homo ny zanako

21. tolona ( 10/04/2007 21:27)
pimaso!miala tsiny aminao kosa aho ra tsy hanome ny mailn-janako anao,ny famaizana azy aloha ataoko fa efa lehibe izy fa tsy zazakely intsony ,ny resaka fandovana ho azy no niharianay hatrizay ka omena azy izany refa tonga ny fotoana satria na eo aza ny zavamisy iainany dia nanaja anay mivady foana izy na t@ fietsika na ny valimbabena,nahoana koa moa aho no hanesika azy hanao mopera ?azy sy ny finoany zany fa tsy force-na toy ny lazainao,tsy de manampy ahy loatra ny resakao ,fa misaotra ihany raha izay moa no mba takatry ny sainao

misaotra ny hafa rehetra nanoro hevitra ahy fa somary mazava ny lalankombako ary faniriako ny hahasambatra azy,ka lazaiko aminareo ihany ny tohiny
22. cutie ( 10/04/2007 23:14)
tolona=D=D=D=D=D
mahereza:-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. sakaizakely ( 11/04/2007 07:15)
tolona> mahereza :-*

Tsy mora ny mahazo anao, nefa midera anao aho fa tsy mitovy toetsaina amin'i pimaso ianao ary sambatra ny zanakao manana reny toa anao mitsinjo ny fahasambarany na tsy évident aza izany noho ny zavamitranga satria tsy préparée ho amin'izany ianao. (Diso ny fijeriko anao voalohany fa miala tsiny).

Tsisy afatsy ny fitiavana tsisy takalony ihany no azonao omena ny zanakao, tsy fotoanan'ny famaizana intsony izao.

Tadidio fa na ny zanakao aza nisalasala be niandry taona maro vao sahy nanaposaka ny marina taminao satria fantany fa ho sarotra aminareo ray sy reny ny mianjady ny fiainana nofidiny. Fanajana anareo izany ary mendrika hajaina koa izy noho izany.

Aleo mananjanaka velona, sambatra sy mahay mifidy izay alehany. Ombay tsodrano ny fiainany.
24. tywa68 ( 11/04/2007 07:34)
Tolona : ny olona tsy maintsy hiteny, ary ianareo RAD nanana eritreritra hafa ho an'ilay zanakareo : malahelo nefa tia azy foana na izany aza satria zanaka izy vao homo (safidiny).

Raha hipetraka any dago moa izy, rehefa mahavelon-tena sy manana ny ampy, dia ho tsiriritin'olona, ary mety izy aza no hanampy be ny manodidina azy ! tsy voatery ho tabatabaina hoe homo satria mbola sarotra ihany zany any. Zanakao tianao foana : rehefa hitan'ny manodidina fa matanja-tsaina enao ary tsy mangataka aminy dia mijanona ho azy ny tsikera !

sakaizakely : =D=D

25. pimaso ( 11/04/2007 08:12)
Sakaizakely , tolona > ny kristianina votom-pinoana tsy matahotra fanenjehana izany, i kristy aza Andriamanitra moa nenjehina maika fa ze Izaho?
Ny zanako indray dia tezaiko @ fomba kristianina tanteraka fa tsy @ henatr'olona sy fombafomban-tany ohatrin'ny an'i taranak'i Kaina....vao manomboka ity hoy izy...
Raha resaka Bandy izany tsy ampy ahy nareo raha revy fa rehefa "Voankazo voarara izany kosa aloa dia , "Helo" no miandry anareo sy ny taranakareo; any @ fikotroha-nify"...
Aleoko lavitra mivavaka tery saina toy izay aliaka fiaina toa anareo mianakavy, rehefa tsy mahita vady ny zanakareo dia mifamotora ao,
Mazotoa dia miteraha 07 lahy 07 vavy hoe le zanakareo lahy sy le sipany lahy any,
Berk!
26. pimaso ( 11/04/2007 08:34)
Tolona > Raha ny mba takatrin'ny saiko moa ny tianao lazaina tsy maninona koa fa tsy misy latsakin'ny doctorat fotsiny izahay 06 mianadahy, ary fier-anay tanteraka ny Ray amandRDeninay, ny 03 cadres aty France manambady ara-dalàna sy manantaranaka tonga lafatra daholo,
ny 03 Propriétaires ny Sociétéany daholo any Madagascar manambady aman-janaka tonga lafatra daholo ihany koa,
Misaotra ry Dada sy Neny nitaiza anay t@ Finoana Kristianina foana hatr@ zay ka hatr@ izao fa tena ny Hana-dRay amandReny dia toy ny tsipak'ombalahy : ka mahavoa mahafaty , raha tsy mahavoa mahafanina,
Tsy mi-existe @ vocabulaire ny famille izany terme "homohomo" anao izany ,
ka hamaranako ny teniko; raha izay no hitanao fa mahamety ny taranakao dia tohizo Andriamatoa hajaina fa malalaka ny lalana: "ATSIPY NY TADY ENY ANTANDROKY NY OMBY FA ATSIPY NY TENY ENY AMPON NY MAHALALA"
Andramo ka zahao...
Mirary an'i sakaizakely koa mba hahita homo toanan'azy ny zanany lahy,
Misaotra Tompoko o!
Veloma fa tsy ho ato intsony ny tery saina manana doctorat fa , Anareo ny sehatra....
27. sakaizakely ( 11/04/2007 13:42)
O ry pimaso

crétin enao fa tsy chretien izany ka

Maizintsaina miseho azy ho kristiana nefa jambenan'ny fidehadehana. Bin Laden koa dia olona nandranto fahaizana ambony lavitra tokoa dia jereo ny nataony. Tsisy mahasamihafa anareo.

Tsy ny fahasambarana no ilofosanao @ fiainana fa ny fireharehana, nefa ny kristiana toa anao mba nampianarina ihany tsy hidedadedaka toa izany raha tsy diso aho, raha tsy hoe fanabeazana tsy feno fa poakaty, endrika ivelany fotsiny ihany no voarainao.

Asehoy ny RR nao ny zavatra soratanao raha mbola ho fiers anao izy ireo. Tsy misy tolérance fa bontolo sy didijadona be fotsiny no mba ijoroanao @ fiainana. Izany no anaovako hoe mbola tsy kristiana ianao fa mbola crétin de dernier ordre.

Tsy izay fanozonanao ny taranakolona no hitondra anao mankaiza. Ny adidinny RaD dia mitondra ny zanaka amimpitiavana ahitany ny fahasambarana fa tsy ho mpidedaka sy mpideradera toa anao.

Midera anao koa fa vao 20 taona dia efa manana doctorat sahady =)) =D =D =D


Solonanarana : pimaso

Fanampinanarana : alexandre

Taona nahaterahana : 1987

Zavatra atao : Miasa
Asa atao : mandraharaha
Fari-pahaizana : BACC+5

20 taona :?: :?: :?:

Fanampiny : olontsotra =))=))=))=))sady tia mifandray aman'olona, raha misy te hifanerasera amiko dia :
alexblanc789@yahoo.fr
misaotra


Raha mbola olombelona misaina ihany dia ho hitanao eo ny fihetsehamponao rehefa tonga eo ampelatananao izay hoe sombiniainao izay fa raha mbola mihevitra ny hanao didy jadona @ menaky ny ainao ianao dia tsy olombelona intsony fa :evil: demony tokanify

Mirary an'i pimaso hahita vhv jamban'ny fihetsika ivelany toa azy ary mamokara ho hitanareo eo na ho homo na tsia ny taranakareo :evil: kely
28. nikopol ( 11/04/2007 14:41)
=))=))=))
rehefa tsy zaka ilay fianarana tsy tokony natao kle
29. booboo ( 11/04/2007 14:52)
Tolona > Mirary anareo hifankatia sy hifanohana hatrany :-*. Tsy ho mora ny hahazo azy, olombelona izy mety haratra ihany ny fo rehefa sendra ny vavan'olona maro masiaka (hitako t@ cousin-ko) fa hafa kokoa lé hoe misy reny manohana sy tia hatrany ...kôzy e !
30. cutie ( 12/04/2007 00:57)
rehefa tsy zaka ilay fianarana tsy tokony natao kle

:-D:-D:-D:-D:-D
31. pimaso ( 12/04/2007 07:18)
Solonanarana : sakaizakely
Takelaka manokana (Wiki) : sakaizakely
Namana faha : 21047
Nisoratra anarana : 2005-11-14
Tato farany : 12/04/2007 03:13
Fanampinanarana : Mimie Mathy
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1971
Mari-bolana : Taureau
Firenena ipetrahana : Zimbabwe
Marika postaly (CP) :
Faritany : Bulawayo
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : mpivarotra masikita sy mofogasy
Fari-pahaizana : Tsy misy
Fialam-boly : betsaka be
Fanatanjahantena : tsy ary ho tanisaina
Halava : 1m50 - 1m54
Mitady : Mpiara-miasa
Fanampiny : "Ratsy toetra, miavonavona, kizitimbelona, be kitakita, be menomenona, tia fosafosa, tsy tia mifandrairay, be zesta no sady masiaka velona noho ny sakay tsilandimilahy... "

32. sakaizakely ( 12/04/2007 13:01)
nikopol:

=))=))=))
rehefa tsy zaka ilay fianarana tsy tokony natao kle

:-D:-D:-D

ko raha mba nianatra tokoa moa ka maninn ? surdoué ange izy izany e ! 20 taona d'efa doctorat ve

tena taib... marina

Mahita azy mba manoratra teny frantsay ary ambadika ary, il parle français comme une vache espagnole.
Dadany ihany le doctorat vidimpotsiny =)) =)) =))=))


fa tsy nolaviny ilay fanakianana dia midika izany fa resabe fotsiny ange. Dedaka @ tsy aninontsy aninn kay :-D:-D:-D


33. mignone ( 12/04/2007 16:46)
gravy kou njy ry sakaizakely a !:-D:-D
34. sitlo ( 12/04/2007 17:17)
AIZAIRUSHHITENYANISITLOSYKELLY13ARYISTRETCHRAMARINANYRESAKAHS.
35. Fiffi ( 12/04/2007 19:57)
sitlo: inona akia io lazainjy io ? :roll:
36. sakaizakely ( 12/04/2007 21:12)
mignone> tsy grave fa milaza ny "zavamisy" e !
mampiseho fa lainga (bobards) sy taimbany fotsiny :twisted:
37. tisera ( 13/04/2007 07:05)
:) ampiako kely ary ny mombamomba an'i sakaizakely ho an'i pimaso é: tsy mihatsara velatsihy -tso-po , satria ny olona na
message
aza rehefa milaza ny tena ao an-tsainy fa tsy maneho ny tena toe-pony dia tso-po .:-D:-D
tara kely aho vao nahita ity dinika ity . Izaho manana fianakaviana homo any dago : efa ho 50 taona izy izao fa tena resa-be tao @ fianakaviana io taloha satria ny ray sy reniny diakona sns... , izy olona nahavita fianarana ambony - nianatra taty frantsa t@ fahatanorany sns... ary directeur administratif -na boite iray malaza ao Antananarivo ao, tena mpivavaka be ny reniny ry pimaso ary ny zavatra voalohany nomen'i Jesoa azy dia ny ny :pardon izany hoe helon-janany (raha nihevitra izany ho heloka izy)ary dia nifankatia teny foana izy mianaka satria tsy ho very tsy ho zanany iny , ny rainy no tsy dia nahazaka ilay izy loatra kanefa na izany aza an !izay fianakaviana hoe manenjika na manome tsiny dia valian-dreniny am-panentren-tena hoe : mbola ho tsaraina aho ka tsy mitsara ny zanako fa ny mitia azy @ maha-izy azy manontolo no adidiko , efa nanoro ny lalàna tokony halehany aho fa izy no nisafidy ka dia hajaiko ny safidiny na tsy ankasitrahako aza. Dia io tenin'i nenitoako io no mba omeko an'ixxx na tolona dia bon courage ary mahaiza mifankatia @ ilay zanakao!:-*:-*:-*
38. tisera ( 13/04/2007 07:11)
ito izany ilay saika napetrako teo @ ilay message fa tsy nety an!
Ratsy toetra, miavonavona, kizitimbelona, be kitakita, be menomenona, tia fosafosa, tsy tia mifandrairay, be zesta no sady masiaka velona noho ny sakay tsilandimilahy... "

dia pardon no tiako holazaina t@ ilay valim-bavaka azon'i nenitoa fa tsy ardon akory:wink: hoy indrindra izy mantsy hoe : grâce à l'amour du christ je peux tout pardonner à mon fils et croyez-moi le pardon est une puissance qui libère.....
39. sakaizakely ( 13/04/2007 08:27)
tisera> fantatro tsara moa fa tsy mbola tena mivoatra eo fihetsika malagasy izany atao hoe sens de l'humour izany, fa ny tsikera mikasika ahy dia nataoko fanalana azy fotsiny dia izay mino tsara, tsy mino tsy koi satria ny mahafantatra ahy mahafantatra ny toetrako.

Fa pimaso nge dedaka fa hoe doctorat nefa kay mbola 20 ans dia izay no nandikako ny momba an'dRAlexandre eto ampisehoana ny laingany. Satria izy midedaka be tsy misy manontany akory.

Asa moa itony olona milaza azy ho kristiana itony, ny doctorat-ny izany ve vidimpotsiny any Dago any fa le "mon frère a habité 2 ans en France" pour un mec qui a un doctorat, ça le fait pas, dia izay no anaovako hoe vidimpotsiny ny diploma any ve, sa lainga fotsiny neny lery ?

Izay iray ihany alehany.

Izy koa moa tsy sahy miverina intsony fa menatra ny lainga beny :-D :-D :-D :-D
40. pimaso ( 17/04/2007 14:39)
par Bethsabée Salem - En Italie, on assiste à une campagne de choc contre le projet de loi sur le Dico, le Pacs italien. Après la manifestation du 12 mars dernier pour la reconnaissance des couples de fait, des associations catholiques ont répliqué en annonçant un « Family Day » le 12 mai prochain. La contre-offensive ne faisait que commencer.

À l’occasion des fêtes pascales, les prêtres se feront postiers et distribueront aux familles romaines des prospectus pour défendre la famille. Un dépliant coloré –rien de tel qu’un peu de fantaisie pour attirer l’attention – et un texte intitulé « Famille et société », signé par l’archevêque de la ville de Florence. Pas de publicité diffamatoire : les quatre lettres du mot « Dico » y sont invisibles. À moins de savoir lire entre les lignes. En effet, le cardinal Antonelli y écrit qu’il « n’est pas juste » que les couples de fait ou homosexuels « aient les mêmes droits que la famille alors qu’ils n’ont pas les mêmes devoirs ». Dans une stratégie qui vise à toucher le plus grand nombre, l’Eglise n’hésite pas à élargir sa cible, invitant aussi les laïcs à prendre connaissance dudit document.

Pour ratisser large, rien de tel que de s’adresser directement aux députés et à leur éventuelle conscience religieuse. Ainsi, le mois dernier, Mgr Bagnasco, le président de la Conférence des Evêques italiens, demande clairement aux parlementaires catholiques de ne pas être « incohérents »… et de voter « non » au Dico. Parce que « la légalisation des couples de fait est inacceptable par principe, dangereuse sur le plan social et éducatif et aurait des effets néfastes sur la famille ». Comme le relève alors la presse de la péninsule, un véritable appel à l’obédience. Derrière le coup médiatique, rien de nouveau. Les slogans rappellent un document signé par le cardinal Ratzinger en 2003, soit avant qu’il ne devienne pape, selon lequel c’est un « devoir moral » pour le parlementaire catholique de voter contre un projet de loi pour la reconnaissance légale des unions homosexuelles ; le point du projet de loi qui gêne véritablement l’Eglise. Un indice, le 31 mars dernier, Mgr Bagnasco se glisse à nouveau dans les tubes cathodiques pour avoir déclaré : « si le seul critère devient l’opinion générale pourquoi dire non (…) à la légalisation de l’inceste ou à la pédophilie entre personnes consentantes ? »

Les réactions se font à leur tour plus explicites. Comme celle du parlementaire Franco Grillini, accessoirement président de l’association Arcigay, qui propose alors à l’Eglise de « faire le ménage devant sa porte avant de dire des sottises et de faire des comparaisons inopportunes ».
Inopportunes aussi en terme de marketing. Bien que majoritairement catholiques, les Italiens sont en majorité « contre » cette ingérence de l’Eglise qu’ils jugent excessive. Peut-on parler de diktat de l’Eglise dans la Péninsule ? Selon un sondage réalisé pour le quotidien La Repubblica, 6 Italiens sur 10 répondent par l’affirmative, comme 44% des Catholiques se rendant assidûment à la messe tous les dimanches.
Source : Marianne
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9941