mapimé kely paska !
62. tslem
(
08/04/2007 17:51)
kelly13:
tslem>mba oeuf sur plat aza ankia no nanaovany antsika fa tsy lamokan'atody kou :°)
ra sanatria ngamba lamokany d asa g nitranga teto fa d ho mantsina be :-D:-D:-D
65. kelly13
(
09/04/2007 16:54)
tslem>tsy nasin'ireo sirany tsika ra sanatrai lamokany, soa fa mba oeuf sur plat sy rôti :-D:-D
67. Stretch
(
09/04/2007 19:16)
fa le efo sory pilà mou am zao inn no tena sens ny e !?
mifangaro be fa domelina ny nandé tongotra avy any am 22kil a !(ambatofotsy):{
mifangaro be fa domelina ny nandé tongotra avy any am 22kil a !(ambatofotsy):{
70. kelly13
(
10/04/2007 13:09)
kefa oe mpamadika size gaigilahy sy gaigivavy i sitlo, stretch ary kelly13 kou mbola minoanoana eo iany :°)
72. sitlo
(
10/04/2007 17:38)
kelly13:
kefa oe mpamadika size gaigilahy sy gaigivavy i sitlo, stretch ary kelly13 kou mbola minoanoana eo iany :°)
malaza ratsy toy ny jiolahy :-D:°)
73. jaona
(
10/04/2007 17:54)
Dia inona no hidiran'ny akoho amin'ny atody? ny oeuf sur plat amin'ny rôti??
74. Stretch
(
10/04/2007 17:56)
tohizo rangà le sizé fa nareo ko tsssssy !
f'angah tsisy vary hinanana an reo stretch roti sy kelly endin'atody reo , faraf'alikany be sandry
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/miam8.gif[/IMG]
f'angah tsisy vary hinanana an reo stretch roti sy kelly endin'atody reo , faraf'alikany be sandry
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/miam8.gif[/IMG]
76. sitlo
(
10/04/2007 18:06)
fa angaha tsy maintsy vary foana eh, sady nga koa tsy maintsy hoanina :twisted:
efa we lhl iny wa:twisted:
efa we lhl iny wa:twisted:
