quote quote
2. pissoa
(
04/04/2007 15:47)
pissoa:
otran'izao ry sitlo a
tsindrina ny bokotra quote de asisika ao ny teny
azo ?
:-D:-D:-D
3. sitlo
(
04/04/2007 16:09)
:-D
ps: ilay teny hoe bokotra koa ohatra ny tsy mety izy, raha tsy nisy mony koa izao ny Ntaolo dia nataotsika hoe bokotra koa ny dikan'ny mony :-D
pissoa:
ohatra ny ahoana ry pissoa a
sitlo:
notsindriko ny bokotra quote dia nasisiko tao ny teny
eo hoe jerena
ps: ilay teny hoe bokotra koa ohatra ny tsy mety izy, raha tsy nisy mony koa izao ny Ntaolo dia nataotsika hoe bokotra koa ny dikan'ny mony :-D
4. sitlo
(
04/04/2007 16:11)
tena tsy nety
kay tsy mety izany raha quote anaran'olona no ao anatiny?
kay tsy mety izany raha quote anaran'olona no ao anatiny?
andrana:
andrana fanaroa
eo ary hoe andramana
dia jerena
7. Fiffi
(
04/04/2007 16:34)
hummm.....io ny andry ry sitlo ! :{
bon ! quote-quote ve zany sa inona aloha ? :wink::-D:-D
Ohatran'ao ve ?
bon ! quote-quote ve zany sa inona aloha ? :wink::-D:-D
Ohatran'ao ve ?
"sitlo":de avy eo
tena tsy nety
"sitlo":ohatran'zao ve ?
kay tsy mety izany raha quote anaran'olona no ao anatiny?
"fasaly":
ahoana io????:(:(
8. Fiffi
(
04/04/2007 16:40)
de zao no fanaovana azy......
klikeo aloha le quote de ataovy hoe quote="PS"]texte , de rehefa vita le texte de hasiana an'ity indray hanidina azy [/quote]
mazava ve akia ?
klikeo aloha le quote de ataovy hoe quote="PS"]texte , de rehefa vita le texte de hasiana an'ity indray hanidina azy [/quote]
mazava ve akia ?
10. Fiffi
(
04/04/2007 16:45)
ohatra zao
"sitlo":de ....
Ahoana kay no fanaovana ilay quote (voalaza teo) ao anaty quote (voalaza teo) ireny eh.
Ny ahy toa tsy mety mihitsy. Ny an'ny sasany koa.
"sitlo":de....
teny faharoa
"sitlo":de....
teny fahatelo
"sitlo":de....
eo hoe jerena
"sitlo":de....
kay tsy mety izany raha quote anaran'olona no ao anatiny?
"pissoa":de....
:-D:-D:-D
"fasaly":
ahoana io????:(:(
11. Fiffi
(
04/04/2007 18:06)
pissoa:pissoa: de iza hono akia no nokotiany tao ? :-D:-D:-D:-D
mi-kôti-kôty le izy fa tsy mi-kôty retsy ry Fiffi an :-D
12. sitlo
(
04/04/2007 18:37)
fiffi, fasaly> efa azoko amin'izay ilay izy fa natoron'i pissoa. :D, ilay quote ao anaty quote no tsy haiko fa tsy ilay quote fotsiny.
koti-kotio eto Antananarivo
Voalavo iray mety hiteraka arivo
Voalavo iray manbambady in-dimy
Tsy fantatro intsony (tohizo)
koti-kotio eto Antananarivo
Voalavo iray mety hiteraka arivo
Voalavo iray manbambady in-dimy
Tsy fantatro intsony (tohizo)
13. kelly13
(
04/04/2007 19:02)
za klou tsy mahay ilay quote vrakmil miaraka sahala @ io an'i fiffi io e! :°)
14. sitlo
(
04/04/2007 19:17)
klikena ny bokotra (fanagasiana izany ka fanagasiana) quote dia kopy kolena ao ny voalaza. Dia raha tia atao "hoy i ps" ilay izy fa tsy "voalaza teo" dia ilay [quote] soloina hoe [quote=kelly13]
16. sitlo
(
04/04/2007 19:48)
ny fika rehefa misy ohatra ireny hoy i hery izay dia ilay valio no klikena, dia hita ao daholo ny zavatra nataony.
klikeo eo amin'ilay valio eo ankaikin'ny ps fiffi dia jereo avy ny nosoratan'i fiffi tao :lol:
klikeo eo amin'ilay valio eo ankaikin'ny ps fiffi dia jereo avy ny nosoratan'i fiffi tao :lol:
19. Fiffi
(
05/04/2007 07:05)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/surpris-confus-923.gif[/IMG]