MAHALEO

21. sitlo ( 31/03/2007 17:49)
hmmmm, saika tsy tafasaka mandramaraina?
22. Stretch ( 31/03/2007 17:53)
marina e ! Faffa tena bandy milay , ol hendry be nalahelo an dago mafy mintry a tam zay , le fahendren'oln debe any tanana reny , mandefindefitra,
fa tsy le tapohany vô niteny vaza misavômbôna [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0045.gif[/IMG]
23. sitlo ( 31/03/2007 17:58)
ilay tonon-kirany fotsiny dia mahalaza azy. Na ny fihetsiky ry zareo aza.
Fa i Dama :twisted:
24. Stretch ( 31/03/2007 18:02)
Dama klou tsy mbola niresahako fa efa nifampiarahabako, fa i bekoto ko no efa nifampiresahako fa tsy naharitra fa cool reny e !

za lo tsy de we fan e !
tsy generatiô ako le izy fa le izy fotsiny we gasy toa anao , mamangy sy mitsidika , dia mifanaja.
25. sitlo ( 31/03/2007 18:08)
26. bilakarenjy ( 31/03/2007 18:50)
masaka be le lolo sy ny tariny fa de misaotra e!.Tena ao tsara fa raha mbola misy de alefaso ihany baina a!
Mirevy lolo kokoa noho i Mahaleo mantsy za saingy tsy maintsy ampiarahina ireo rehefa raikitra ny horakoraka e!.Miandry ny tohiny za ry sitlo a!
27. Fiffi ( 31/03/2007 20:18)
Laaloo:
mpankafy mahaleo hatrany anaty tsinay mainty, mitady olona mitovy amiko hifampizara ny fitiavana azy ireo afaka mandefa direct any amin'ny adresse mail-ko koa eh! misaotra
tongasoa aloah Laaloo :) heu.....raha azonao fenohina le mombamomba anao mba ahafahan'ny namana mandefa hafatra ho anao an ! satria tsy fantatra na lahy na vavy enao....:) de le adresse mail aiza ? bref.....hafatra hiany zany no hampiasaina eto ..:)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494