Bodo sy Ambondrona à Nantes
81. mamzelkely
(
10/05/2007 07:27)
pitoussy aa ao fa omeko casketiny iray njy :-D:-D
fasaly ie za ange le teo akaikinjy tam njy naka an'io sary io ee :-D:-D nga ts tadidinjy akia
fasaly ie za ange le teo akaikinjy tam njy naka an'io sary io ee :-D:-D nga ts tadidinjy akia
83. fasaly
(
10/05/2007 22:35)
fijo: fetsy be an!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mamz: hihihih! hay tokotrany moa ! njy kou manawain ny vahoaka etoana zà mbo mody be fika hoe izaho ihany no teo:-D:-D:-D:-D
mamz: hihihih! hay tokotrany moa ! njy kou manawain ny vahoaka etoana zà mbo mody be fika hoe izaho ihany no teo:-D:-D:-D:-D
84. Mimifali
(
11/05/2007 08:01)
kelly13>Njy toa nivadika arak lé hiran'Ambondrona? Ngà ts Manjàka ndray fa Kix aoana ndray ar?:roll::roll::roll:Dé lasako za sam rery zan Manjàka fa ra Kix ifampizarao arak zé mahamety azy ao e! Fijo ono zan efa isolo n tapaka ambaniny ko!:-D:-D:-D
85. mamzelkely
(
11/05/2007 08:13)
fijo :-D:-D tena ho vôsolonao ve nefa le tapany ambany an kix :-D:-D feutry marina :-D:-D
fasaly wayy azfd akia ka ts tanako le fiteniko hay toko mo sekré izy iny :? :-D:-D:-D:-D
fasaly wayy azfd akia ka ts tanako le fiteniko hay toko mo sekré izy iny :? :-D:-D:-D:-D
86. kelly13
(
11/05/2007 10:02)
mimifali>nivadika @ aôna? efa manjaka hatramin'izay ny ahy (sy nendry mou zany, zao za voatery mizara amindry :°)), fa rakix efa iadivan'ny pokona rehetra
87. Mimifali
(
11/05/2007 10:45)
kelly13>kay aky n lohako no nivadika fa ts ndry an! kay fasaly lé niteny fa ts ndry!Manjàka foana ny antsika roa na Ambondrona iz na tsia moa ô?:-P:-P:-P
88. Mimifali
(
11/05/2007 10:46)
kelly13>kay aky n lohako no nivadika fa ts ndry an! kay fasaly lé niteny fa ts ndry!Manjàka foana ny antsika roa na Ambondrona iz na tsia moa ô?:-P:-P:-P
89. kelly13
(
11/05/2007 10:56)
mimifali>tsika tsy mizara tsony, efa feno ny quota @ i manjaka hihihihi
90. Mimifali
(
11/05/2007 11:12)
Bon! n tapany ambany ar omeko andry fa lé tapany ambony no tena ilaiko hi frimer ko @ sipan Tananarive e! nefa lasa ts mahahitsaka accélérateur ndray iz ra izan kay ko!fa afaka mitendry synthétiseur ian lou e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
91. kelly13
(
11/05/2007 11:56)
an an an, aleo zaraina 2 @ halavany lery d ny silany havia anjy d ny avanana anahako, @ zay tsika samy afala mi profite ny volomasobeny sy ny tanany mpilalao clavier hahahahahahahahahahaha
92. watafon
(
11/05/2007 16:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
kelly & mimifali : sary moa zany zaraina 02 zany sa? :-D:-D:-D ny bandy bobaka b kou manjaka no zarainareo roa tssss!!!
kelly & mimifali : sary moa zany zaraina 02 zany sa? :-D:-D:-D ny bandy bobaka b kou manjaka no zarainareo roa tssss!!!
93. fasaly
(
11/05/2007 19:53)
tena mitady hiady varotsa njay i wata marné:-P:-D:-D
kelly, mimifali mbo asio sarin'izao manjaka zao koa aza hoe eto raha tena anareo marina izy fa ny anay sy mamaz efa anay mitsy io matoa asina sary eto:?:-D:-D
kelly, mimifali mbo asio sarin'izao manjaka zao koa aza hoe eto raha tena anareo marina izy fa ny anay sy mamaz efa anay mitsy io matoa asina sary eto:?:-D:-D
95. fijo
(
11/05/2007 21:02)
mamz sy fasaly an,aleo wa fa vitako tsara le tapany ambany,le ambony hifanarao ao e
96. fasaly
(
11/05/2007 21:47)
kelly: tsssssss......ataon'i mamz in koa i manjaka i kix ihany no tiny fa aza mba manambàka eo waaaaa!:-D
fijo: mi insista be mitsy an! ôtran'ny dia mba hahavita firy eo mantsy zay sy mamz ange mazana be e!:-D:-D:-D:-D
fijo: mi insista be mitsy an! ôtran'ny dia mba hahavita firy eo mantsy zay sy mamz ange mazana be e!:-D:-D:-D:-D
97. mamzelkely
(
12/05/2007 07:36)
fasaly zambô gaga akia mazana beuu roa vavy reto ve de hahavita firy :lol::-D:-D:-D
kelly aza madainga eo za ts naka ny sarin manjaka zany ny ahy kix ihany kix hatram (mety afaka asina blanc kely fa kix ihany ):-D:-D:-D
kelly aza madainga eo za ts naka ny sarin manjaka zany ny ahy kix ihany kix hatram (mety afaka asina blanc kely fa kix ihany ):-D:-D:-D
100. Samoana
(
14/05/2007 15:07)
na dia efa reraka mafy avy any @ fasaly sy mam'z aza de mbola nokikisan'ny sipakely taty aminay ihany i kix t@ sabotsy teo:-D.