salmo1

41. cutie ( 11/04/2007 23:48)
:-D:-D:-D:-D
42. ikaretsaka ( 12/04/2007 02:29)
ka normal izany ko.. ny olona resahana angaha moa atao kopy an'ilay resaka raha resaka ohatran'itony?

raha ohatra ve ka hiresaka amin'ny samy akama mombana 'olona 1 de hanomboka amin'izay ilay
"iny ry reto ohatran zao sy zao sy zao" dia atao present eo koa ve ilay olona resahina?

43. cutie ( 12/04/2007 21:15)
ikaretsaka [ Valio ] 12-04-2007 04:29:57
Lohateny : Re : salmo1
ka normal izany ko.. ny olona resahana angaha moa atao kopy an'ilay resaka raha resaka ohatran'itony?

eto @ forum ve de tsy ho kopy e :-D:-D:-D:-D
@ zay we eritreritra mandalo :-D
raha ohatra ve ka hiresaka amin'ny samy akama mombana 'olona 1 de hanomboka amin'izay ilay
"iny ry reto ohatran zao sy zao sy zao" dia atao present eo koa ve ilay olona resahina

manjary mifosa njay nge zany e :-D
44. xxx ( 12/04/2007 21:34)
ftma:

sakaizakely: ratsy amin'inona?
betsaka anie manoratra tsy misy dikany eto fa tsy salmo1 irery e, fa aza valiana izy hoan rehefa tsy tianareo ny resany
Tsiky dia ampy :D


marina mihitsy izany ftma:wink: i sakaizakely izao mitady halaza amin'ny fahasiahana ato amin'ny forum dia ahoana izany????:-w
aleo aza ôtran'ny salmo mampivanitika toa izay mahita olona masika be ....


45. ikaretsaka ( 13/04/2007 02:37)
cutie:
manjary mifosa njay nge zany e

K\'hita fa mifosa isika ko :roll:...saingy hitany fotsiny!:-D
euh.. inona re ny teny gasy mahalaza izany e? mipiso? ny misaka manko michat!
46. cutie ( 13/04/2007 16:13)
K'hita fa mifosa isika ko ...saingy hitany fotsiny!

zany ve nefa we eo izy :-D
47. vale ( 13/04/2007 16:40)
:-D:-D:-D
48. Papoose ( 28/04/2007 05:54)
salmo a!mba mitadiava ndray fika itiavan'ny sipa anao eee!!to orera daholo zay novakiko rehetra teo!fa manin mints?mba asio sary vaovao fa asiko comment milay beuuu!:wink::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.18