Ny "fahafatesan'i Jesoa"
21. ikaretsaka
(
08/04/2007 17:15)
le teo @ le nitriatra ny rideau an'ny sinagoga ve dia nihorohoro ny tany dia niala ny olona sady nandon-tratra?
teo ve no tapaka ny film?:{
tsy milay izany fa maty ny role.. ny tohiny anefa no tena tsara ..mitohy hatr@ izao!
teo ve no tapaka ny film?:{
tsy milay izany fa maty ny role.. ny tohiny anefa no tena tsara ..mitohy hatr@ izao!
22. diamondra27
(
08/04/2007 22:03)
Tsy maty foana i Kristy fa fitiavan'Andriamanitra antsika ny nanolorany ny Zanany Malalany
http://www.dailymotion.com/olivieradd/video/x1kuqn_aimer
http://www.dailymotion.com/olivieradd/video/x1kuqn_aimer
23. Rasiligaoma
(
09/04/2007 02:33)
ka efa vita t@ Zoma ilay film hoe maty izy kah.
Efa velona ny Tompo.. Efa nitsangana indray ilay hitanay maty!
Any zao ny pejy tompoko
Efa velona ny Tompo.. Efa nitsangana indray ilay hitanay maty!
Any zao ny pejy tompoko
24. rabilabila
(
09/04/2007 05:19)
soanja:
Ny ahy indray dia hoe zava-poana ny zava-drehetra raha tsy nandefa ny Fanahy Masina hidina eo anivontsika Izy hankahery antsika sy hanoro lalana antsika.
Ny olombelona mantsy amiko na mahita aza tsy mahatsapa. Firfiry tokoa moa ny zavatra hitan\'ny maso nefa tsy manaitra no sady tsy raharahaina.
Fa ny Fanahy ao anaty kosa no hanova ny lalanao sy hampahitsy anao satria io no Mpitari-dalana mankany aminy. Io ilay tsapa avy ao anaty mivoaka ety ivelany! Asan\'ny fanahy. Sambatra aho fa miaraka amiko lalandava Izy na amin\'ny sarotra na mora.
Soanja ! Efa fantatrao ny position-ko (efa tapitr\'isa maromaro no nisian\'ny \"homo-sapiens\" ary raha toa ka tsy nanana fahendrena izy dia.....)ka indro misy fehezan-teny vitsivitsy notsongoiko hanamafisako izany:
\"J\'ai choisi la justice, pour rester fidèle à la terre. Je continue à croire que ce monde n\'a pas de sens supérieur. Mais je sais que quelque chose en lui a du sens, et c\'est l\'homme, parce qu\'il est le seul être à exiger d\'en avoir.\"
(Albert Camus)
\"L\'athéisme est une forme d\'humilité. C\'est se prendre pour un animal, comme nous sommes en effet, et nous laisser la charge de devenir humains.\"
(André Comte-Sponville)
\"Au sens philosophique, le matérialisme est d’abord une ontologie – une théorie de l’être – ou une conception du monde. C’est la doctrine qui affirme qu’il n’y a d’être(s) que matériel(s) : le matérialisme est un monisme physique. A ce titre, il se définit surtout par ce qu’il exclut : être matérialiste, c’est penser qu’il n’existe ni monde intelligible, ni dieu transcendant, ni âme immatérielle. Ce n’est pas pour autant renoncer aux valeurs ou aux biens spirituels. (…) Etre matérialiste, pour les modernes, c’est d’abord reconnaître que c’est le cerveau qui pense, et en tirer toutes les conséquences. \"
(André Comte-Sponville )
\"Je ne crois en aucun Dieu créateur, en aucun Dieu personnel s\'intéressant ou non au sort des hommes. Je ne crois en aucune forme d\'immortalité de l\'âme individuelle qui me paraît trop indissolublement liée au corps périssable, à son cerveau si inimaginablement complexe et fragile, pour pouvoir survivre à sa désintégration par l\'écrasement, le feu ou la putréfaction. Ces convictions négatives sont pour moi la condition d\'une conception de la vie qui rend à l\'homme sa pleine dignité et à la vie toute sa splendeur.\"
(Francis Perrin,physicien)
Misaotra
25. rakaroka
(
10/04/2007 06:54)
Fa naninn aza ny "arret sur "image" no najanona t@ izy maty?... ^Koa raha miditra am-piangonana ny tsy mahafantatra maro: sariny voahombo eo ambony hazo fijaliana no betsaka, rehafa mitory ny ankamaroan'ny mpino ataoko "Kristy voahombo" noho fahoatantsika no
voasesika hatrany (voamariko mihitsy io : tsy zoviana izany aho satria mpankany am-piangonanabna koa ... Izy nitsangana toa hadinodino izany ny miresaka izany raha tsy "Paka" izao8O:wink:
voasesika hatrany (voamariko mihitsy io : tsy zoviana izany aho satria mpankany am-piangonanabna koa ... Izy nitsangana toa hadinodino izany ny miresaka izany raha tsy "Paka" izao8O:wink:
26. rakaroka
(
10/04/2007 07:02)
Fiheverako raha tonga nofo marina i Jesoa, dia tokony niaina ny "etat"n'ny maha-olona antsika izao izy: possible tsara hoe mba ni(l)olona tahaka ny frères maro sns...ary tsy heloka izany na ota fa "naturel" fa ny saintsika sy ny fiheverana ny momba azy mihitsy no tsy "naturel" intsony.:roll: Raha ohatra moa Izy tena Andriamanitra en même temps.
Ny "conclusion" azo inoana dia afaka sady tena olona koa isika no tena Andriamanitra en même temps:
"tahaka Iny modèle iny satria raha exception izy tsy azo atao modèle!
Ny "conclusion" azo inoana dia afaka sady tena olona koa isika no tena Andriamanitra en même temps:
"tahaka Iny modèle iny satria raha exception izy tsy azo atao modèle!
27. ikaretsaka
(
10/04/2007 15:32)
rakaroka> mitovy hevitra aminao
fa mba diniho kely:
fa tena tsy mahatarika olona tokoa ve raha tsy voatery atao mahatsiaro tena ho tompon'antoka ( "feel guilty) foana izy ireo? fa tsy hoe mifalia fa tafatsangana ny Tompo
Tsy hahasarika olona ve sa misy effets be amin'ny olona raha ohatra ilay tenin'ny anjely t@ ndry Maria Madelenina hoe "Mitady an'i Kristy ianareo? Tsy ato intsony Izy fa efa nitsanganko velona"
no soratana ao am-piangonana ?
Fa naninn aza ny "arret sur "image" no najanona t@ izy maty?... ^Koa raha miditra am-piangonana ny tsy mahafantatra maro: sariny voahombo eo ambony hazo fijaliana no betsaka, rehafa mitory ny ankamaroan'ny mpino ataoko "Kristy voahombo" noho fahoatantsika no voasesika hatrany (voamariko mihitsy io : tsy zoviana izany aho satria mpankany am-piangonanabna koa ... Izy nitsangana toa hadinodino izany ny miresaka izany raha tsy "Paka" izao
fa mba diniho kely:
fa tena tsy mahatarika olona tokoa ve raha tsy voatery atao mahatsiaro tena ho tompon'antoka ( "feel guilty) foana izy ireo? fa tsy hoe mifalia fa tafatsangana ny Tompo
Tsy hahasarika olona ve sa misy effets be amin'ny olona raha ohatra ilay tenin'ny anjely t@ ndry Maria Madelenina hoe "Mitady an'i Kristy ianareo? Tsy ato intsony Izy fa efa nitsanganko velona"
no soratana ao am-piangonana ?
28. cutie
(
10/04/2007 15:48)

ka tsy maintsy tsindromina kely alou koa :-D
33. ranini
(
13/04/2007 07:36)
ny zavtr ara-panahy retra de azo daholo fa ny olon no tsy manaiky azy ndraindray kato a hoe sarotra be le izy.jereo tsara ny baiboly fa vao nanota Adama sy eva de nanao fandahrana Atra.Ao @ genesis 3:15 de nanao zvt izy hanala ny olon @ fahotan'ny RaRntsika de Adama syEva izany.Zvtr maro anie no tafiditra tao Edena fa tsy hoe finanana an'ilay voakazao voarara fotsiny eee!Tao oh ny hoe Tsy manome zaay tsara ny olon Andtr tao koa ny hoe tsy mahay manapak Andrtr de nanaiky nyb tenin'iSatana iA&eva vokany voasazy izy ireo de maty.ny taranany anefa mbola eo de tsy maintsy nanao io fandaharana io Andrt.Nanome ny Lalàn'i Mosesy izy avy eo mba ahatonga an'ilay taranaka hadio foana. Refa tonga ary Ksisty de nanantanteraka ny voasorata retra mombga azy tao @ testamenta taloha.Antony maro koa no naneken'JK ho faty de hoe eoaloha ny nanao soro,a eo koa ny porofo hoe misy olona tsy mivadika h@ Antr hatra@ fahafatesan.lava io resaka io fa @ manaraka tohizako.A+
34. rakaroka
(
13/04/2007 22:29)
ranini:

Sarotra ho an'ny olona "tsotra" ny hihevitra @ placen'Atra raha ny fiheviny tsy "fihevintsika"!...
Raha vitan'ilay "sorona teo @ hazo fijaliana tokoa moa ny "famonjena" dia "Inoana marimarina fa tsy toa izao (mijotso @ "tsara" ny "fiainana!
Atra raha toa
35. prime
(
17/04/2007 13:21)
rakaroka:... Ny masom-panahinao sokafana fa aza ny mason-tsainao fa tsy ho azonao mihitsy ny antony nanoloran\'i Kristy ny tenany raha izany...
\"fanetren-tena\" ?...Maro mihitsy no tsy mitonona izany fa dia mandavorary
fotsiny ny fiainana, eto anefa zary lasa hoe i Jesoa no nanao izao sy izary, raha tsy misy Azy dia tsy misy fiainana, Izy ihany no lalana sy fahamarinana ary fiainana fa ny sisa dia ...(nul) daholo...Tena izany mihitsy ny endrky ny fitoriana ankehitriny .
rakaroka:... Mbola famindrampon\'Andriamanitra hatrany no handeferany amin\'ny olona toy izao lazainao izao... fa hoy ny tenin\'Andriamanitra amin\'ny anaran\'i Kristy :
D\'accord aho raha toa raha toa sur le \"champs\" babao ota aho dia iny i Jesoa tamy
nihazakazaka namonjy ahy, ary maty noho izany izy. Fa déjà Mbola tsy teraka akory aho no efa novonoina izy. Donk tsy hitako ny hifandraisan\'izany?...
\"Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.\" Romana 5:8... ny tena olana mipetraka fahitako azy dia ny tsy fiaikena heloka mihitsy fa fanamarinan-tena aza no atao...
rakaroka:... Inona no tsy azon\'ny mpino ny amin\'ny \"temple solaire\"?... tsy mazava...
Ny tsy azon\'ny mpino ieto mihitsy dia nisy lay églizy \"temple solaire\" iny izao, tsiravina daholo ny olona satria dia \"fahafatesana koa no nivoitra tao abatiny:
ikaretsaka:... Ny sorona nataon\'i Kristy dia nanaraka ny tenin\'Andriamanitra feno ary nohamarinin\'Izy Andriamanitra sy nohamasininy rahateo... fa ny olona hafa tianao havoitra dia mba lazao hoe iza no nanao sorona?... dia inona no antony nanaovany sorona? fa tsy misy ifandraisany amin\'ny sorona nataon\'i Kristy loatra...
Ka ilay fijery tsy hoe misy \"partialité\" hoe rehefa Jesoa no atao sorona dia eken\'ny fanahy ary raha ny hafa dia heloka donk mitanila izany ilay fijery amin(izay: hoe Jesoa irery ihany no \"considérable au monde?.... Izany hoe notre monde: y compris ny passé, présent, avenir se réduit en Jésus...Or ce n\'est pas vrai du tout....
Raha resaka \"similitude\" no tianao ahatongavana dia lavitra be satria ny an\'i Kristy dia mazava tsara ny antony nanolorany ny tenany... fa ny an\'ny hafa mba tsara jereonao tsara aloha hoe inona no antony?...
Ny hoe \"ce n\'est pas vrai du tout...\" dia anao samirery moa izay fa i Kristy nefa miteny aminao hoe : \"...Izaho no fahamarinana...\" ; ka izay no mahatonga ny mpino miteny aminao matetika hoe na ianao mino Azy na ianao tsy mino...
37. prime
(
17/04/2007 14:00)
ikaretsaka> ^:^... azafady indrindra re tompoko ô... miala tsiny fa tenin'i rakaroka io fa tsy teninao... ifonana e...