lhl tsy mazoto manao firaisana

1. xxx ( 09/04/2007 16:07)
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa
fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray; tsy haiko hoe manin possible ve zany hoe lhl tsy mazoto zany ; sa hoe reraka izy ; de to mahalasa saina ahy ihnay ialay izy
novalian'i bozylove ny 17/04/2007 15:44
2. Vahinala ( 09/04/2007 16:20)
Maninona raha izy aloha no anontanianao voalohany ? Rehefa tsapanao fa tsy normal sy tsy mifanaraka am fanaony hatramzay dia resao izy, efa mpivady ianareo tsy misy mahamenatra ny miresaka izany.
3. fasaly ( 09/04/2007 16:34)
mety reraka izy e!:°)
4. kelly13 ( 09/04/2007 16:53)
:oops: nenà rams plus reraka plus mitady :°)
5. Vahinala ( 09/04/2007 17:05)
:-D:-D:-D:-D nena ndray kosa alo refa tena ko zay d tsisy fika e !
6. kelly13 ( 09/04/2007 17:07)
:-D:-D:-D d atao ko koukou ankia a mahita tory tsara @ zay, hihihihi
7. Vahinala ( 09/04/2007 17:09)
=))=))=))=))=))
8. paris10 ( 09/04/2007 19:01)
sao manana problema izy @ fahasalamany?miresà marina ianareo mivady fa tsy normaly zany!fa na de reraka b oh inona ary ve!dia aza forsena koa izy fa anontanio aloha sao tena manana bleme e!
9. booboo ( 09/04/2007 20:14)
Mety hoe : reraka, misy raha mampiasa saina azy, misy raha mahasorena azy sns.

Ento miova rivotra izy e, na ataovy massage rehefa tonga avy miasa iny (hu hu hu)
10. Vahinala ( 09/04/2007 20:46)
xxx > Na d izany aza aloha aza d tonga d mandefa fisainana lavitra be hoe sanatria mampirafy ve izy na ohatr'izany fa ny tsara indrindra d anontanianao moramora izy fa tsy maintsy misy antony.
11. Fiffi ( 09/04/2007 21:02)
xxx:
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray;
heu....ohatranao hiany ange io ry xxx eh ! enao ve de mazoto foana ? tsy maintsy misy fotoana hoe tsy mazoto enao de ohatra-zay koh izy ! surtout hoe miasa izy de mba vizana eh !


12. sakaizakely ( 10/04/2007 07:36)
omeo viagra
13. Vahinala ( 10/04/2007 08:03)
Raha za manokana aloha d tsy amporisihako amzany mijan virja mandrampanambady zany ny zanako, hanariko izy mba tsy hanao an'izany aloha loatra saingy tsy hamporisika azy hiandry mariage zany za vao hiditra amzany izy, ilaina ny expérience alohan'ny hanambadiana fa tsy rehefa tafiditra zay vao lasa curieux ny saina hitady zavatra hafa.
14. Vahinala ( 10/04/2007 08:04)
lol zafady fa diso adiresy le valina dinika , tokony any amle hoe vhv virjiny io no nandeha. Sorry ooo
15. kelly13 ( 10/04/2007 17:08)
vahinala>d mody oe v oe diso dinika nefa namadi-dresaka? mdrrrr :-D:-D:-D
16. sakaizakely ( 10/04/2007 17:40)
omeo bois bandé ;-)
17. mandrindra ( 10/04/2007 17:51)
xxx, mitadiava kôfiboay hafa hanome fahafahampo anao
18. pimaso ( 11/04/2007 07:26)
xxx > ny lhl raha vao miasa saina dia maty balita,
miketrika affaire, fahasalamana, fivavahana...
fa après la pluie c'est le beau temps e!
manana finoana fa velona be io rehefa avy eo, ianao indray aza no tsy haharaka...
manaova exercice kely ihany na dia izany aza,
19. manitrarivo ( 17/04/2007 10:38)
izaho dia lhl ka tsapako tsara isika lhl @ io resaka firaisana io. Fa mila mianatra mitia ny vadintsika isika ary marina daholo ny resaka hoe : tokony hiserasera sy hitakoritsika matetika ny mpivady. Be dia be ny zavatra mety haha en panne ny lhl. Mety ho kizitina ohatra ramatoa, mety misy mahasorena azy ny fiainany, mety possible koa misy olana hafa mahavaky ny lohany; olana hoy aho fa mety ho olona ihany koa ka dia eny mbola tsy mitatra sy tianao ny vadinao dia resaho mora izy @ teny mamy f'efa nahazo ahy io pb nao io taloha. Teny mamy foana atao azy nefa aza tonga dia miova be koa fa ataovy tsikelikely !! izay fa mahareza ranabavy
20. bozyboleta ( 17/04/2007 11:12)
Tena misy io panne de sexe io fa raha te-hahalala bebe kokoa ndry de manaova recherche kely @ net ohatra ao @ doctissimo.fr de hitan-dry ny antony. Fa na izany aza tsisy otran'ny miresaka ny mpivady e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2989