fanekena fahatelo

41. nathie86 ( 17/04/2007 07:05)
ka io alou miankina @ sain'ny tsir11 e fa tsy olona iray ny sasany mety mba te anangana ny sasany mety tsy le anagana secta no tiany.
Ny catokik kou manana sponsor any ivelany eh
Ay ve ka ny FJKM no tena mpanangana secta eh:?:
42. ikaretsaka ( 17/04/2007 18:29)
nathie86:

ka io alou miankina @ sain'ny tsir11 e fa tsy olona iray ny sasany mety mba te anangana ny sasany mety tsy le anagana secta no tiany.

nefa dia nivavaka be t@ io tokoa ny tompo.. ny mba ho 1 an'izy rehetra

nathie86:

Ny catolik kou manana sponsor any ivelany eh


io dia ny bainga ihany no vavolombelon'ny mpiasa... raha tsy nisy asa vita dia tsy nisy spons ary na ny teo aza dia niala!
ary mitsakaraka etsy sy eroa mitady fa tsy manantena " famomnjena par grace" sy mamaiky baiboly fotsiny sy mihinana ny rakitry ny mpiangona, sy lany andro amin'ny fananganana secte sy ny "fitoriana" etsy sy eroa...
maninona raha mba manao otran itony http://www.perepedro.com/accueil.html ?
Ny asa fitoriana vita , ny olona toriana faly, ny manodidina mahazo asa fanasoavana, ny spons miraraka, ny valisoa any an-danitra... ny tompo irery no mahalala





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069