HARENA SAROBIDY
21. Rasiligaoma
(
30/04/2007 18:29)
Ny Baiboly, tsy tsaingotsaingohina ny fampiasa azy, raha araka ny hevitro, fa mifampiankina ny teny ao, tsy mifanohitra, izany hoe mila mandalina azy foana izany fa tsy hoe nihaino fampinarana indray na indroa aho dia iny foana no vohiziko amin'izay adihevitra rehetra resahana.
marina! ekena! namaste hoy ikaretsaka sy soanja izay:-*
23. ikaretsaka
(
03/05/2007 15:19)
harena ny baiboly, fa tsy ny baiboly ireny ny harena fa ny Teny rehetra nivoaka izay mishy bedebe tsy voasoratra ao koa
. ary indrindra indrindra ny FINOANA...
. ary indrindra indrindra ny FINOANA...
24. niryna
(
03/05/2007 15:36)
rrgmt:
Tsy nisy niteny aloha hoe amin'ny baiboly ihany Kristy no miteny fa afaka miteny na miasa amin'ny fomba maro Izy. Fa fantaro tsara aloha ny baiboly ho fototra maha-kristiana anao sy ho référence amin'izay zava-mitranga rehetra, raha tsy izany filosofian'ny olmbelona no mameno ny loha, Paoly ihany no niteny hoe tandremo sao voarebirebin'ireny.
Tsy ratsy ny filosofia, fa rehefa tsy manana base biblique dia lasa misavoana miaraka aminy koa ka tsy dia mahatsiaro hoe eto an-tany ange ity tongotro ity.
Izaho koa dia mino an'izany.Ny fianaranao,famakianao,
fitadidiana azy,famerimberenana ny teny ary ny fampiasana aza amin'ny fiaina mba hiatrika ny zavatra mitranga no anisany ilay ny fahalalana ny baiboly ka dia hery lehibe ho ahy sy ho anao hiatrika ny zavatra miafy.Ohatra fotsiny hoe mafy ny fiainana mahazo anao...dia mahafantatra ianao fa tsy andao anao mihitsy izy noho ny teny fampanantenana,manana fanantenana izany ianao ary dia manantona azy sy mangataka,miresaka,mitalao aminy.Ny fananana fanantenana (hope) izay tsy ho azo avy amin'ny harena
dia anisany harena lehibe ara-panahy ho antsika
25. ikaretsaka
(
03/05/2007 15:53)
fa aoka hazava na izany na tsy izany:
1) any @ fitsarana farany ianao tsy hisy anadina anao mihitsy aloha hoe ao @ bokin'iza toko fahafiry no misy an'izao
2)tsy ny fahaizanao ny andalana ao @ baiboly no haha voavonjy anao na ny fampiasanao izany eo amin'ny fiainana satria hoe voalaza ao, na hoe rehefa tsy voalaza ao dia tsy inoana sy tsy atao sy hoe tsy maninona na atao aza , fa ny fiainanao ny finoana manontolo amin'ny manodidina sy ny fanasoavanao ny fanahinao, ny vatanao sy ny ny hafa. amin'ny fampiasainao ireo tolotra rehetra nomen'andriamanitra anao.

26. LazaDaddy
(
03/05/2007 22:33)
rrgmt:misaotra anao manazava, ary aza kivy na tsy tafita amin'ny namana hafa aza ny hafatrao fa mety izy mihitsy no manidy fo.
Tsy nisy niteny aloha hoe amin'ny baiboly ihany Kristy no miteny fa afaka miteny na miasa amin'ny fomba maro Izy. Fa fantaro tsara aloha ny baiboly ho fototra maha-kristiana anao sy ho référence amin'izay zava-mitranga rehetra, raha tsy izany filosofian'ny olmbelona no mameno ny loha, Paoly ihany no niteny hoe tandremo sao voarebirebin'ireny.
Tsy ratsy ny filosofia, fa rehefa tsy manana base biblique dia lasa misavoana miaraka aminy koa ka tsy dia mahatsiaro hoe eto an-tany ange ity tongotro ity.
27. ikaretsaka
(
03/05/2007 22:49)
rrgmt:
Tsy ratsy ny filosofia, fa rehefa tsy manana base biblique dia lasa misavoana miaraka aminy koa ka tsy dia mahatsiaro hoe eto an-tany ange ity tongotro ity.
marina, fa ilay ilay manao base biblique nefa tsy mahafantatra ny fototra sy ny anton'ilay base, na mamono ilay tantara, tradition, sy ny sisa, dia lasa ilay manao bontolo sy anjambany fotsiny.. io no tena misavoana be ary indraindray aza manadino mihitsy hoe hay manan-tongotra izy
28. niryna
(
04/05/2007 21:11)
ikaretsaka:
marina, fa ilay ilay manao base biblique nefa tsy mahafantatra ny fototra sy ny anton'ilay base, na mamono ilay tantara, tradition, sy ny sisa, dia lasa ilay manao bontolo sy anjambany fotsiny.. io no tena misavoana be ary indraindray aza manadino mihitsy hoe hay manan-tongotra izy
Ahoana koa izany?
29. ikaretsaka
(
04/05/2007 23:27)
betsaka ato no manao hoe inoana satria hoe ara baiboly ilay izy.. fa tsy fantany ny tantara sy ny zavatra nitranga naha ara baiboly ilay zavatra.
30. rrgmt
(
05/05/2007 20:12)
Tadidio koa anefa fa ny tarazo (tradition) izay ilaina toy n tantara,rehefa tsy manana fototra amin'ny baiboly dia mangeja,ary lasa ilay rafitr'olombelona no ahindrahindra ka mifanipaka amin'ny baiboly ary mivoana, toy ny tany Dago, nampidiran'ny katolika ny fivavahana ka LA BIBLE AVANT LE CANON, toy ny tany CANADA, tamin'ny taona 1960, ka nanarian'ny olona ny finoana satria ireo klerje no mitsetsitra ny haren'ny olona amin'ny hetra (impôts) sy mifehy araka izay tiany hatao,tantara efa hita tamin'ny MOYEN AGE daholo izany,ka tsy mifototra intsony amin'ny Soratra Masina fa amin'ny fahefana ka nampisarahana ny EGLISE sy ny ETAT. Tsy mahagaga raha leon'ny fivavahana ny olona. Ny tadiavin'ny olona ankehitriny dia olona mivelona amin'ny fahamarinana (tsy misy lainga masina) ary vavolombelon'i Kristy amin'ny teny sy ny atao.:D
31. xxx
(
15/05/2007 05:57)
rrgmt:.^:^
N. Aza ankinina amin'i mompera sy masera ny fanarahanao an'i Kristy fa fanapahan-kevitrao manokana ka aza atao vato misakana izany. Raha hitanao mivoana amin'ny fampianarany ny ataony teneno izy, fa raha manana ny Fanahin'i Kristy izy hihaino,raha tsy manana izy dia hanamari-teny, vita ny anajaranao
=D=D=D
mpandray eokaristia na fanasan'ny Tompo na komimiona masina. Mila olona matsapa niova fo aloha vao manao izany.Raha tsy izany loza.
32. rrgmt
(
11/06/2007 21:28)
Ny fandalinana sy ny faharetana amin'ny famakiana ny Baiboly,Tenin'Andriamanitra dia "RETOUR AUX SOURCES".
Mahareta ary:D
Mahareta ary:D