namana.serasera - maneran-tany

1. salmo1 ( 19/04/2007 23:09)
isika ato ve mpinamana daholo:?:

salmo1 mamaly oe: -Eny.

- Fa nahoana ny sasany aza tao kizitinjitina fôna indraindray:?:
- Manisy sira kely fôna, fa matsatso fôna ny sirany:D:?:
- Tady handresy lahatra fa tsy maharesy:-p:?:
- Mitady zavatra hanaratsiana fa vao maika mihatsara:p






novalian'i rakaroka ny 28/04/2007 14:00
2. Fiffi ( 20/04/2007 07:27)
enao hiany de efa afaka mamaly ireo fanontanianao ireo......
Ary maninona salmo no mametraka an'ireo fanontaniana ireo ? tsy azonao an-tsaina ve ? :roll::roll:
3. pimaso ( 20/04/2007 08:59)
;-)
4. xxx ( 20/04/2007 09:04)
tsy aleo ve minamana fa namana no tadiavina ato fa tsy fahavalo na fahasivy
5. Fiffi ( 20/04/2007 09:20)
na faha-folo.....:wink:
6. miarina ( 20/04/2007 09:48)
na faha-666
7. lost ( 20/04/2007 11:55)
In ndray zao ee:roll::?::?:
8. daroll ( 20/04/2007 19:22)
aleo minamana daholo fa samy Malagasy ny blem fotsiny ny vadin'ny sasany saropiaro
9. fasaly ( 20/04/2007 19:27)
:roll::roll::roll::roll:
10. fanaina ( 20/04/2007 22:07)
:roll::roll:
11. Fiffi ( 21/04/2007 06:43)
:roll:
12. booboo ( 21/04/2007 06:56)
:-D
13. pimaso ( 21/04/2007 13:33)
;-)
14. rakaroka ( 28/04/2007 14:00)
Sambatra indrindra aza isika ato, mba vitan'ny
:evil:na:^)na:(na:oops:na:-Pna;-):-wna:-@na:@na:-@
ny adiady fa tsy tahaka izay miseho any Dago , any @ faritra sasany hoe mifandramatra mihitsy ny olona:
tahaka izay hita tany "Tuléar" ohatra!
Tsapa hoe mifanohitra indray hoe ao ny mitady namana ,ao ny mifanakifika na dia nataon'Atra iray monina @ nosy iray aza,
oh indrisy
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7934