Bodo sy Ambondrona à Nantes

41. mamzelkely ( 26/04/2007 14:47)
k'hita ko sady efa any zao lery :cry: nalahelo kely za nanatitra tany am aéroport :-D:-D:-D:-D
42. mamzelkely ( 26/04/2007 14:48)
k'hita ko sady efa any zao lery :cry: nalahelo kely za nanatitra tany am aéroport :-D:-D:-D:-D
43. kelly13 ( 26/04/2007 14:53)
efa nanao adieu? hihihi!! nefa nenà tsy ra kix mintsy no mila ahafaty ahy fa ilay mpitendry clavier (tsy haiko na ny anarany aza :oops:)
44. fasaly ( 26/04/2007 16:48)
mamz::? efa aty ve lery????:roll::roll:ary aleo atsoko amzay raha izany fa tsssss:-D:-D:-D
lay iza lotsa aza zany tenin'i kelly zany sao lay fohy fohy iry zany e!:roll::roll::roll::-D
45. kelly13 ( 26/04/2007 19:22)
fasaly>le ôtran'ny fanday b iny ny volomasony :-D:-D
46. JR2 ( 26/04/2007 19:28)
kay fanday ahoana aza izany??,
47. kelly13 ( 26/04/2007 19:38)
fanday e, be volomaso b, faly ery ny estetisienina ra mahazo iny volomaso be iny
48. Mimifali ( 27/04/2007 11:37)
kelly13 > Manjaka ve no tian dry lazaina e? Za koa ngé aky tena iny no tiko fa n blème fotsn efa ts ao @ AMBONDRONA tson iny fa efa lé Mahatozo zay ndray no solony! :(:(:( sad lé Mahatozo ts dé bôgôsy!
49. kelly13 ( 27/04/2007 11:40)
mimifali>ahhh manjaka ny anarany ok miciiiii!!!! fa naninn ankia izy niala? ah han, mitovy gout zany tsika 2? hihihi
50. Mimifali ( 27/04/2007 11:58)
kelly13>n version officielle alou mlaza oé hanohy fianarana any france iz no antony nialàny nefa hatr@ zao iz mbola hitako eto Tanà eto foana, fa ra lasa mianatra an tokoa iz dé à toi de jouer zan! :-D:-D:-D
51. kelly13 ( 27/04/2007 14:51)
mimifali>hé hé hé, zao izy mbola any zao klou d manararaota toi fa refa aty io tsisy retour a l'envoyeur tsony a :-D:-D
52. mamzelkely ( 27/04/2007 15:34)
mhhhhhhhhhh za ts d ean Manjaka fa après an Kix de i Blanbc le batteur no tiko ;)

fasaly ts nitondra fone lery nande tany ka :-D:-D
53. kelly13 ( 27/04/2007 19:40)
vao maika tsara refa tsisy fan b lery, aleo ho anay sy mimifali rery :°)
54. fasaly ( 27/04/2007 19:50)
kay kay kay ! tena tafaray ato dool zany ny mpakafy anmbonjona mianakavy fa samy manana ny hanitra ho azy fotriny :-D
ny ahy klou i kix ihany sinon tsy misy e! iny kalou ...lelafiko mitry ny hatrembohany refa le mitete avy mihira iny e!:-P:-D:-D:-D


kelly : jay jay jay jay! lay volomasony mitry no maha potika andry an!:-D:-D:-D
ny ahy lay molony sy ny feona ary ny sokany sy ny tendany hummmmmm:-D:-D:-D
55. mamzelkely ( 30/04/2007 09:26)
:-D:-D fasaly lelafinjy mitry veuu anjekako ôô tena manahy za ts ho tafaverina troiuny izy de aôna aklia ny tokatranokelinay zaaqny :cry::-D:-D:-D
56. fasaly ( 30/04/2007 21:32)
:-D:-D:-D:-Dao fa hafaranay aty ndry atao zanaky e!:-D:-D:-D:-D:-D
57. fasaly ( 30/04/2007 21:33)
hatao zanakay io!:wink::°):-D:-D
58. mamzelkely ( 02/05/2007 16:18)
:-D:-D de mahazo manoroka an dada fôna zany za :°):-D:-D:-D
59. kelly13 ( 02/05/2007 16:36)
héééé fasaly sy mamzelkely> bande de malades :-D:-D:-D
60. Samoana ( 02/05/2007 16:43)
mamzelkely:

:-D:-D de mahazo manoroka an dada fôna zany za :°):-D:-D:-D


:-D mody manao zazamandry mandra-paharenok'i maman fasaly:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4782