totofy

61. Fiffi ( 01/05/2007 07:31)
humm.....aleo am-zay zany izy mitsam no eto....:)
62. melody ( 01/05/2007 09:28)
tantara mitohy izany an!:-D:-D:-D:-D:-D
63. fasaly ( 01/05/2007 09:55)
fa naon no avela zahay mitsamy e! dinidinika amorompatana anie eto e!:wink::-D:-D
64. Fiffi ( 01/05/2007 10:02)
ka eo amorom-patana ho anareo mitsam kah ! humm.....:)
melody: zany hoa ange akia eh ! :-D:-D:-D:-D
65. fasaly ( 01/05/2007 10:14)
ilaozay eto njay ary zahay sy totofy e!:?manjary palelo be , jereo anie reto hanina etsy ambony e!:-D:-D:-D
66. melody ( 01/05/2007 10:29)
Fiffi, rehefa mitohy fotsiny akia ny tantaran'izy mitsam dia tsara a, rehefa voky ireo sakafo ireo ve izy tsy hiala sasatra:-D:-D

Fasaly, dia tohizo ary fa tsy hisy handrebireby nareo mitsam fa mijery fotsiny sisa no ataonay eto, hihihi
67. fasaly ( 01/05/2007 10:33)
fa zahay kosa anie tsy nandroaka e!:?:(
ny kaly aloha tsy ho lany amzao an! fa tsy maintsy hoe hitsilailay refa voky:roll::-D:-D:-D
voky izy de natory ooooo!:-D:-D
68. melody ( 01/05/2007 10:56)
Fasaly a, mampme ange ilay resaka raha miverina mijery indry e! toy izao:
totofy te hiantso anao 'ma dame', madame anefa mamzely, mamzely tsy mety atao madame, 'ma dame' anefa no mba faniriny satria occasion-ny annif io, ny annif anefa efa vita saingy be ny kaly tavela,dia iza daholo no hirotsaka hihinana.....izay ilay tantara mitohy e:-D
69. Fiffi ( 01/05/2007 11:00)
soahiany aloha fa zah mpikarakara sakafo fotsiny an ! :-D:-D:-D:-D:-D
70. melody ( 01/05/2007 12:58)
fotsiny? tsy mety izany, ilay mpikarakara mihintsy no tokony handray anjara be ao, manaza etc.:lol::lol:
71. Fiffi ( 01/05/2007 13:12)
an3 kah ! zah njay tsy miditra am-le resak'zareo fa zah manao sogany de ampy zay koh ! hihihihihihih
72. fasaly ( 01/05/2007 15:06)
fa in moa lay resakay! :?::-w:-D:-D:-D resaka hoe madama fotriny ve , fiffi aaaaaa! tsy ankiala zany eo an!
73. Fiffi ( 01/05/2007 16:08)
fasaly:
fiffi aaaaaa! tsy ankiala zany eo an!
fasaly: ka zah io zao an ! andeha hanao sakafo koh ! hihihihihhi sambosa ? nem ? heu...gatô ? sandwich ? coktail ? humm....inona re eh ? mola sahirana kely ny saiko hoe inn no ataoko an ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D


74. fasaly ( 01/05/2007 16:50)
dia maira komana sy miaraka mamely eto zany kou! iza no manaiky ho fahanana fotsiny eo:}:-D:-D
75. Fiffi ( 01/05/2007 16:55)
de ny mpanao sakafo kosa ve akia de hanelingelina eo ? :wink::-D:-D:-D:-D sady manao akanjo feno menaka avy nanendy :-D:-D:-D:-D
76. fasaly ( 01/05/2007 16:59)
ka ny tablier ngeh esorina ravy eo fa tsy hitanjy izy raha tsy hamirapiratsa be mitsy refa manàla analay tabilier iny! ho taitra indray ny mpisakafo sy ny topopety hummmmmm!:-D
77. Fiffi ( 01/05/2007 17:42)
fasaly: heu.....aleo kalou hanontaniana ny hevitr'i totofy hoe ? :wink::-D:-D:-D:-D:-D
78. fasaly ( 01/05/2007 17:54)
toundé eny avy hatrany no ho lazainy fa ity aho miteny:?:-D:-D:-D
79. Fiffi ( 01/05/2007 18:01)
humm......qui sait ? aleo akia izy no hilaza ny heviny kosa eh ! :roll::roll::roll::roll:
80. Fiffi ( 01/05/2007 18:02)
totofy aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7093