mba tongava moa aty e!!

1. cute ( 28/04/2007 21:34)
misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P
novalian'i cute ny 15/05/2007 05:17
2. fasaly ( 28/04/2007 21:55)
:-P:wink:
3. bazylou ( 28/04/2007 22:22)
ie ho avy any izahay hanao surf ry zalahy a!! aloa
4. salmo1 ( 29/04/2007 00:45)
bazylou: sôde tsy ampy firaisana aza ingahy ity matonga any ingahy manakiakiana be an-le olona zay:?:
;-)
5. xxx ( 29/04/2007 00:46)
=))=))=))=))=))
6. Rasiligaoma ( 29/04/2007 01:08)
ny an'i bazy mety firaisana no tsy ampy fa ny an'i salmo saina =))
7. Zina ( 29/04/2007 04:06)
Mahaiza manaja ny olona ry reto a
8. Papoose ( 29/04/2007 04:09)
cute:

misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P


zah akia ohatran'ny te hanao honeymoon any fa misy azo ipetrahana v ao aminareo?dia oviana no azo aleha fa tsy de manambola mantsy!:P
9. malalatinasoa ( 29/04/2007 11:06)
cute:

misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P


Zany ve? Mahazo manafika any herinandro zany za dia miara-mitogaigy any?
10. dongadonga ( 29/04/2007 14:11)
manafika inona ry malalatinasoa:?::@:@:@:@:@:@:miam::miam:
11. maditra ( 29/04/2007 15:30)
Cute> Ho avy any aho rehefa misy fika. Mety mahafinaritra be izao any misy anao! (just kidding)
12. Fiffi ( 29/04/2007 21:00)
salmo1:
bazylou: sôde tsy ampy firaisana aza ingahy ity matonga any ingahy manakiakiana be an-le olona zay:?:;-)
:roll::roll::roll:


13. cute ( 30/04/2007 02:34)
Papoose:

cute:

misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P


zah akia ohatran'ny te hanao honeymoon any fa misy azo ipetrahana v ao aminareo?dia oviana no azo aleha fa tsy de manambola mantsy!:P


zany v?ka honymoon anie ry papoose ka ianareo 2 ihany ro ao e!!sa...?:-P

14. cute ( 30/04/2007 02:36)
malalatinasoa:

cute:

misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P


Zany ve? Mahazo manafika any herinandro zany za dia miara-mitogaigy any?



ie tongava e!!tandremo fotsiny sao very fa na ny aeroport aza maha very anh!!;-)
15. cute ( 30/04/2007 02:38)
maditra:

Cute> Ho avy any aho rehefa misy fika. Mety mahafinaritra be izao any misy anao! (just kidding)

:-D mlay ref mahay mi kidding ka!!tongava e!!aza manaiky very fotsiny!!:-*
16. cute ( 30/04/2007 02:39)
fasaly:

:-P:wink:


fa ahoana ary?:-D:-D:-*
17. maditra ( 30/04/2007 02:40)
haha, tsy very izany kosa e! Mitomany be zah raha very eo! :-*
18. cute ( 30/04/2007 02:40)
bazylou:

ie ho avy any izahay hanao surf ry zalahy a!! aloa


ie tongava e!!
19. cute ( 30/04/2007 02:43)
salmo1:

bazylou: sôde tsy ampy firaisana aza ingahy ity matonga any ingahy manakiakiana be an-le olona zay:?:
;-)


^^^^^^^^
20. cute ( 30/04/2007 02:44)
Rasiligaoma:

ny an'i bazy mety firaisana no tsy ampy fa ny an'i salmo saina =))



^:^=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366