androany (bis)

21. kelly13 ( 18/04/2007 19:06)
fiffi, aza atao mahagaga retsy zany a, toizo ny lalandry fa un(e) de perdu(e) dix de retrouve(é)s :)
22. lanto ( 18/04/2007 19:14)
fasaly:

zà tsy nalahelo androany fa sorena foana am resaka polèn:x maty aho masoko eeeee! ny orona sy ny evona tsy lazaina tsotry....

Hatraty io e!

23. fasaly ( 18/04/2007 19:33)
lanto hay ve njy kou tratran'io e! telo zany zao tsika no tratra fa grrrrrr mbola tafiditra ato antrano ihany lay izy na idina tantzraka ny lavaka reehtsa avy orana mitsy zao no tsara amzay tasser any ireo fa tssssss:x maty mitsy e!:?
24. Fiffi ( 18/04/2007 19:51)
sakaizakely , fasaly , Lanto: ary maninona raha mijery homéopathe ? zah aloha anao an'io satria ela be loatra le desensibilisation de leo be zah de en homéopathie indray no nataoko de à peine 1 mois de afaka tanteraka le izy......

Bref....@ le zavatra nampalahelo anaha iny heu...zah aloha de mamela hatrany an ! fa .....:arrow:
25. sakaizakely ( 18/04/2007 20:03)
Fiffi> efa nataoko fa tsy nisy effet mits de voatery najanona. efa poly allergie mantsy tsy vitan'ny fanafody iraika fotsiny :oops: nefa nandaitra t@ zokiko ilay izy

De inn le zavatra mampalelo aloha ? :-*

26. Fiffi ( 18/04/2007 21:41)
efa :) indray zao kah ! :)
27. vale ( 19/04/2007 13:21)
fasaly:

sakaizakely: ka efa telo taona nanao traitement de vao tsy nanao ve tamity taona ity de midraly be otrzao foana :?:? zao de mihitsoka velona ato antrano ato fa reo maniditsidina reo izy :x
izay ny souci ko amzao fotoana izao:?
ie, ny allergie reny ka tsy afaka intsony!:oops:


28. vale ( 19/04/2007 13:23)
ny zvt mapalahelo zany de ny fahenoana hoe hanao azy ny hafanana @ ty taona ity! mmmhh..!
29. princesseN ( 19/04/2007 17:39)
za androany niady t@ sipako e! fa tsy manina kah!mba milaza fotsiny fa oe ina ono no nahazo andrany!de zay nena e!:-D:-D
30. Fiffi ( 20/04/2007 07:22)
kiiiii ! taitra tam 4h maraina fa hadinoko namono ny radio vazo gasy de nihamafy be tampoka ny son de tsy nahita tory intsony ! :evil:
31. mamzelkely ( 20/04/2007 10:41)
za njay ny namapalahelo anah androany zay za vô niasa de asa be tsisy ôtran' zany n teto ambony brao ko :( de kamo beuuu nefa za :°) satri zoma ny andro de mbola miasa rapirtso :°)
32. kelly13 ( 20/04/2007 11:06)
za androany d tezitra t@ zanako sy mpaka sary! le zanako tsy nety nalaina sary mou le photographe-ndoza kou @ zay tsy mba manadala le zaza mba hanaiky alaina sary fa milonjolonjo sahala @ oul nilaozambady zany :(, le zanako ndray nahatezitra ahy fa mody fanina @ zvt teneniko, odivany tsy henoina za fa ny mamorona ranomaso no nataony, tena teratsemboka mintsy za teo, zao ny sary tsy vita akory pffff
33. sakaizakely ( 20/04/2007 11:06)
Fiffi> m'lay be zany fohazin'ny RVG izany kou :Pde inn ny hira nanaitra andry tao ?
34. mandrindra ( 20/04/2007 14:09)
zah zany malahelo fa be loatra ny zavatra mamplahelo ato izany. aelo mifaly eeeee
35. mamzelkely ( 20/04/2007 14:32)
kelly mbola ho aiza anefa no anaovany anao :°)
36. fasaly ( 20/04/2007 15:55)
rangitra be aho anio:x:°):x:x fa otran'ny mamo ny toaka fa alina tsy naotry fa naneno nidrandrangilo be indroa ny allarm nlay oul eto am village zany tena nanaikitra sofina sy nanaitra ny torimaso mitsy, naharitra minitra maro ny fanenony tsssss:x:x:x:x:x
37. kelly13 ( 20/04/2007 19:10)
mamzelkely>ho avy ny anjaranareo e :°)
38. Fiffi ( 20/04/2007 19:12)
"mamzelkely":
kelly mbola ho aiza anefa no anaovany anao
"kelly13":
mamzelkely>ho avy ny anjaranareo e
:{:{:{
39. kelly13 ( 20/04/2007 19:13)
fiffi>adinonjy le :°)
40. Fiffi ( 20/04/2007 19:41)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703