FIFFI

81. imendrikaja ( 17/04/2007 13:21)
:-*:-*:-*faly miarahaba anjy tratry ny tsingerintaona, fa saingy toa tsy hita wa ny anaranjy amile tsingerintaona e; ba betsaka
82. sakaizakely ( 17/04/2007 13:24)
imendrikaja>

ka efa lasa satria t@ 15/04

ny 17 sy 18 indray izao no miseho
83. nathie86 ( 17/04/2007 13:27)
xxx:

nathie86:
za mba nanantena oe aita ny sarin'i Kala fiffi itsoka ireo Bougies
fa maninona ny olona no hatao an'izany hoe Kala izany e?

fa manin io kala zany ane fiteny malagasy eh izy ary tsy taitra kou.
Aza teztra alohan'ny tompony fa mapme




84. nathie86 ( 17/04/2007 14:14)

manadrana za ra mety eh
85. nathie86 ( 17/04/2007 14:21)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/2565/glacecaramel0201uu3.jpg[/IMG][/URL]eh eh tsy mety aiko reto an
86. nathie86 ( 17/04/2007 14:36)
oueeeeeeeeeh aiko eh de misaotra manokana an'i Diam eh de andefasako carte eo iany ndry eh(l)(l)(l)(l):D:D:D:D
87. ANARIM ( 17/04/2007 14:45)
mirary soa hatrany dia sois heureuse
(hoy anarim ilay tsy fantatrao looool)
louAnne : manararaotra anjiko tazako eto d manoroka mamy tsy manadino oulalaaaahhhh :-*
88. Fiffi ( 17/04/2007 15:51)
ANARIM: misaotra akia an ! hay zay vao tadidiko ao am dinika reny sera2 an ! :) :-*:-*:-*
89. Fiffi ( 17/04/2007 19:10)
ndao am-zay taperina le gato....:miam::miam:
90. mbaliana ( 17/04/2007 19:25)
fiffi> azafady akia fa bonne annif njy a... tara be zaaa :-*:-*:-*:-*
91. Stretch ( 17/04/2007 19:28)
mahazo maka ve ?:oops:
92. Fiffi ( 17/04/2007 19:30)
mbaliana: ts'isy fady akia an ! :):-*:-*:-*
Stretch ; natao pour....:):-*:-*:-*:-*
93. Stretch ( 17/04/2007 19:37)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/3d-sucette.gif[/IMG]

Ambavako aby aby.
94. diamondra27 ( 17/04/2007 19:40)
nathie86:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/2565/glacecaramel0201uu3.jpg[/IMG][/URL]eh eh tsy mety aiko reto an



:P de ampy e :wink:

mazotoa an!

io mitsy le glasy tena tiako.miam miam saingy tsy ho ahy fa ho an'i fiffi :}:}

:-D:-D:-D

weeeeeeeee bravo nathie fa nahay, omena inona ndry?=D=D=D=D=D=D
Efa we aza kivy wa fa hay foana io na ho ela na ho haingana. Samy nosoran-dreniny menaka ve de tsy hahay ze vitan'ny olona e!. POSITIVE foana ny fiainana

(nathie:miala tsiny fa be vazivazy aho indraindray sao tsy mahatanty an!)



95. andrea ( 17/04/2007 19:41)
Ouhh !!! ma douce fiffi ..
Je suis impardonable .. je suis confuse .. j'ai raté ton anniversaire .... Je peux t'inviter chez mon tana pour me ratrapper ???
merci !
96. Fiffi ( 17/04/2007 19:42)
humm......mampilendalenda be an ! :)
97. diamondra27 ( 17/04/2007 19:44)
za hibodo fa tsy misoratra ao @, momba an'i fiffi akory we firy ny date d'annif-ny. tssss
le taona aloha no nitombo 1937, lol:


aiza aza nareo ry reto mahita zany date zany a!
98. Stretch ( 17/04/2007 19:47)
diam> ty ny ôkôlaziko fa za ko naka sopapa tam le fanazavana nataon-dry :-D


[IMG]http://img160.imageshack.us/img160/6234/numriserkr8.jpg[/IMG]
99. sakaizakely ( 17/04/2007 20:22)
diamondra27:

za hibodo fa tsy misoratra ao @, momba an'i fiffi akory we firy ny date d'annif-ny. tssss
le taona aloha no nitombo 1937, lol:


aiza aza nareo ry reto mahita zany date zany a!



ngôdé mila solomaso diamondra e ?

laingako zany an ! fa eo @ takelaka Namana serasera, amin'ny ilany havanana eto ambanimbany, misy soratra hoe tsingerintaona, dia mitranga eo daholo ireo namana izay teraka ny andro iraika iny, sy ny ampitso.

Ohatra zao androany 17/04, dia mitranga daholo ireo tompona tsingeritaona 17 sy 18/04

Rahampitso indray dia ny tsingerintaona 18 sy 19/04 no mitranga, dia toy izany hatrany.

Tsy haiko raha mazava ny fanazavako. Ampio azafady ho an'izay mahay raha toa ka ilaina izany. Misaotra mialoha ho an'i diamondra sy ireo izay mbola tsy zatra :P:P:P
100. diamondra27 ( 17/04/2007 20:31)
sakaizakely:efa manao solomaso akia a, mila lopy be :°)
misaotra @ fanazavana e!:-*:-*
strech: kay letia e! tena maizina iray mihintsy ve no azoko, hummmm . Maromaroa ny tahaka izao
weeeeeeeeeeee faly be za
tena nety tsara le izy ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664