totofy

101. Fiffi ( 03/05/2007 20:53)
:roll::roll: quoi ???? fa atao inona hiany aza ity mangahazo ity ry totofy sy fasaly ??? de atao inn daholo ireo sogany nataoko ireo ? :(
102. melody ( 03/05/2007 21:02)
izaho aza mba gaga akia, tantara mitohy no nendrasana kinn ity niseho, sogany, sogany dia mbola sogany ihany:-D:-D:-D
103. Fiffi ( 03/05/2007 21:23)
ka le izy nivadika mangahazo sy ronono no tena tsy azoko nefa sogany be nataoko ireo ve akia de ariana fotsiny ve ? :roll::roll::-D:-D:-D
104. melody ( 03/05/2007 21:29)
aza matahotra indry fa tsy very ireo k, be ny akama ho avy hanampy anjareo:D
ary noheveriko fa hitazana fotsiny isika 2 ange!:wink:
105. Fiffi ( 03/05/2007 21:29)
=D=D=D=D ouffffff :)
106. melody ( 03/05/2007 21:35)
hihihi8)
107. Stretch ( 03/05/2007 21:39)
miala any ve ry be nify :-D
108. Fiffi ( 04/05/2007 06:32)
iza akia zany ?
109. mamzelkely ( 04/05/2007 07:11)
fiffi aleo reo hinana mangahazo sy ronon any akia fa aleo hohanintsika ny sogany be nataonjy reo aa:-D:-D
110. Fiffi ( 04/05/2007 07:21)
mamz: humm.....hafahafa be le mangahazo sy ronono à la place-n'sogany milay be ireo an ! :-D:-D:-D:-D:-D
111. totofy ( 04/05/2007 18:47)
fiffi an ! lany daholo ireo kah ! kaly ve hariana ?
ny mangazo sy ronono alou hummmmmmm , mampody aina é !:wink::-D:-D
112. totofy ( 04/05/2007 18:52)
fiffi an ! lany daholo ireo kah ! kaly ve hariana ?
ny mangazo sy ronono alou hummmmmmm , mampody aina é !:wink::-D:-D
113. Fiffi ( 11/05/2007 14:23)
arytena nihinana mihintsy ve totofy no naverina in-2 le izy eh ? :-D:-D:-D:-D:-D
114. jpapoozy ( 11/05/2007 14:42)
:-D:-D:-D:-D
115. Fiffi ( 13/05/2007 17:09)
lany daholo na ny sogany na ny ronono sy mangahazo de iny nareo tsy hita intsony fa himehezan'i jpapoozy sisa....:-D:-D:-D:-D
116. jpapoozy ( 14/05/2007 15:50)
mampihome kou, lasa natory daholo ry zalahy fa voky beu daholo:-D
117. Fiffi ( 14/05/2007 15:58)
de isika ve sisa no mi :-D:-D:-D eto ? :-D:-D:-D:-D
118. sympa ( 15/05/2007 00:30)
8-)8-)8-)8-)8-)
119. Fiffi ( 15/05/2007 06:32)
sympa: fa misy inn akia ? :*:*
120. totofy ( 15/05/2007 20:17)
fiffi > nataonao inn io zaza io ???=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228