mapimé kely paska !
41. karinah
(
07/04/2007 20:39)
tslem::lol:
kelly13 >>> lasa oeuf sur plat tsika 2 fa paska ny andro, mba tsy escargot aza koh :-D:-D:-D
42. kiadi
(
08/04/2007 09:20)
mahia kely le poulet roti sy le oeuf sur plat!! tsiosy hoanina :-D:-D:-D
45. kelly13
(
08/04/2007 15:28)
tslem>mba oeuf sur plat aza ankia no nanaovany antsika fa tsy lamokan'atody kou :°)
54. sitlo
(
08/04/2007 16:19)
ka tsy azoko mihitsy ny tian'ny olona tenenina rehefa misy an'io.
ohatra ny sain-kanina izany ny fahitako azy. :-P
ohatra ny sain-kanina izany ny fahitako azy. :-P
56. sitlo
(
08/04/2007 16:30)
dain, tamzay mbola kely dia tsy mahazo manao sain-kanina izany.
Nisy tsianjery tany am-pianarana mihitsy aza hoe "izay tsy milalao sain-kanina".:°)
Nisy tsianjery tany am-pianarana mihitsy aza hoe "izay tsy milalao sain-kanina".:°)
58. sitlo
(
08/04/2007 16:41)
Milalao ohatra ny ankizy rehetra kah. Raha ny ankizy no tsy hilalao ... :°)
