lhl tsy mazoto manao firaisana

21. lancia ( 17/04/2007 14:10)
sao de misy zavatra nataonao tsy tiany ary tao e,ka mahatonga fahasorenana ho azy
22. bozylove ( 17/04/2007 15:44)
xxx:
[size=13px]Lohateny : lhl tsy mazoto manao firaisana
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa
fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray; tsy haiko hoe manin possible ve zany hoe lhl tsy mazoto zany ; sa hoe reraka izy ; de to mahalasa saina ahy ihnay ialay izy[/size]


izay indray ny resaky XXX, vavy ve sa lehilahy enao e:?: :?: :?: , [size=13px]lehilahy ve no miaraka @ nao nefa enao toa lehilahy araka ny filazanao[/size]

xxx:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-04-2007 09:46:46
Lohateny : Re : sipa maimbo
fa manana olana angaha ianao ry bozylove????
[size=13px]bandy aho ary io no mba dinika apetako ato[/size]!!!!


[size=13px]sao homosexuel nareo izany mahatonga anao mitondra psedo XXX fa menatra[/size] :roll: :roll: :?: :?:


http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4621433b395e4#m4623c5bc31d25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5021