terak'i anano

1. soanja ( 23/04/2007 03:34)
Hono hoy aho hoe raha mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana ny tenako indrindra resaka faritra dia misy hoe terak'i Fianarantsoa ohatra na Mahajanga sns. Ka raha tsy teraka tany na hoe tsy lehibe tany na tsy avy any fa hoe manambady avy any de mety ve sa tsy maintsy izay nilatsahan'ny tavony ihany no idirana azafady. Misaotra mialoha.
novalian'i rinja ny 21/09/2007 15:44
2. 147 ( 23/04/2007 06:44)
mety foana akia ry namana a!ianao izany efa ohatrany efa any stria manambady avy any!serasera koa anie ty e!mahafinaritra ny mifanakalo hevitra!
3. booboo ( 23/04/2007 08:06)
Soanja > tsia kosa e ! :^):^):^)
4. mamzelkely ( 23/04/2007 11:44)
:-D:-D loza ko zany everiko fa ps ana ankizy ato le "anona" :? de za saika hana fecilitatiô :°):-D

fa normalement akia afakamiditra fôna na iza na iza refa eken n mpandrindra ftsn
5. unjila ( 23/04/2007 20:43)
de aiza akia no misy a'zany dinika zany ry soanja
6. soanja ( 23/04/2007 23:39)
Ao ambadika ao ry Unjila (dinika manokana). De zah isaky ny mandalo eo de te hiditra/hisoratra anarana mafy saingy sao dia mahazo fanontaniana hoe: avy any ve ianao sa teraka tany sa ahoana? de tsy sahy aho nefa anie de te hahalala be de be ny zava-mitranga ao aho. :oops:
7. ikaretsaka ( 24/04/2007 00:07)
soanja.. mety foana io ka..
:wink:
na ny tsy avy any mihitsy aza fa te hianatra ilay fiteny fotsiny aza
8. soanja ( 24/04/2007 01:40)
ikaretsaka:

soanja.. mety foana io ka..
:wink:
na ny tsy avy any mihitsy aza fa te hianatra ilay fiteny fotsiny aza

:-*:-* Le hianatra fiteny sy hahalala izay zavamitranga any amin'ny faritra mihitsy tokoa ny tena mahaliana ahy.


9. patrick2002 ( 24/04/2007 01:45)
ka i soanja moa boka aia :roll:
10. soanja ( 24/04/2007 05:24)
patrick2002:

ka i soanja moa boka aia :roll:

Boka CANADA!:)


11. ikaretsaka ( 24/04/2007 18:59)
kay viiii mooooo? ahako any tsary nahalala yyyy?
12. Fiffi ( 24/04/2007 21:17)
tena tsy misy azoko ity dinika ity an ! :roll:
13. soanja ( 25/04/2007 00:32)
ikaretsaka:

kay viiii mooooo? ahako any tsary nahalala yyyy?


Kay ve roa tsa fatantsao le raha. Io ro fiaviako. Havelan'ingiahy hitretreka ao Bira ao ve agnay leko zhay!:D




14. cutie ( 25/04/2007 01:10)
soanja
za koa boka canada :-D
15. patrick2002 ( 25/04/2007 01:22)
cutie et soanja ,eka ary moa fa itsika aby izany ,dia hataovy soa ny tarogna ary fa ny forum raha hisinda ,dia sabotsy ro mifankahita zany =D
16. soanja ( 25/04/2007 04:03)
patrick2002:

cutie et soanja ,eka ary moa fa itsika aby izany ,dia hataovy soa ny tarogna ary fa ny forum raha hisinda ,dia sabotsy ro mifankahita zany =D


Tsa ny toaka ro mahery fa ny Canadianina ro mahavery. :-D Aia ro zhao Ra-patrick e. Mba te hitretreka hoa agnay de koa hidianareo madigna ny tolana.

Cutie> :-*:-*:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*:-*:-* Lehe manara (mangitsy) atsika mody aux USA.

17. Fiffi ( 25/04/2007 11:33)
fa inona le "boka" ?
18. soanja ( 25/04/2007 14:12)
Fiffi:

fa inona le "boka" ?



Boka aia i Fiffi? dia mira amin'ny hoe Avy aiza i Fiffi? Tenim-paritra! azo atao hoe toerana niaviana :ny razana na nipetrahana sns na koa hoe avy any fotsiny ianao tamin'io fotoana io.
Ex:
-Boka aia mon anao io Fiffi?
Dia mamaly indry hoe:
-Zah io boka nagnano bazary. Zany hoe Avy niantsena aho. :-*:-*:-*:-*
19. Fiffi ( 25/04/2007 15:09)
soanja: heu....misaotra akia nanazava fa tena donjona mintss nge zah ity an ! :oops: le olona "boka" marary no fantako de le "boka" milalao à cache-cache ! :oops:
Raha vao tenim-paritra kalou de tena zéro mihintsy zah an ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. sitlo ( 25/04/2007 15:37)
:-D

tsy tokony hisy accent ve raha hoe "boka Jangamah".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6972