Sao dia misy soskevitra

1. xxx ( 20/04/2007 14:45)
salut! daoly
Za tratran'ny fivalanana efa 2mois latsaka kely t@ jiona 2006, d nijanona fa taorian'io za d tsy marary ny kiboko fa raha vô matory miohaka tonga d lasa mamonjy wc, nandeha t@ Dr generaliste za miova fôna ny fanafodiko fa tsy misy fiovany akory
Misaotra mialoha e!
novalian'i adidy ny 04/05/2007 12:18
2. Fiffi ( 20/04/2007 17:48)
de spécialiste indray jerena......
3. xxx ( 21/04/2007 07:32)
Fiffi misaotse re! fa sao mba nisy voa toa ny nahazo ahy ny mba nahatonga ahy nandefa io eto anie
4. tywa68 ( 21/04/2007 07:42)
xxx : d aza matory miohaka zany d avelao ny fanafody e ! :lol:
5. kally ( 21/04/2007 11:22)
Ka maninona raha manao fitiliana bebe kokoa? Sao misy tsy nôrma ny tsinay?
6. sakaizakely ( 23/04/2007 17:32)
iee !
hoatry ny lazain'i kally, manaova examens (prise de sang etc...)
7. xxx ( 24/04/2007 17:31)
Misôtra ny namana rehetra nanome sosokevitra fa hanao exam mihintsy za io izao fa sanatria lasa zvt ratsy be marina
8. adidy ( 04/05/2007 12:18)
firy taona ianao?
Ary misy rà ve? Dia indraindray ve manjary mitohana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155