salmo1

21. xxx ( 10/04/2007 19:00)
lasa indray ity ny fanalan'i Stretch sy sitlo
22. xxx ( 10/04/2007 19:06)
Stretch:
tsy sa makany bermuda zany izy fa mataotra an le string ao am le fokotany vôlohany vô miditra ap antanananareo io :°)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:


23. fasaly ( 10/04/2007 20:07)
kelly13:

lazainy fa tara aminy eo nareo fa ataovy nge e, za klou tratra d fayyyyyyyyyyy tateraka e

:-D:-D:-D:-D tamzà nametraka tsikera tam sarin'i salmo tam vlou de ozy hoe mikoty azy hono zà:-D:-D:-D:-Drangitra ihany aho fa toa tsy manatsiny lay bandy kely de naleoko mi meme sisa de zay zany:-P



24. sakaizakely ( 10/04/2007 20:11)
fasaly> za kou efa nahazo fa tsy rarahiko fa resaka kondrana

zay nge no anaovako azy hoe mythomane satria heveriny fa tara aminy daholo ny joba rehetra hono e !

kofa tsisy atidoha :{
25. salmo1 ( 10/04/2007 20:17)
sakaizakely:
za kou efa nahazo fa tsy rarahiko fa resaka kondrana


Mino aho fa tsy mbola nametraka tsikera na dinika t@ sakazakely ka niteny oe: Tara amiko ndray i sakazakely:-D=))


ramatoa be io ve de^:^ por Dios:-D:!:
26. sakaizakely ( 10/04/2007 20:22)
salmola > mythomane :roll:

tsy hita akory izay mba zaka fa vinaningadra no betsaka

na ramatoa be hoatran'i bofinao aza ve moa zakanao akory ? na ho gigolo fotsiny aza tsy ilaiko akory :roll:

27. salmo1 ( 10/04/2007 20:24)
salmola > mythomane
=D=D
28. sakaizakely ( 10/04/2007 20:26)
de iza indray nga izao no nofisana manaraka ?
lany andro mitady joba amin'ny aterineto no mba fiainany
:-@:-@:-@
29. karinah ( 10/04/2007 21:03)
mametraka tsikera kou manin hono? na tara na.. ts'hitako zay olana, natao fasiana compliment anie ny sary eee!!:}:}:}
30. salmo1 ( 10/04/2007 21:07)
mametraka tsikera kou manin hono? na tara na.. ts'hitako zay olana, natao fasiana compliment anie ny sary eee!!:}:}:}


Hita wa! zah koa teraka (l) kely ny masoko @ karinah, mmmmmmmh isika mitsam. jereny sakaizakely ange zahay eh. mahafinaritra ery fa romantique:*
31. salmo1 ( 11/04/2007 08:51)
Inona zany rainjitra:?:
32. Zina ( 11/04/2007 16:35)
salmo1 [ Valio ] 11-04-2007 10:51:22
Lohateny : Re : salmo1
Inona zany rainjitra


Jerevo any amin'ny dictionaire espagnole :-D:-D:-D
33. karinah ( 11/04/2007 17:20)
salmo1>:-$:-$:-$:}:}:}:}:}:}:}:}:}:wink:
34. xxx ( 11/04/2007 17:21)
35. ftma ( 11/04/2007 20:54)
lany andro mitady joba amin'ny aterineto no mba fiainany
marina ve izany salmo1? :wink: mahazo be de be less :-*
Lasa malaza mihitsy salmo1 resaina foana :wink:
36. sakaizakely ( 11/04/2007 20:59)
ftma> malaza ratsy :?
37. ftma ( 11/04/2007 21:02)
sakaizakely: ratsy amin'inona?
betsaka anie manoratra tsy misy dikany eto fa tsy salmo1 irery e, fa aza valiana izy hoan rehefa tsy tianareo ny resany
Tsiky dia ampy :D
38. xxx ( 11/04/2007 21:30)
sakaizakely:
ftma> malaza ratsy :?
malaza tsara kosa e
39. cutie ( 11/04/2007 23:10)
ftma hihihihi
bandy milay wa i salmo e
za mpankafy e :-D
40. ikaretsaka ( 11/04/2007 23:38)
salmo1> raha ny tokony ho izy ange tsy tokony miditar ato ialahy e..satria ialahy no resahana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023