mamangy amin'ny fahoriana sidoka a!

1. Tokinao ( 19/04/2007 10:28)
Vao namoy ny reniny vao haingana ny namantsika sidoka ka dia mampahery anao sidoka a! mahereza ary aza misosoka alahelo intsony!
novalian'i vale ny 19/04/2007 14:50
2. sasa ( 19/04/2007 10:51)
mamangy am fahoriana d mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo
3. booboo ( 19/04/2007 10:54)
Mirary fiononana feno sy tanteraka ho an'i Sidoka sy ny fianakavianao rehetra.
4. sakaizakely ( 19/04/2007 11:02)
mahereza sidoka :-*
mahaiza mionona
5. pimaso ( 19/04/2007 11:15)
Sidoka,
Mamangy amin'ny fahoriana Tompoko,
Mahereza fa tany fandalovana ihany ity
Na izaho na Ianao dia mpivahiny avokoa,
ka mahaiza mionona fa izay no efa anjarany
Isika rehetra dia samy mino avokoa fa mbola
hisy izany fitsanganana amin'ny maty izany,
Ka hiaraka hiriaria any amin'ny paradisa indray
Ny vavahady nivoahana ny anareo fa ny fahoriana dia hiarahana mizaka,
Izay no izy fa dia Mahereza,
Aza misosok'alahelo intsony Tompoko
6. ftma ( 19/04/2007 12:10)
Mirary fihononana an'i sidoka, mitondra amabavaka anao sy ny fianakaviana rehetra
7. ikaretsaka ( 19/04/2007 12:12)
mahaiza mionona sidoka a
8. Fiffi ( 19/04/2007 12:16)
Mitondra am-bavaka anao ..
9. simplex ( 19/04/2007 14:24)
miara ory @ sidoka,
mahereza :-*:-*
10. vale ( 19/04/2007 14:50)
Mahereza Sodika!!!dia mirary fihononana tanteraka:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6082