ahoana ndray ty hiteny anglisy ty ndray e

1. menavolo ( 16/04/2007 19:01)
ohatrany tsara lay izy raah aahzoana tombontsoa indrindra fa ho an'ny ankizy sy ny tanora indrindra fa ny efa zokizokiny aza,
novalian'i niryna ny 27/04/2007 05:52
2. Fiffi ( 16/04/2007 20:03)
hummm......tsara io kah ! bdb ny tombontsoa azo am io de @ zay mba afaka mahita asa tsara avy eo...:)
3. Fiffi ( 16/04/2007 20:04)
fa de maninona re no natao tato am fiarakodia le dinika ? :roll:
4. mpamonjy ( 18/04/2007 14:29)
Raha eo @ sehatrin'ny informatika izao io no tena hirariana , satria @ teny anglisy ny ankamaroan'ny lesona @ tranokala ,
@ fiarakodia : ny "parts list" angamba no hilana azy
okay menavolo
5. Fiffi ( 18/04/2007 14:31)
ny dépliant toa am karazana langue koh !
6. melody ( 19/04/2007 13:38)
dia very izany izahay tsy mahay k'ity!:(
7. luciana5 ( 20/04/2007 19:59)
:lol:
8. rush ( 20/04/2007 20:38)
:?:
9. lila ( 24/04/2007 12:13)
nisy conférence internationale mba natrehako fa teo aho vao nihiratra ny masoko fa isika kay no jamba sy borné tam teny frantsay fotsiny hatrizay fa raha resaka international tsy tafa raha tsy teny anglisy. dia mirary antsika rehetra mba hi speak e
10. xxx ( 24/04/2007 12:49)
Aiza kosa ny hoe "jamba sy borné", teny frantsay aza no nisy teo ka atao ahoana ? Aza hadino fa mbola vola be vao afaka nanohy mianatra teny anglisy tsara eto M/car : izany hoe natao ho an'izay manambola

@ izao aza raha tsy ny fanjakana no hiantoka dia ahiako hiha-lafo izy

Misy conférence @ teny frantsay ihany koa ka , internationale koa izy ireny nefa
11. botrabotra ( 25/04/2007 07:45)
fehezina ny an'ny tena dia hianarana ny an'ny hafa fa tena ilaina @ fiainana,tsy ratsy ny mahay teny vahiny maromaro,isan'ny fivoarana izany .
12. pimaso ( 25/04/2007 08:51)
tsara ihany le hevitra satria ny fandrosoana eto M/car izao : investisseur anglophone daholo no eto :
DAIHO , QMM , DYNATEC , COMINAS , FID , ....
@ 2010 any sûr fa ny havanana @ anglais + ny traikefa efa hananany no HO lasa lavitra @ ity firenena ity?
ny sortant ny American school sy ACC aloa dia efa midanadana ny varavarana ...
Fa ny teny MAlagasy aloa tsy ambanin'izany e, ny vazaha aza ato manao cours de Malgache daholo,
leo hitenenanay teny gasy koa ry zalahy raha vao misy passeny tsy milay,
gasy ka manja e!
alright!
;-)
13. niryna ( 27/04/2007 05:52)
Izaho koa aza mba variana fa teny anglisy no fandaharana amin'ny internet any dago.Ho antsika mipetraka ao tana misy chapel amin'ny anglais ao ambanin'ny" Mampiely baiboly" angamba no anarany ary miditra amin'ny 9ora30am ny fiangonana isaky ny Alahady ka teny anglisy ranofotsiny miaraka ny sekoly alahady ho an'ny ankizy ihany koa.Tsy misy fidirana fa sady voky ny fanahy no nahazo tombotsoa ny saina mianatra teny vahiny:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3654