terak'i anano
25. soanja
(
26/04/2007 01:42)
sitlo:
:-D
tsy tokony hisy accent ve raha hoe "boka Jangamah".
Ny tena fanoratra azy dia "boaka" fa rehefa manonona no lasa boka de o misatroka. Ny faritra sasany aza manonona hoe: "baka".
26. patrick2002
(
26/04/2007 02:17)
soanja:ka anay tsa mahay an'izao baka nareo zao fa ny agnay ka raha viavy mibakabaka ,de tongava madigna ,aty canada fa tsa hanara roky :lol:
27. soanja
(
26/04/2007 05:43)
Ataovy soa ny tarogna Ra-Patrick fa sahiragnin'ireo sipa manao x ireo any agnao?:-D:-D
29. cutie
(
26/04/2007 19:46)
Cutie> Lehe manara (mangitsy) atsika mody aux USA.
soanja marina zany :-D
Fa ho poinss ihany ve le prog fa efa mianjy i patrick :wink:
30. cutie
(
26/04/2007 19:47)
: patrick2002 [ Valio ] 26-04-2007 04:17:13
Lohateny : Re : terak'i anano
soanja:ka anay tsa mahay an'izao baka nareo zao fa ny agnay ka raha viavy mibakabaka ,de tongava madigna ,aty canada fa tsa hanara roky
za ho avy e :-D
31. cutie
(
26/04/2007 19:48)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 26-04-2007 07:43:25
Lohateny : Re : terak'i anano
Ataovy soa ny tarogna Ra-Patrick fa sahiragnin'ireo sipa manao x ireo any agnao?
:-D:-D:-D:-D:-D
34. patrick2002
(
27/04/2007 02:03)
fa i Fiffi ve ampianarina tenim-paritra eh!:lol:
ohatra : rehefa misy miteny anao hoe
- Ino volaninao?
dia mamaly ianao hoe :
-ndrekindreky cocote minute ,ndrekindreky rice cooker. :-D:-D
dikanio dia hoe: Inona ny vilaninao?
dia mamaly ianao hoe: indraindray cocote minute ,indraindray rice cooker =))=))=))

35. Fiffi
(
27/04/2007 07:39)
patrick2002: dray ! dray ! tena hafakely zany fitenenana zany an !
cutie: zah akia de sady tsy mahazo no tsy mahay fa de mamaky zay lazaina fotsiny , heu..sady sarotra an ! :{:{:{
cutie: zah akia de sady tsy mahazo no tsy mahay fa de mamaky zay lazaina fotsiny , heu..sady sarotra an ! :{:{:{
36. soanja
(
27/04/2007 15:01)
cutie:
Cutie> Lehe manara (mangitsy) atsika mody aux USA.
soanja marina zany :-D
Fa ho poinss ihany ve le prog fa efa mianjy i patrick :wink:
Henoko hoe be sakay be hono any Canada! Njy ve mahatanty sakay? Zah alo mazaka tsilanindimilahy iraika madina. :-D:-D
37. Zina
(
27/04/2007 17:53)
patrick2002 [ Valio ] 24-04-2007 03:45:17
Lohateny : Re : terak'i anano
ka i soanja moa boka aia
noheveriko fa boka ianareo (lepreux) azafady...:oops:
38. cutie
(
27/04/2007 20:13)
Henoko hoe be sakay be hono any Canada! Njy ve mahatanty sakay? Zah alo mazaka tsilanindimilahy iraika madina.
raha endasina de mahalany za :-D
39. cutie
(
27/04/2007 20:13)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 27-04-2007 04:03:13
Lohateny : Re : terak'i anano
fa i Fiffi ve ampianarina tenim-paritra eh!
ohatra : rehefa misy miteny anao hoe
- Ino volaninao?
dia mamaly ianao hoe :
-ndrekindreky cocote minute ,ndrekindreky rice cooker.
dikanio dia hoe: Inona ny vilaninao?
dia mamaly ianao hoe: indraindray cocote minute ,indraindray rice cooker
:-D:-D:-D:-D:-D
40. xxx
(
27/04/2007 20:22)
patrick2002:
fa i Fiffi ve ampianarina tenim-paritra eh!:lol:
ohatra : rehefa misy miteny anao hoe
- Ino volaninao?
dia mamaly ianao hoe :
-ndrekindreky cocote minute ,ndrekindreky rice cooker. :-D:-D
dikanio dia hoe: Inona ny vilaninao?
dia mamaly ianao hoe: indraindray cocote minute ,indraindray rice cooker =))=))=))
Aza mavandy!=aza mandainga @ olona tsy mahalala ry anona an!:-@:-@