Aspèrges...
1. Fiffi
(
20/04/2007 10:21)
Tonga indray ity ny fotoanan'ny "aspèrges" de ity misy recette kely mba ovaina kely ny fihinanana azy.....
-3c à soupe menaka
-ronono
-sira
-farine 2c à soupe
Manaova sauce blanche @ ireo de aza hatao matevina loatra.....
Hampio formage vache qui rit 5 portions de potserina tsara na mi-xéna
Avela mangatsiaka de hararaka eo am aspèrges efa masaka sy mangatsiaka fa tena hummmm.....
tsara be an ! :miam::miam::miam:
novalian'i vale ny 21/04/2007 17:51
2. voara
(
20/04/2007 10:30)
msaotra an'fiffi ,saingy lafo loatra akiaizy io an ,ande hividy @ le boite reny angamba aho de hanao sosindry
3. Fiffi
(
20/04/2007 10:32)
voara: heu....efa fotoanany akia zao de toa somary mora hiany le izy kah ! nefa asa aloha ny any am toerana misy andry na lafo ? de mazotoa homana akia an ! :)
4. booboo
(
20/04/2007 11:01)
hihihi aleoko mihinana lé sôsy blanche miampy vache qui rit @ zao :miam::miam::miam:..tsy ampiana aspèrges fa zà tsy tia :oops:
6. sakaizakely
(
20/04/2007 11:16)
misaotra Fiffi
Za tena tia be, fa kamo mamaofy azy
Fa le rafozako no avelako manao azy de miam miam be le mamantambonona :P
fa ny azy sosy crème fraîche asiny fangarony bedabe tsy fantako hoe inn fa de lany no anarany rehefa farany :-D:-D:-D

8. karinah
(
20/04/2007 11:20)
:miam::miam::miam:mici Fiffi,.. sady mafana zao ny andro tena finana anazy mintsy!
Ity koa re7 ray an, tsotra be mintsy mba hifampizaraina:
1bocal na kou 1 boity (lehibe) d'aspèrge jaune
1 sotrolebe moutarde mi-forte
sauce vinaigrette tsotra, mazatra
de ny steak zany mety dol zay ampiarahana anazy eo an!(ny mofo kou,hihih)
tsihifina ny ranon, ny asperges de atao anaty plat lehibe
araraka ny sauce efa nafangaro ny moutarde(eo ambonin, ny asperge)
vita,:miam::miam::miam::oops:

9. andrea
(
20/04/2007 14:09)
za ve vo avy voly nem sy sambosa, de mbola mibostina .. ;-) tsy mahazo mihinana sôsy creme betsaka .... misy sôsy hafa ve, raha sira fotsiny de beuuurkkk klé !!
10. fasaly
(
20/04/2007 19:21)
fiffi zà zao vao nahandro aspèrges tam omaly fa efa misy sauce hollandaise atony eo akaiki ny aspèrges de tsy nila nanao sosy aho fa iny toundé de afanaina fotriny fa natsiro be lay suace kan! fa raha mahavita manao ao atrano tsy ratsy ihany kou
misaotra tam re7:-*:-*
misaotra tam re7:-*:-*
16. fasaly
(
21/04/2007 09:00)
:?:?:?zà tsy de tia suace bearnaise! asa lay fofony angaha:? mayo sy ketchup ary sauce cocktail ary andalouse ihany no tiko:-P
zà kou tsy tia maizina moutarde fa manaiktrorona beuh!:x
zà kou tsy tia maizina moutarde fa manaiktrorona beuh!:x
17. unjila
(
21/04/2007 10:02)
merci fiffi @ le r7 ,fasaly : za rehefa mandeha resto de tsy maintsy mila moutarde foana ;zany hoe mba solon'ny sakay akia an
19. fasaly
(
21/04/2007 10:56)
vale: dray dray dray zay sakafo mitsy anio ravina io tsy tiko fa ny fofony aky tsy tiko a!:?
unjila: dray dra ydray samy hafa be ny tsirony aleoko mivimbina sakay anaty poketra fona raha izany
ny moutarde manaiktrorona beuh!sady otran'ny hipotsaka tampoka ny vômaso8O ny sakay ao am lela sy tsinay no kekeriny hummmmm:-D:-D:-D fa maha be mony fotsiny ny sakay:x:x

20. booboo
(
21/04/2007 11:06)
Fasaly > hihihi ay ay ay, dé tsy hiara-himotika mitsy tsika zany ? ouinnnnnnnn ...reo sauces reo nefa tiako beeee....indrindra ny moutarde :°)hihihihi :miam::miam::miam: