BUDGET MENSUEL à BARCELONE !!

1. Piksou ( 12/04/2007 09:42)
Mba te ahafantatra ny tokony ho dépense pendant 1 mois ho an'ny olona izay mahalala ny fiainana any na mipetraka any Espagne en général.
Ny zavatra important no tiko ho fantatra (ny sakafo, ny loyer ve tonga dé y compris ny prix-ny elec sns ...)

Misaotra anareo mialoha
novalian'i Aino ny 15/04/2007 08:11
2. Fiffi ( 12/04/2007 12:38)
toa misy hiany ny namana any ka de aleo ry zareo no hilaza an'io eto......
3. Aino ( 12/04/2007 13:35)
Piksou: raha ny fiainana aty anky dia mora ihany raha azo lazaina ah!!
ny sakafo mora,ny kojakoja hasakasak'ilay ilainao, ny akandro sns indray dia arakaraky ny mark izay vidinao ao ny mora ao ny atoniny ao koa hireo lafo be!!

raha ny hofan-trano indray dia any @700 euros eo ho eo, asakasak'ilay toherana ihany koa fa misy hireo lafo.na mandehana @toherana izay misy pianatra mitady hiaraka anofa trano aminy!
4. Piksou ( 13/04/2007 12:01)
Aino>>> misaotra betsaka t@ valinteninao, aiza ho aiza ao Espagne no misy andry sa Barcelone mitsy ????
Misy site zay nomen'ny olona ana ka www.loquo.com dé misy an'le colocation ireny mba tsara iany ve ny mipetraka miaraka amin'olona ??

Ny akanjo ngamba de aleo mitondra miala aty Mada satry ôtran'ny oe mitovy2 ny aty ny toetr'andro any sa aôna ?
Fa le fiainana en général mitsy ny sakafo, ny trano, ny deplacement.

Afaka mba miafampiresaka @ mail ve tsika sy ndry ?? juste oe mba manampy @ infos ?

Oki ky de mazoto a !!!
5. Aino ( 15/04/2007 08:11)
Piksou oui afaka tsy maninona mihintsy fa afaka manampy anjy @ izay afako aho!!
andraso fa alefako any @ hafatra ny email-ko tena eto Barcelone mihintsy no misy ahy @ izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426