mitady accords miaraka amin'ilay hira

1. rickers ( 11/04/2007 14:03)
tena tsara fa be tonokira ilay sites,nefany ny zavatra dedaviko dia hira miaraka amin'i accords misaotra betsaka
novalian'i hery ny 12/04/2007 07:25
2. Jessimi ( 11/04/2007 16:06)
Ho an'ny tononkira misy zon'ny mpamorona aloha dia sarotra ihany angamba izany fa ity misy takelaka ho an'ny hira vahiny efa nialan'ny zon'ny mpamorona:http://www.free-scores.com
3. mandrindra ( 11/04/2007 16:37)
efa misy ihany ao ka, jereo ao amin'ny tondrompeo
4. hery ( 12/04/2007 07:25)
Ao amin'ny tononkira dia Tondrom-peo no iantsoana ny accords. Misy hira anjatony misy tondrom-peo ao.

De rehefa manana accords koa dia mba ampidiro ao fa fifampizarana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334