Misy zavatra enina mety hanala ny adi-tsaina isan-karazany .
22. niryna
(
28/04/2007 14:28)
2-Mitadiava na manantona namana hanohina antsika
Tsy natao ho irery isika fa nomena olona maro manodidina antsika ka ny fakana sy fandraisana anarana ireny namana sy havana akaiky antsika ireny dia anisany hery lehibe ho ahy sy ho anao,hanome hery anao amin'ny fotoana mianjady anao.Ireo tokoa mantsy no hanohina ahy sy anao ary hivavaka ho antsika ihany koa.Tsy misy mahavita-tena irery tokoa mantsy isika ka aza hoentin'ny fo irery hoe vitako ny ahy.Izaho na ianao irery no hilanja ny taolam-be tsy mitapaka eo raha tsy mizara ny fahoriana mianjady.Eny misy ny olona mety mahazatra anao ary misy ny mety handatsa fa ianao no misafidy.Ny namana dia mihoatra noho ny iray tam-po ka fidio izay azonao antoka fa marary koa izy maheno sy mahita ny mahazo anao.Izany no atao hoe tena namana.

23. niryna
(
28/04/2007 14:49)
3-Fanaovana exercice
Ny fanaovana an'io dia hanampy antsika hiala amin'ny toxic mitambatra ao amintsika vokatry ny adin-tsaina.Izany no mahatonga ny olona sasany rehefa tena tsy mahazaka intsony izy dia lasa mivady ho depression ilay izy ka omena fanafodin'ny saina mihitsy ilay olona.Tsetsatsetra tsy aritra ity ary tena ataovy ho serieux ho antsika izay manana saina adaladala hoe andeha hamono tena no miboiboika ao an-tsaina.Manantona dokotera haingana fa aza mangataka andro.EFa nahita olona aho matoa milaza sy hamonjy ny namana ato.
Ohatra roa no omeko anareo dia mety ihino ahy ianareo kanefa tsy ho tereko ihany koa.Andeha hiangona izahay indray andro izay ary dia nisy olona nianjera avy any amin'ny 10eme etage teo an-tokon-tany ka toy ny vato no fianjerany ary ity lehilahy ity dia efa niresaka ny hamonon-tena foana hono rehefa nandeha ny resaka koa dia notanterahany niaraka ny akanjo complet sy cravate (akanjo mihaja no efa vonona nanaovany).Ahoana ny fihetsem-ponao raha mahita izany ianao?Indrindra zaza mbola tsy matotra no miaraka aminao niara-nahita ny fianjeran'ilay olona?
Ny iray dia mpiray tanana izay nilaza foana izy fa hamonon-tena ka hisotra poizina sy hianjera eny amin'ny trano avo.Ny niteny ny zanany no tsy maintsy nataoko na dia vao avy nahiditra hopitaly aza ilay olona araka ny filazan'ny zanany.
Ny fandehanana maka rivotra na fisentoana kely 10 mn mandeha an-tongotra dia hery iray lehibe hanampy ahy sy ianao satria hafaka hisaintsaina kely ka tsy hanaonao kitoatoa avy eo na etin'ny fo mafana dia miteniteny tsy ampifiheverana.Ny fahazoana oxygene kely na maka rivotra iny mandritra ny fandehanana an-togotra dia hampantanjaka sy hanome hery ahy sy anao hanana decision tsaratsara sy positive.

25. Zina
(
29/04/2007 03:53)
Misy zavatra enina mety hanala ny adi-tsaina isan-karazany
mila mahay mihaina ny present -
aleo ny ampitso hieritreritra ny ampitso..
26. niryna
(
30/04/2007 04:23)
Zina:
Misy zavatra enina mety hanala ny adi-tsaina isan-karazany
mila mahay mihaina ny present -
aleo ny ampitso hieritreritra ny ampitso..
Marina tanteraka izany satria ny ampitso manana ny azy,izany akory tsy midika hoe azy mijery ny ho avy na ny future isika a:roll:
27. niryna
(
01/05/2007 05:46)
4- Fidio ny sakafo tokony ho hanina
Ny fihinana sakafo ara-pahasalamana dia mety hanampy anao amin'ny adin-tsaina maromaro.Misy mantsy olona mihina-kanina no fanalany sorisorim-piainana dia ireny izy lasa ngeza be sy mivoraka be ireny.Fidio izany izay sakafo tokony ho hanina ary tsy tokony hirapara ihinana sakafo rehefa noana be fa izay no mampitombo lanja.Ohatra ihany koa ny hoe paoma no tokony ho hanina rehefa te-ihinana sakafo maivana iny fa tsy ireny sakafo tsy manome hery ireny.
5-Mila mitandrina amin'ny lanja
Ny fitomboana mihoatra ny tsy tokony ho izy dia mampiasa ny fo be loatra koa mila tsinjovina ny fahasalamana amin'izany.Afaka manantona dokotera koa anefa mba ahalalana ny lanja mifanentana ny taona.
6-Mandanjalanja ny zava-misy
Vokatry ny adin-tsaina dia mila mianatra ny mizaka izay zava-misy ka arahina am-pitsikina sy fihomehezana ny fiainana fa tsy mitanondrika lava eo.Tsy hoe manampy antsika amin'ny fanadinoana ny zavatra mitranga ihany anefa izany fa mbola mampahery antsika hitraka koa.Hoy ny ohabolana 17:22 hoeNy fo ravoravo mahasalama tsara fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana,Mahereza hatrany ary ka araho tsikitsiky foana ny fiainanao fa ny fitsikiny dia hianarana amin'ny voalohany ary raha mitsiky sy mifaly ianaoa dia hifaly hiaraka aminao daholo ny manodidina na hiezaka hitsiky koa izy satria endrika sariaka no tazany ka mitsiky miverina manaraka anao koa izy:P

28. Tavilah
(
01/05/2007 19:10)
Marina daholo reo rsk nalazainao reo ry nirina fa tsara rehefa miresaka @ olona de ny tena vontoatiny no lzaina fa tsy asina intro de avy eo corps du devoir ary faranana @ conclusion.Raha tsorina ny tiako lazaina de fehezo @ ligne 6 reo hvt rtro reo de mazava kokoa satria tsy ny rsk kao irery no hovakiana eto.
Azfd fa somary tratra ny stress zany a teo ampamakina ny rsk kao.
Tohizo fa tsara fa reo no hitako tsy de mety

29. bobone
(
03/05/2007 08:50)
niryna: marina tokoa izany ! fa ny ahy ny fanalako ny sorisory na adin-tsaina de mivavaka! avy eo mihira avy eo mandeha eny @ zaridaina maka rivotra tsara; avy eo manao zavatra ao an-trano... mandrapaha vitan'izay de afaka ny sorisory e! de mery mihinan-kanina avy e! matoritory!!!:-*:cry:
30. niryna
(
03/05/2007 17:34)
bobone:
niryna: marina tokoa izany ! fa ny ahy ny fanalako ny sorisory na adin-tsaina de mivavaka! avy eo mihira avy eo mandeha eny @ zaridaina maka rivotra tsara; avy eo manao zavatra ao an-trano... mandrapaha vitan'izay de afaka ny sorisory e! de mery mihinan-kanina avy e! matoritory!!!:-*:cry:
Marina ny anao,izay fomba atao mety manala sorisory dia mety avokoa.rehefa fantatrao fa mety aminao dia tohizo hatrany
32. niryna
(
09/05/2007 06:29)
watafon:
niryna =D:-* misaotra e! tena efa ela marina za no tsy tato kay !
Arabaina ary ianao raha izany ary dia mitsiditsidy matetika amin'izay fa miandry anao izahay izany an:D
34. linarako2
(
31/05/2007 12:48)
niryna:
Ny fo ravoravo mahasalama tsara fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana,Mahereza hatrany ary ka araho tsikitsiky foana ny fiainanao fa ny fitsikiny dia hianarana amin'ny voalohany ary raha mitsiky sy mifaly ianaoa dia hifaly hiaraka aminao daholo ny manodidina na hiezaka hitsiky koa izy satria endrika sariaka no tazany ka mitsiky miverina manaraka anao koa izy:P
Io izao no mbola sarotra hianarana fa hiezaka aho:D