilay CV de tonga de kalé ... tsy lasa
6. andrea
(
30/04/2007 16:40)
sakaizakely:
raha mba za no lasa admin de avokako daholo ireo mpanao xxx mpihatsaravelatsihy ireo
aoka fa sao dia tratra ao daholo ..
efa natao warning ny "xxx".... izay vao voan'ny daka tsy hita maso eo.
7. xxx
(
30/04/2007 16:46)
za koa mba te ho admin de mety mahita ny sary tenenin'ny olona eto amin'ny forum oe ataoko ho an'ny namako manokana ! sy sarin'le olona mpiteny oe aseoy aloha ny sarinao dia aseoko ny sariko :{
fa za tsy te ho admin fa otran'ny b asa be. raha manondrana eto zao za, sady manao xxx :-P d'efa tsy maitsy miketriketrika ze fepetra ho raisina ny admin :-w
fa za tsy te ho admin fa otran'ny b asa be. raha manondrana eto zao za, sady manao xxx :-P d'efa tsy maitsy miketriketrika ze fepetra ho raisina ny admin :-w
8. sakaizakely
(
30/04/2007 16:52)
andrea> le xxx mihatsaravelagony ireny no teneniko, mody miresadresaka aminao nefa mamely anao xxx vetivety eo.
araky ny lazain'i Hery hoe raha ny hanalana baraka fotsiny no anaovana xxx dia iny no ataoko mibaribary eo. Le kanosa ireny izany e !
araky ny lazain'i Hery hoe raha ny hanalana baraka fotsiny no anaovana xxx dia iny no ataoko mibaribary eo. Le kanosa ireny izany e !
10. sitlo
(
30/04/2007 16:56)
za ndray aloha tsy tia ho administratera fa arahana daholo ve izao olona rehetra izao. Aleo milam fa ny tany indram.
11. xxx
(
30/04/2007 17:40)
sitlo:
:-D
avoahy aloha ny sarin'i xxx dia asehoko ny sariko.
http://www.petlog-petinsurance.co.uk/images/white%20cat.jpg
:-D:-D:-D
12. Fiffi
(
01/05/2007 07:18)
humm.....tsy ratsy kosa le sary an ! :)
fa tsy xxx kosa io fa i ....:)
fa tsy xxx kosa io fa i ....:)
13. bozylove
(
01/05/2007 09:16)
[size=13px]administrateur tsy mivaky loha sy tsy miraharaha olona ny eto ny fahitako azy 8O :roll: :oops: . Afaka miditra admin enao raha tsy mivaky loha sy tsy miraharaha izay zavatra tadiavin'ny olona.[/size]
14. Fiffi
(
01/05/2007 09:19)
aza mirediredy ry bozylove fa tena mandreraka sy mahasorena zao zavatra lazainao zao an ! ça suffit !!!!!
15. bozylove
(
01/05/2007 09:19)
[size=13px]tsy hitako ny amelana ny olona hanao XXX nefa asaina misoratra anarana , fa dia amiko ny tompon'andraikitra eto mitsy koa angambany makafia ny anonymat XXX fa matahotra ny transparence[/size]
16. bozylove
(
01/05/2007 09:29)
fiffi:
[size=13px]aza mirediredy ry bozylove fa tena mandreraka sy mahasorena zao zavatra lazainao zao[/size] an ! ça suffit !!!!!
[size=13px]ie tsy tantinareo ny zavamisy lazain'i Bozy 8) 8)
"la vérité blesse" hoy ny vaza izay[/size]
izay leo sy tsy tia oua aza mamaly 8) :roll: 8)
18. bozylove
(
01/05/2007 09:48)
fiffi:
ça suffit !!!!!!! ne pousse pas les gens à bout Mme bozylove !
[size=13px] tsy tantinao mitsy ny marina an 8)8)8O8O:roll::?:[/size]
19. Fiffi
(
01/05/2007 09:50)
efa nilaza zah hoe tsy resaka tanty sa tsy mahatanty le izy ry bozylove an ! fa resaka hoe : EFA BE LOATRA zay ! ny anao manko io foana no haverimberinao ka hany ka leo ny olona.......
20. bozylove
(
01/05/2007 09:55)
[size=13px]ohatra anao mamerina koa anie , izay leo oua tsy mamaky, adidiko ny mampiseho ny zavamisy 8) 8)[/size]