Izaho dia tsy sesitany ary tsy olana nenjehina sy mitsoaka tompokolahy Bazylou. Mandalo aho fa ny TANINDRAZAKO dia i MADAGASIKARA. Malahelo aho rehefa miteny ny olona hoe mahantrabe ny firenenao satria amiko fanontaniana akolaka amiko izany hoe inona no vitanao amin'ny firenenao ary tsy afaka mampandroso ny firenenareo ve nareo? Fa amin'i Bazylou indray rehefa tenenin'ny olona hoe mahantra i Madagasikara dia sady mandihy izy no manamafy hoe mahantra io sady vendrana daholo ny vahoaka fa izaho aty aminareo sady mpanana no faly. Tohizo Bazylou ooo mety ahazo "NOBEL PIZE" amin'ny tsy fitiavana tanindrazana ianao ho tehafanay eee