bilakarenjy

1. lancia ( 19/04/2007 12:34)
joyeux annnnnnnnnniversaire:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
2. Fiffi ( 19/04/2007 12:47)
Bon annif akia bilakarenjy an ! andraso aloha hanomana gato :-*:-*:-*
3. Fiffi ( 19/04/2007 12:52)
4. vale ( 19/04/2007 13:18)
JOYEUX ANNIF' Bilakarenjy!mirary soa be de beee..:P:-*:-*:-*
5. poussy3 ( 19/04/2007 15:47)
arahaba e! de mahazoa zay irina rehetra! de bisous sucrés
6. dadie ( 19/04/2007 16:09)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

joyeux anniversaire d mahazo ze irina ooooo
7. andry08 ( 19/04/2007 16:47)
bon anniversaire i bilakarenjy ô!
8. fasaly ( 19/04/2007 18:58)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

joyeux anniversaire d mahazo ze irina ooooo



9. bilakarenjy ( 19/04/2007 20:32)
Misaotra antsika rehetra nahatsiaro sy niarahaba ary nanolotra firariantsoa e!:-*:*:-*:*:-*:*:-*:*:-*:*
De misaotra an'i lancia koa nanokatra ny dinika :-*:*:-*:*
Ny atolotra anareo dia ity tonokalo iray ity :
http://bilakarenjy.blaogy.com/post/475/2618
10. Fiffi ( 20/04/2007 07:18)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/petit-cadeau-9144.gif[/IMG]
11. sakaizakely ( 20/04/2007 10:43)

arahabaina tratry ny fety ary

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img95.imageshack.us/img95/2640/annivrp8.gif[/IMG][/URL]
12. xxx ( 20/04/2007 13:15)

Raha mila fanampiana ianao
Raha misy tsy mety ny hatao
Tsarovy aki eh !! fa any ho any
Misy namanao tena tia anao

Miandry fotsiny miandry pihy maso
Miandry ho kopahin-tanana
Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
Satria izany no tena namana

Raha misy zavamam-pahory
Ka mila tsy ahita tory
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Mahantra sy osa mahantra harena
Nefa kosa tsy tia tena
Fa vonon-kianampy satria tia
Tsy mitady valiny sanatria

Raha matsiaro irery ianao indray(2)
Na marary nefa tokana iray
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
Ka ny halahelo hatsaharo
Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
Ho tonga tsy ho ela fa vetivety

Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
Fa madio sy hamairatra foana
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao hatrany hatrany (2)
13. Fiffi ( 20/04/2007 14:26)
:roll:
14. Stretch ( 20/04/2007 17:52)
Arahaba bila a !
Mandrapahavitan'ny momban'ny gatô sy ny kado de ato a e !:-*(l):-*


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img176.imageshack.us/img176/8153/imagecazzmuluwm5.jpg[/IMG][/URL]


ho avy tsy ho ela ôtran'ny ttsi'ny paositra :-D
fa maka toerana tsara daholo , efa manitra zany vary zany , misy ranon'ampango tena milay io.
15. fasaly ( 20/04/2007 19:25)

tara train zà ooo!
bonnanifffffff i bila de manaova fety sambatra fona klou fa indray mande isataona ihany ny annif e!:-P:-*:-*:-*:-*:-*:-*



hummmm merci stretch fa milay be zany sary zany ny fofokitay fotsiny amzao defa mahavoky hummmm
16. Fiffi ( 20/04/2007 19:40)
drayyyyyy ! tena tao am spécialité an'i bila mihintsy io sary io klé hummm....:miam::miam:
17. bilakarenjy ( 21/04/2007 01:19)
xxx >tafavoakanao tsara io hira raha hirainao fa hataontsika sy ianao .
Stretch >tsy ilay maina angaha ny kitay narehitrao de inona zao no masaka ao anatin'io vilaninao io ?Sur za fa vary sy laoka ireo .
Fiffi>efa azoko, sary an-tsaina ny hatsaran'ilay gateaux ataonao
poussy >Mamy le bisous e!
sakaizakely >io fa hitako o!
fasaly>tsy tara train ianao fa ianao mihitsy aza no nandrasana

aleo asiako sary ihany aloha ho anareo rehetra



tena te-hihinana gisa za zany fa sao de efa vonona ny vilany manaraka ao
18. Fiffi ( 21/04/2007 06:24)
:miam::miam::miam:
19. fasaly ( 21/04/2007 06:55)
:-D:-D:-D:-D:-D bila sao de lay vorona matin'ny virus reo kosa e!:cry::cry::cry:
20. imanjakely ( 21/04/2007 09:04)
:D:D:Dbonanif bila, io zany ny gisa atao tsaky an:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848