Chat hafa

1. hafaliana ( 15/04/2007 07:17)
Irony mini-chat irony hono izany e!
otran'ny mba mahafinaritra ny mampiasa azy fa sady mahasolo ny tchat mivantana mahazatra ireny izy no mahasolo ihany koa ny livre d'or n'ny site iray satria tsotra dia tsotra ny fampiasa azy. Mijanona eo foana mantsy izay hafatra navelanao. Andramo anie e! www.hafaliana.fr.tc
novalian'i Stretch ny 28/05/2007 18:37
2. xxx ( 15/04/2007 07:49)
atao inona io?ampy anay ny karajian'ny serasera e!
3. tslem ( 03/05/2007 19:56)
saika nanofy ratsy ah tam lé maizina be kle :-D:-D:-D am zay tsisy miresaka kory ao :roll:
4. Stretch ( 03/05/2007 21:22)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img443.imageshack.us/img443/9279/485i461fo1iz3.jpg[/IMG][/URL]

Za klou de nitondra labizii e !
5. tslem ( 04/05/2007 00:23)
stretch >>>:-D:-D:-D d sady nitanjiro zany njy no ni-chat =))=))=))=))=))=))=))
6. sitlo ( 26/05/2007 20:03)
toa tsy mande tsony ny chat miakatrakatra :-D:roll:
7. Stretch ( 28/05/2007 18:37)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957