mba tongava moa aty e!!
22. malalatinasoa
(
30/04/2007 03:25)
cute:
ie tongava e!!tandremo fotsiny sao very fa na ny aeroport aza maha very anh!!;-)
baaah rehefa very dia mivoretaka eo @ aeroport sady mitomany eo hoe cute an, cute an, cute ouuuaaaaaa, aiza ary ianao ? :-P:-P:-P kidding kidong kidunnggg...:lol::lol:
Vazivazy iray lalana fa Island iza akia no misy anareo?
24. cute
(
01/05/2007 04:34)
malalatinasoa:
cute:
ie tongava e!!tandremo fotsiny sao very fa na ny aeroport aza maha very anh!!;-)
baaah rehefa very dia mivoretaka eo @ aeroport sady mitomany eo hoe cute an, cute an, cute ouuuaaaaaa, aiza ary ianao ? :-P:-P:-P kidding kidong kidunnggg...:lol::lol:
Vazivazy iray lalana fa Island iza akia no misy anareo?
honolulu e!!haloa !!:-*
26. naughtyboy
(
01/05/2007 15:19)
Iee aloha:roll:no izy fa tsy ariana ry cute fa tsy ratsy kalo waikiki beach sy ny boulevard na de somary feno casino manaratsy tanana:-P
28. cute
(
02/05/2007 03:17)
naughtyboy:
Iee aloha:roll:no izy fa tsy ariana ry cute fa tsy ratsy kalo waikiki beach sy ny boulevard na de somary feno casino manaratsy tanana:-P
salut!!fa anga ianao aty hawaii?ie tena tsara wakiki beach ka!!fa anga wa enao efa taty hawaii?^^:?:
30. Papoose
(
02/05/2007 03:38)
cute!ka any aminareo anie no hidekosy eee!na de honeymoon aza!ahoana, mety?:°)
31. cute
(
03/05/2007 04:40)
papoose>tsary manin ka!!tongava!!fa aza d....fotsiny na d honeymoon aza!!:-P:-D:-D:-D
32. naughtyboy
(
06/05/2007 17:59)
cute iee:)efa ela2 2 taona lasa zay tsy hoe ratsy akory fa commercialise loatra fotsiny:D
33. cute
(
06/05/2007 23:55)
naughtyboy>eeee ka za ne zao vao mba aty e!!tokony nijanona taty nareo ko!!tena tsy misy gasy mintsy ne aty e!!ie zay aloha e!!fa saingy en generale kosa moa tena ile paradisiaque tokoa hawaii e!!sa...?
34. naughtyboy
(
07/05/2007 18:03)
ita wa :wink:fa misy 1 zay tena masaka be bora bora fa andramo refa misy fotoana somary lavitra kely,ao micropolynesia:wink:wish you there kinda place..
35. cute
(
12/05/2007 21:15)
ok i`ll find out!!!fa mba asivo gasy wa aty hawaii e!!tena mafy nge le irery e!!!fa saingy hoe mlya le mifandray @ olona bdb anh!!
36. dailynews
(
14/05/2007 13:34)
mahazo mampianatrano ve nefa ianareo raha tonga any tokoa izahay? sady efa lafo be mantsy ny frais mankany moa ny hotely lafo be ihany koa...:*
