Ny vehivavy maneran-tany

1. maditra ( 23/04/2007 23:59)
Tsy hoe te-hanao resak'i zandry salmo1 fa mahafatifaty be mihitsy ny namana Dreamm. hmm, lol!! Gasy ka manja izany e

Fa tsy izay no foto-dresako, haha

Raha categorise-ko ny vehivavy araka ny tany fiaviany (tsy ataoko anatiny ny Gasy satria ny Gasy mifangaro be loatra)dia otran'izao!

Indienne: beautiful (manja be izy surtout raha tsy manapaka volo izay).
Asiatique: cute (tsy dia hoe manja na sexy fa mahafatifaty kely izay, surtout moa raha mitsiky izay izy na miomehy, tsara entina mampiaraka)
Europeenne (Europe + Amerique Nord)): Tsy gout-ko loatra (not my type). Sady ngeza be izy en generale. Tsara alaina vady anefa satria manan-karem-be matetika, lol
Latino (Sud Amerique): Hot na Chaude (tsara vatana be mihitsy, misy charme romantique be koa, one night stand efa ou la la yes, lol)

Hevitro ireo amin'ny fandinihako ny vehivavy en-generale. Ahoana indray ny hevitrareo.
2. sasa ( 24/04/2007 05:57)
za gasy d tsy haiko hi h hhihh:-D:-D:-D sady ts mety amiko le miteny vehivavy satria za vavy
3. fasaly ( 24/04/2007 06:02)
fita wa ry sasa, raha lehiahy de tena mahita maro lazaina mitry:-D:-D:-D
4. mamzelkely ( 24/04/2007 06:09)
andao atao lhl ny atsika eee:°):-D:-D
5. Fiffi ( 24/04/2007 06:36)
:-D:-D
6. nathie86 ( 24/04/2007 06:58)
ary ny comorien:roll::-D:-D
7. lancia ( 24/04/2007 08:27)
ra gasy de mahita horesahina betsaka za
8. nathie86 ( 24/04/2007 09:15)
lancia alefaso ary eh
9. meva2 ( 24/04/2007 10:05)
Lava ranjanana, sportif, tsy be geste fa discret, tsara maso, tia tsiky.....tsy voatery ho beau gosse be fa olona misy charme sy misy personnalité.
mahafinaritra ahy izao ohatra: christophe Mae sady tiako ny mozikany !!!! hi hi hi
10. majakely ( 24/04/2007 10:16)
ny ahy graig david no tiko hohihihihii:-D
11. tsiafoi1 ( 24/04/2007 11:01)
Ary Maditra zany ange toa tena intérêssé be e! "Tsara alaina vady ny européenne fa manan-karena". Maninona raha miary raha tena lehilahy
12. xxx ( 24/04/2007 11:42)
tsiafoi1:

Ary Maditra zany ange toa tena intérêssé be e! "Tsara alaina vady ny européenne fa manan-karena". Maninona raha miary raha tena lehilahy



ka raha misy efa raisina fotsiny ve maninona no hisahirana ? :lol:
13. salmo1 ( 24/04/2007 12:38)
maditra:
Indienne: beautiful (manja be izy surtout raha tsy manapaka volo izay).
Asiatique: cute (tsy dia hoe manja na sexy fa mahafatifaty kely izay, surtout moa raha mitsiky izay izy na miomehy, tsara entina mampiaraka)
Europeenne (Europe + Amerique Nord)): Tsy gout-ko loatra (not my type). Sady ngeza be izy en generale. Tsara alaina vady anefa satria manan-karem-be matetika, lol
Latino (Sud Amerique): Hot na Chaude (tsara vatana be mihitsy, misy charme romantique be koa, one night stand efa ou la la yes, lol)
Ny Africanos, ny malgache mbola tsy voatonina:{:-P:-D
14. lapino ( 24/04/2007 14:21)
Ohatra ny ahoana re izany :
- mandeha soirée miaraka amin'ny indiana
- mampiaraka any an-jaridaina miaraka amin'ny aziana
- manambady eoropeana ngezabe ze makadiry
- mirevy amin'ny latina
hmm hmm :^):^)
15. maditra ( 24/04/2007 17:19)
Ny Africaine: Misy tena tsara be mihitsy. Ranjanana tsara izay izy, dia ny volony vita brochure tsara amin'ny courant na vy mahamay. lol,
Ny vodiny tsaratsara izay dia ny molony no tena tsy aritro ny mahita azy, otrany bien tracEe tsara izay ilay molotra. Mampite-hihinana izany ilay molotra e
Fa rehefa madama amin'izay anefa ny Africaine dia misokatra be ny vatany dia lasa maventy be mihitsy, elefanta. :-D

Ny Gasy aloha dia efa manja e! lol
16. diamondra27 ( 24/04/2007 18:09)
17. maditra ( 25/04/2007 16:47)
lapino> hmm hmm, milay ny fiainana, hahah
tsiafoi1> Juste mba mandrevirevy ny bandy fa tsy hampiasa fitiavana hakana vola tsiakory! Calme fotsiny enao, lol
fasaly,sasa,sns> Alefaso ary ny an'ny lehilahy araka ny fahitanareo azy! Mety mahaliana ny vehivavy hafa izany
18. simplex ( 25/04/2007 16:57)

Ra tsy asiana resaka gasy d indianina no mafinaritra kokoa hoy aho. :}
19. pissoa ( 25/04/2007 18:04)
lapino manenjika bitso efatra :-D:-D:-D

simp : miaraka amin'ny very hot 'n spicy kaly isan'andro :-D:-D:-D
20. sitlo ( 25/04/2007 19:03)
Ny ahy aloha misy gasy tena iondanako be mihitsy eh. (l).

Fa raha tsy gasy dia vietnam :-D.
Ny latino azo zaraina telo: 1- Brezil, 2- Venezuela sy Colombie, 3- Argentine, Chilie sy ny ambiny. Dia Venezuela sy Colombie no mahafinaritra ndrindra ny fahitako azy.
Dia raha africanina ndray, ohatra ny tsy misy tiako izany fa mitovy aby. Samy ohatra ny tsy misy mahatanty sangy zany daholo fa serieux be. Egypt angaha hoe mba eo ho eo. Fa saingy silamo koa ireny dia mahakamo.
Europe: sipa avy any berlin no mahafinaritra, saingy exibist be loatra. Raha tsy izay dia italy sud. za koa tsy dia maharaka ny any loatra. Fa ny Europa antsinanana koa mahafinaritra kah. Turky sy romania sy rosia.
Dia ny arabo koa mahafinaritra. Iran no tena milay. Mahafinaritra ry zareo raha tsy any amin'ny taniny satria tsy manao saron-doha no sahy miteny.
Indianina indray tsy reveko fa kentsona :-D.
Japs koa milay. tena be dia be koa izy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2228