fanekena fahatelo
21. booboo
(
11/04/2007 13:32)
Ikaretsaka > tsy ny raha teneninao no namaliako an'io fa lé fomba famalin-dRakaroka manaraby=maneso no tsy voako. :x:x.
-mi-protesta an'iza/inona ny sampan'asa sy sosialy @ fg raha manampy fianakaviana sahirana ara-pivelomana ?
-mi-protesta an'iza/inona ny mpiangona @ ireny aumônerie hospitalière na carcérale ireny raha mifandimby manao garde malade (zay tsy fantany t@ adama na eva) sy mitondra sakafo ho an-dreo miditra hopitaly tsy manana havana an-tanan-dehibe ?
mi-protesta an'izany /inona raha manangana dispensaire any ambanivohitra
sns.
Ataoko fa tsy ny protestanta ihany na ny katôlika ihany no manao asa sosialy fa na zareo silamo kounkou aza. Samy hafa fotsiny ny fomba hanehoana/itondrana/fiasa rehefa manantateraka an'ireo. Donky ny fitenenana hoe
:arrow::arrow::arrow:
fa lé propesta toa "on proteste" no betsaka knou

lé propesta toa "on proteste" no betsaka knou
:arrow::arrow::arrow:
22. ikaretsaka
(
11/04/2007 13:57)
ok.. sorry. aleo i Rakaroka hanazava azy ary
fa ny fandraisako azy.. mi proteste ny fahasiranana izy raha manampy ny sahirana
mi proteste ny aretina izy raha manao asa soa any @ hopitaly sy ny dispensaire isankarazany.
fa ilay izy tsy miely loatra s y tsy malaza loatra nefa tokony satria bedebe ihany ireo mpivavaka ao nefa ...protesteko kosa! tokony hiparitaka ilay izy, ny any dago fotsiny ohatra.. azafady fa zavatra hitako ity an... ny toerana ahitany tombontsoa ihany no toa be azy ireny..
fa any @ le tany veeeery be, tsisy vary , tsisy vokatra, tsisy omby, tsisy volamena sy safira , tsisy kaly, tsy misy lalana ...
indrisy tsy misy any izy... io koa protesteko fa tokony ho any izy.
izany hoe tokony mba misy abbe pierre, pere pedro, masera teresa, sns... misongadina amin'izy ireny
mety hahasoa azy sy ny vahoaka sy ny mpiangona manko izany.. noho ilay mi propesta fotriny

23. prime
(
11/04/2007 14:39)
Ikaretsaka> Aza miteniteny foana r'ise rehefa tsy dia mahafantatra loatra a... fa tany aiza eto Dago, tanàna aiza, fokontany, firaisana aiza, fivondronana aiza no tsy misy fiangonana protestanta sy ny asa soa ataon'ny fiangonana?... fa ny fiangonana protestanta tsy dia manao "publicité" loatra satria efa fehezin'ny tenin'Andriamanitra ny amin'izany...
Ny tena vohizin'ny fiangonana protestanta raha tsy azonao tsara dia ny famonjena ny fanahin'ny olona mihoatra lavitra noho ny famonjena ny nofony... izany nefa tsy midika hoe tsy manao ny fiangonana raha tsy lazaina fotsiny ireo notanisain'i booboo ireo ohatra... ary mihoatra noho izany aza ny fitoriana filazantsara amin'ny olombelona rehetra ka iarahan'ny tobim-pifohazana rehetra sy ny fiangonana miara-mizotra mitondra ny olona ho ao amin'i Kristy...

24. ikaretsaka
(
11/04/2007 15:09)
prime>
oadray.. betsaka be ... misitria ala atsinanana fotsiny (Fatitra Zafimaniry ohatra) na tampon\'i horombe na Bemaraha, ary nahita sy nanjohy ilay lalana aho matona niteny. fa nahita olona mihitsy aho niteny tany hoe \"hivavaka indray iznay fa iny mompera ...\"
tsy resaka publicite velively ilay izy... fa hita eny ihany ka...
mopera sy masera sy ry frera tsy manao publicite mitondra megaphone loatra na mizara trakta .. fa hita eny @ asany eny ihany.. ary samy mahatsapa izany aby isika.. ary ataoko fa ny 95% antsika dia efa nandranto na nohasoavin\'izy ireny aby.
Tsy voatery hoe nampianariny tany an-tsekoly ihany, fa amin\'ny fiainana andavanandro fotsiny.
dia inona moa ny hoe olona? tsy ny vatana sy fanahy va? matoatoa (ghost) izy raha hoe fanahy fotsiny! amiko tena mila miaraka ireo fa manjary mandeha ilany ohatran\'ny kiraron\'i Beminaha! Sady hoy ny Gasy hoe Raha noana ny vatana dia mivezivezy ny fanahy, ahoana ny fomba famonjena fanahy mivezivezy? tsy mahay aho fa ampianaro!
Dia ny tsy azoko koa fa mila fanazavana ilay hoe \"famonjena ny fanahy\" nefa ny propesta tsy mino ny fisian\'ny fanahy any @ afo fandiovana

25. rakaroka
(
11/04/2007 16:30)
booboo:
Rakaroka > rehefa tsy fantatrao dia mangiana fotsiny fa aza manaraby tahaka an'io ! ny fanaovana asa sosialy tsy natao hifanindriana hoe ny atsy manao an'zao sy zao fa inona kosa no mba ataon'ny atsy ? tsy natao ho fitatata etsy sy eroa kounkou raha juste hifanaovana fampitaha tsy mitondra mankaiza fa mitondra ho @ fahasorenana aza ....
booboo : "taiza" propesta aho, sorena ianao sns....
anao anao ny fahasorenananao tsy ahasakana ahy tsy ivolana ny "réalité de chose"... izany hoe ny zava-misy marina...mikasika ny hoe fampitahana de toute façon mitaha sy mivongana ho azy anie ny zava-misy sy ny zava-bita e, ary marina ny remarquen'Ika hoe
nisy "besoin d'aide" izay naha "Absent TANTERAKA" ny propesta, nandia sy niaina betsaka izany aho. Marina ny teninao hoe manao asa soa ny "protesta" fa tsapako @ ankapobeny hoe "temporaire" no tsy vaindohan-draharahan-drizareo tahaka ny an-drizareo
catholique sy ny nataon'-dry Thèresa sns, izany ... Tsy manana ny "Fandavantenan'ireny olona ireny loatra
ny ao @ protesta,il fallait dire la "vérité", ka raha tohina noho izany dia ny "ezaka" no atao na
mijanona manantena lava ny famindra-po sy ny famonjen'i Kristy!
Tsy hitako rahateo izay tokony ahatohina koa tsy t@nareo ihany ve no nanao hoe "tsy ilaina ny asa soa"
ataoko "négligeance" maro toa izany no naely mba iainan'ny olona: tahaka ny hoe minoa fotsiny ihany: koa "aza tohina raha tsy "comparable" @ hafa au niveau de bienfaisance!:oops:indrisy:oops::oops:
26. rakaroka
(
11/04/2007 17:10)
booboo:
Rakaroka > rehefa tsy fantatrao dia mangiana fotsiny fa aza manaraby tahaka an'io ! ny fanaovana asa sosialy tsy natao hifanindriana hoe ny atsy manao an'zao sy zao fa inona kosa no mba ataon'ny atsy ? tsy natao ho fitatata etsy sy eroa kounkou raha juste hifanaovana fampitaha tsy mitondra mankaiza fa mitondra ho @ fahasorenana aza ....
Tsy fantatro?....Fantatro @ antsipiriany mihitsy ka!
Ny any Dago haiko tsara satria namana maro sy fianankaviana no ao @ sehatry ny fiangonana. Haiko tsara koa ny fisian'ny Tafo telopolo mahery kely eto Frantsa, ny FPMA eto sy ireo tsy miankina tahaka an'i Wagner:
ny programmen-drizareo "annuel"saiky @ atsipiriany mihitsy : ny "zaikabe"...Ny fisian'ny vokatra sy ny anton'anton'izany,sns. Fa tsy misy "part" misongadina tahaka ny an'ny hafa ho @ sosialy kosa aloha e, raha misy dia "temporaire izany fa tsy isan'ny vain-dohan-draharaha tahaka ny any @ hafa. Ny réglement intérieur anie tahaka ny hoe "famangiana",sns, ka na "association" faran'izay tsotra aza mba manao izany, fa ny "grande ligne" tahaka "organisme fanasoavana tahaka ny "secours catholique" ny fitsimbinan-dry Thèrese M ny tsy salama (tsy mitovy @ famangiana mararin'ny protesta; ny an-dry Thèrese tsy simple famangiana tahaka ireny, ny teny mahalaza dia "famonjena" ny marary ary nikatsaka fanasitranana tokoa : Lavitra Bbbbe ilay soa naatrana.
Ny "image nette dia ilay "samaritana tsara fanahy" hoe nisy nandalo ihany fotsiny fa nisy ny niara-niosina taminy. Izany no nanaovana hoe "mba manaova tahaka izany koa!
Ka ilay resaka angamba tsy ifanenjehana loatra fa fampatsiahivana fotsiny ihany:8O8O:idea:
28. rakaroka
(
11/04/2007 17:33)
Fa mahavariana ahy ihany ity "dinika" ity.Satria nisy fanambarana koa nifanojo t@ ity nanazava ny farana "cycle" de "civilisation" dia tahaka izay diavintsika izao... dia nisy déluge hono avy eo. ...Tahaka izany ohatra raha nojerena ny fanambanin'ny ranomasina "océan atlantide" dia misy tanàna BBBbe rakotra ao, dia ny zava-niseho teo @ faramparan'ny civilisation nifandraindraika @ izao iainantsika izao...fanambarana ihany izany, ny tsi1/1 manana ny fijeriny sy finoany8O
33. booboo
(
12/04/2007 11:03)
:°) t@ omaly io kah ...zao efa andro hafa ndray hihihihihihihi :°):°)
34. ikaretsaka
(
12/04/2007 12:02)
booboo.. izy ndray ramatou milay kon! tsy mahatratra ny andro hariva ny fahatezarany sady tezira izy fa tsy manota... na manombo ihany aza indraindray:wink:
38. nathie86
(
13/04/2007 07:34)
manao asa sosialy ihany ny protestan ka fa tsy hoe miproteste ftsny. Misy ny atao hoe dorkasy any de ireo olona ireo no manampy ny olona sahirana sa tsy zan mo le atao hoe sosialy.
Tsy arako tsony kou le ady hevitra fa nareo mazoto miforum B daolo kou:).
Tsy miandry famindram-po fotsny zan kou. Ny itako hoe mampivelatra ny catholiK de 1 zareo no fiangonana voaloany nisy teto, manana organisation sy partenariat BDB iany kou izy de zay vao tonga ny Luter de zay ngamba no mampivelatra azy kokoa. Aza mora tezitra fa ny fo ané rano mafana eh.:)

39. ikaretsaka
(
13/04/2007 12:52)
manao asa socialy " Ihany" ry zareo...ekena
rakaroka:
fa "réalité de chose"... izany hoe ny zava-misy marina.. de toute façon hita sy mivongana ho azy anie ny zava-misy sy ny zava-bita e, ary marina ny remarquen'Ika hoe
nisy "besoin d'aide" izay naha "Absent TANTERAKA" ny propesta, nandia sy niaina betsaka izany aho. Marina ny teninao hoe manao asa soa ny "protesta" fa tsapako @ ankapobeny hoe "temporaire" no tsy vaindohan-draharahan-drizareo tahaka ny an-drizareo
catholique sy ny nataon'-dry Thèresa sns, izany ... Tsy manana ny "Fandavantenan'ireny olona ireny loatra
ny ao @ protesta,il fallait dire la "vérité", ka raha tohina noho izany dia ny "ezaka" no atao na
mijanona manantena lava ny famindra-po sy ny famonjen'i Kristy!
Tsy hitako rahateo izay tokony ahatohina koa tsy t@nareo ihany ve no nanao hoe "tsy ilaina ny asa soa"
ataoko "négligeance" maro toa izany no naely mba iainan'ny olona: tahaka ny hoe minoa fotsiny ihany: koa "aza tohina raha tsy "comparable" @ hafa au niveau de bienfaisance!indrisy
40. ikaretsaka
(
13/04/2007 13:01)
Ny itako hoe mampivelatra ny catholiK de 1 zareo no fiangonana voaloany nisy teto, manana organisation sy partenariat BDB iany kou izy de zay vao tonga ny Luter de zay ngamba no mampivelatra azy kokoa
hay ve tsy organized izy ao e??:-D
dia mba tokony nanangana organization sy nitady partenariat koa anie ry zareo raha ny hevitro...
fa tsy lany andro amin'ny ilay fisainana hoe .. tsy azoazo pasitera dia manangana sekta atsy de manangana sekta eroa...
ny an'ny katolika anie ny zavatra natsangany ihany no naha be spons azy e!
nanangana sekoly sy centre fikarakarana ny 4'mi izy ohatra dia nande be sy nalaza erantany ireo ihany no hitan'ny olona de tohanany rehefa avy eo!
nanao sekoly izy dia hitan'ny olona fa tsara sy discipline ny sekoliny sy ny mpianatra ao dia alefany mianatra ao ny zanany.
manao hopitaly izy , dispansera
Ianarana ny soa fa tsy proteste-na!:wink: