FIFFI

61. rvoulah ( 17/04/2007 05:07)
bon anniv ki Fiffi an , tara kely fa tsy olana moa e?
biz:-*
62. Fiffi ( 17/04/2007 05:48)
De mbola mamerina hatrany ny fisaorana anareo rehetra ry namana fa tena feno ny fo......manana namana marina manana anareo rehetra.....:-*:-*:-*:-*:-* daholo....
Tao daholo na ny voninkazo , ny vola , ny .....fa ny tena navesa-danja de le FITIAVANA hummm......merci du fond du (l)
pour toi ozy io voninkazo io fa ho anareo rehetra.....:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
63. 147 ( 17/04/2007 06:40)
tratry ny fety akia ry fiffi a!dia ho tratry ny @ herintaona indray e!:-*:-*:-*:-*
64. botrabotra ( 17/04/2007 06:42)
arabaina fiffi tratry ny fety!dia mitomboa fahasalamana,ho tratry ny ela indrindra njy!:-*:-*:-*:-*:-*
65. ari.malala ( 17/04/2007 08:16)
Fiffi, ataoko fa ts d mbola tara loatra ra androany vao miarahaba sy mirary soa e! dia mirary ny soa sy ny tsra hifandimby eo @ fiainandry aky a :-*:-*
66. nikopol ( 17/04/2007 08:17)
fiffi bonanive zany ! fa tsy hitako nisoratra tao amile pejiny aniv tamin'io andro io nge le anaranao e ?
67. lancia ( 17/04/2007 08:55)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
BONANIF FIFFI:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*AMPITIAVANA BE
68. sakaizakely ( 17/04/2007 09:08)
Fiffi,

nena ny fiarahabana efa vita fa miandry gatô sy sambosa sisa

de le sary moa zany mbô aiza e ? le takolaka kely mibotsina be eo ampitsofana labozy iry tiako ho hita be :-P
69. vale ( 17/04/2007 10:12)
dadie:

Mpandefa : vale [ Valio ] 16-04-2007 13:29:53
Lohateny : Re : FIFFI
dadie ngah mapiseo sary,hih

ka lé resaka oe jereo eto d noeveriko fa sary aki ry
vale aizy raha handray tsy raisina a!
sady mpanao xxx i daddie aza pametraka sary

o ry reto a:aoka marina e
tsy misy zavatra hafenina za fa za nanana sary tao fa efa nesoriko fa ra misy t aita ahy d mandehana am ty adiresy ty oo
:
ao am dailymotion d recherche mdjette d za lé manao boty fotsy am klipa d samy naita daolo zany an
vale efa nanotany ny sariko dry d novaliako anio koa:-*

fiffi> dsl joyeux anniversaire :-* :-* :-*

8O


70. vale ( 17/04/2007 10:20)
manova sujet fona:{
71. vale ( 17/04/2007 10:22)
dadie:

noeveriko ampiseo ny sarindry aki dry efa faly ery aki za ry fiffi :-* :-*



72. vale ( 17/04/2007 10:23)
73. diamondra27 ( 17/04/2007 10:24)
fiffi: sambatra akia ndry nahazo kdô be de be e! de ividianandry inona alou le 5000 io e! , de aiza doly no anaovana reo voninkazo be de be ireo?
de le sary hono ! chuuuut an:wink:
de maharitra firy jour akia ty fety annif ity a?

tena tsy nisoratra tao @ fitsingerenan'ny taona tokoa ange ny andry e! hummm ary misy mahalala secret 'reto olona 'reto an:-P:-P
de firy taona izany ndriko e!
sa tsy azo anontaniana moa io refa aty france fa tsy mahalala fomba surtout raha vhv ilay tompo-pety ,lol

tslem: efa mahay ve mandefa sary ve sa mbolamisy blem?
Nathie: de ahoana koa ny andry?



74. vale ( 17/04/2007 10:24)
^:^
75. vale ( 17/04/2007 10:30)
dadie:

ka lé resaka oe jereo eto d noeveriko fa sary aki ry


ry vale
oui maman!!:lol:


76. vale ( 17/04/2007 10:31)
8)Bonaniffffff Fiffi a!8)
77. sakaizakely ( 17/04/2007 10:36)
diamondra27>

poika ! tsy sekré zany fa tena nisoratra t@ tsingerintaona le hoe Fiffi 15/04 kou njy nga ahoana an !

za tsy mba mahalala sekre zany manko, fa raha mahalala kou lo za de tsy miteniteny fa sekré zany kou.

de ahoana mou zany le isan'ny le labozy, ny ahafantarana azy de hoe impiry nitsoka vao maty doly izy rehetra.

De impiry nitsoka zany Fiffi ? :-P
78. melody ( 17/04/2007 10:50)
Bon annif Fiffi na dia somary tara train ny aty:wink:




[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img99.imageshack.us/img99/8054/whiteroseje7.jpg[/IMG][/URL]
79. xxx ( 17/04/2007 11:55)
diamondra27:

fiffi: sambatra akia ndry nahazo kdô be de be e! de ividianandry inona alou le 5000 io e! , de aiza doly no anaovana reo voninkazo be de be ireo?
de le sary hono ! chuuuut an:wink:
de maharitra firy jour akia ty fety annif ity a?

tena tsy nisoratra tao @ fitsingerenan'ny taona tokoa ange ny andry e! hummm ary misy mahalala secret 'reto olona 'reto an:-P:-P
de firy taona izany ndriko e!
sa tsy azo anontaniana moa io refa aty france fa tsy mahalala fomba surtout raha vhv ilay tompo-pety ,lol

tslem: efa mahay ve mandefa sary ve sa mbolamisy blem?
Nathie: de ahoana koa ny andry?






koa efa nisoratra tery ankavanana anie ry diamondra e! mba mamakia ihany ny daty tsingerin-taona e!
80. Fiffi ( 17/04/2007 13:07)
humm......nisoratra tao kosa io an ! io indray de tena marina kah..fa de mbola mamerina hatrany ny fisaorana anareo rehetra ....:):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.538