androany (bis)

1. sakaizakely ( 18/04/2007 10:29)
inona no zavatra nampalahelo anao androany ?

Za vao nifoha maraina nihaino hira de sendra ny hiran'i Linda Lemay de ni:cry:

ny tonony http://www.paroles.net/chansons/16157.htm
ny feony tsy hitako hoe aiza. Mety misy mahalala ve ?

fa mampietana fo zany le hira
dia moa za koa malahelo ny zanako lasa nanao vakansy

De ouza wé aza kapohana zany reto ny zaza a ! Miteny ihany na inn na inn ataony. Tsisy afatsy ny firesahana (dialogue) ihany

Za zany mbola te :cry::cry: foana mieritreritra ilay hira, lasa eritreritra am reny zaza voakapoka ireny :cry:
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:41
2. xxx ( 18/04/2007 10:30)
:roll::roll:
3. kally ( 18/04/2007 10:32)
Nefa ny zaza tiana tsy itsitsiana rotsa-kazo dia ahoana?
4. sakaizakely ( 18/04/2007 10:38)
kally> tena tsy dakôro amin'io mits aho

ny tsy fikapohana tsy midika hoe tsy fananarana na fitaizana :?

azo tenenina foana izy, na dia mbola kely aza. Fa mila faharetana be le fitaizana tsy mikapoka de betsaka no tsy maharitra dia faingantanana aminjaza, nefa tsy mitovy hery aminao iny ka hoe afaka hamaly anao ohatra :-o
5. fasaly ( 18/04/2007 11:16)
io samy manana ny fitaizàna azy ary araka ny fitaizàna azy no hiotazanao ny vokany:-P

zà tsy nalahelo androany fa sorena foana am resaka polèn:x maty aho masoko eeeee! ny orona sy ny evona tsy lazaina tsotry....
6. booboo ( 18/04/2007 11:22)
zà nalahelo fa nisy massacre loza be tatsy @ arabe teo : vitsika any zany maty zany eeeeee. :°):°)
7. kally ( 18/04/2007 11:39)
Fitaizana marina tsy iadian-kevitra fa samy manao ny azy ho tsara daholo:lol:
Hay moa resaka alahelo no teto.
Sorena kely aho fa nisy bmw nanapitika vatokely tety amiko dia nisy triatra ny pare-brise, soa fa ny assurances no manolo azy vaovao fa na izany aza:twisted:
8. Fiffi ( 18/04/2007 12:16)
androany ve ? :{:{:{ nanandarana an'le dinika vao2 nataon'i Hery ao am momba ny sera2 de tsy nahazo de sady :( no :-D:-D:-D:-D
9. kelly13 ( 18/04/2007 12:32)
mafana lotsa d tsy afaka nande nanitsana karatra manga :°)
10. sakaizakely ( 18/04/2007 12:50)
fasaly> efa hoe manatona dokotera mangataka fanafody

mafy loha zany raha vehivavy an !:-P
11. sakaizakely ( 18/04/2007 12:51)
booboo> mpampijaly vitsika
ratsy fanahy :x

tsy ameko bonbon voanjo
12. sakaizakely ( 18/04/2007 12:54)
kally> tsy koi zany, sady mila mi se déplacer njy fa Car glass tonga any antrano manova pare-brise, gratos :P
tsy mila manao avance vola fa pris en charge par l'assurance
Efa nataoko io:wink:
13. fasaly ( 18/04/2007 13:21)
sakaizakely: ka efa telo taona nanao traitement de vao tsy nanao ve tamity taona ity de midraly be otrzao foana :?:? zao de mihitsoka velona ato antrano ato fa reo maniditsidina reo izy :x
izay ny souci ko amzao fotoana izao:?
14. kally ( 18/04/2007 14:07)
sakaizakely:

kally> tsy koi zany, sady mila mi se déplacer njy fa Car glass tonga any antrano manova pare-brise, gratos :P
tsy mila manao avance vola fa pris en charge par l'assurance
Efa nataoko io:wink:


Tsy mety ny anay fa mankany ihany sady mbola miandry hono fa vao nanafatra ry zareo.
15. Fiffi ( 18/04/2007 14:19)
fasaly: manaova desensibilisation fa afaka io....
16. sakaizakely ( 18/04/2007 17:10)
Fiffi> za nanao desensibilisation fa tsy nety, efa indroa :x

de tsy mahazo manao intsony raha tsy miditra hopitaly mila surveillance :x:x

mandrapaha dia fanafody foana :-o

fa za indray tsy mahavita miaritra hoatran'i Fasaly io an ! le confort avant tout :-P
17. fasaly ( 18/04/2007 18:31)
fiffi: izany ve de aiza no manao an'io ny nandehanako taloh nge dermato ireny de tsondritsondromina fotsiny teny zà de zao tratra foana izao


ny nahahasosotsa ahy anio hariva io nanao sakafo chinois zà de nahandro paty amzay de lozana nisera de modaka lay paty de narina , nahandro fanindroany zà de niantso ny cousine ko de varina teo de lasa tapioka lay paty chinois iray fa paty de riz mahia kely ireny de lasa lakomy e!:x:x:x:x
farany leo aho de nataoko paty spagheti de mba nety tsara fa soa fa afaka niaraka tam wok sinoa lay izy:x
18. Fiffi ( 18/04/2007 18:39)
ny nampalahelo anaha androany ? :( aleo le olona noraisiko ho tena namana hiheritreritra ny zavatra nataony anaha androany ! :(:(:(:(
19. Fiffi ( 18/04/2007 18:40)
de isaorako eram-po , eran-tsaina azy ny zavatra nataony anaha !
Vita Tompoko !
20. fasaly ( 18/04/2007 18:55)
fiffi: korazy korazy
tranga miseho foana eo am fiainana io namana mamadika anao io korazy:?

ny nahafaly ahy njay alou anio niresaka io namana io i fiffi fa namana iraka nanana blem tamiko, avy taminy ny blem fa tsy tamiko ary tsy zakako mitsy ny nataony fa efa ho 2 ans zahay tapaka tanteraka ny relation de nanoratra ho ahy izy anio dia navelako tantera ny tsy nety nataony rehetsa fa ny ho avy no banjinina :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2837