MAHALEO

1. Laaloo ( 31/03/2007 16:53)
mpankafy mahaleo hatrany anaty tsinay mainty, mitady olona mitovy amiko hifampizara ny fitiavana azy ireo afaka mandefa direct any amin'ny adresse mail-ko koa eh! misaotra
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:18
2. Stretch ( 31/03/2007 16:54)
fa iza kay enao ?
tsisy n'inn n'inn ao am momba anao ?:{
3. sitlo ( 31/03/2007 17:01)
mahaleo :twisted:
4. Stretch ( 31/03/2007 17:04)
ntaolo be an !
misalaka :-D
5. sitlo ( 31/03/2007 17:06)
:lol:
tsara ihany ilay izy fa za tsy manana, tsy mampino
6. Laaloo ( 31/03/2007 17:08)
hahaha... ary lé sitlo mitady hatsilo an! lé stretch koa ary moa saiky nampibolasitra ahy hoe SCHREK (super dernière version:°))
7. Stretch ( 31/03/2007 17:09)
ka io ol io nge tsy mitady klipy na tonokira fa mitady fan e ¨
aiza ary enao zany ?
ra mila fanapina enao , ka misy tsy mety ny a^tao
tsarovy aky e
any ho any misy namana tena tiaaaaaa anao.

vita tompoko
8. sitlo ( 31/03/2007 17:13)
ary le hoe laaloo saika hoe leelooo :-D
9. Stretch ( 31/03/2007 17:15)
ratsy eritreritra a !
10. Laaloo ( 31/03/2007 17:17)
de l'humour à gogo an! tsy mitady n'inn² afa-tsy olona vonona hifampizara na hira na super infos sur le groupe Mahaleo sinon "good bye my friend" no mety amlisany:-P
11. Stretch ( 31/03/2007 17:19)
azafady e ! za tsy laisany fa ndriko ![IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG]
12. sitlo ( 31/03/2007 17:20)
:lol:
okay eh, fa ny CD mahaleo-ko efa nody mandry tamin'ny volana aout
13. Stretch ( 31/03/2007 17:22)
sur razoky de samy ho tratrany rapitso de eto mora ihany fa tsy mbola tonga jesosy :°)
14. sitlo ( 31/03/2007 17:24)
dain de i stretch ndray hono mikiana hoe ento mora nefa izy mihitsy no nitarika kiana teo :lol:
15. Stretch ( 31/03/2007 17:25)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105cool_14.gif[/IMG]
16. Laaloo ( 31/03/2007 17:26)
amen ary de asta la vista, ny cd-mahaleo zany no namonjy an-jesosy 1any? g.b.m.f. daholo koa loa eh
17. sitlo ( 31/03/2007 17:29)
niverina kely ve, lolo sy tariny no bobaka http://sitlo.blaogy.org/hira/lolo-sy-ny-tariny/
18. sitlo ( 31/03/2007 17:33)
ary raha vao njy no miteny dia ohatra ny azoko izany fa raha vao tena izy dia tsy misy azoko lol
19. dadie ( 31/03/2007 17:33)
RAFAHAFAHANA

Tiako,tiako
ary tena faniriako
raha ialahy,no mba namana,
Mety handray,ireto,
Ireto tanana

Indrisy,indrisy,
Toa mitady ny tsy misy
Fa ialahy,Rafahafahana
Toa mandà,tsy mety,
Mety ho namana...

Teto aho,dia nipitrapitra,
Sy nitsiriritra,
Ny sty natao ho ahy
Nefa,fitia tsy mety ritra,
Mikiry sy maditra,
Natokako an'ialahy.....

Indraindray,indraindray,
Variana aho mijery an'ialahy
Manantona,ireo zay tsy mitady,
Fa miavona,anay,
Zay mandadilady....

Inona,inona,
No anaovan'ialahy ahy tsinontsinona,
Manavaka trano hidirana,
Sa ve ialahy,mifidy,
Fihodirana.......

Zahay ety,
Mijinja ny mafaitra,
Mitaty ny tsy laitra,
Tsy afaka manoatra
Iandrasana,hitondra takaitra,
Zay ngamba ialahy vao taitra,
Sao dia mba tara loatra....

Potika,potika,
Fo sy saina rotidrotika,
Miantomboka,ny faharavana
Ka eo ilay,ry,ry figadrana..

Foiko,foiko,
Raha ny foko no henoiko
Hanome ny Aiko,
Mba ho sorona,
Ka ny fanahiko,hitovy
Amin'ny vorona......

Aoka aho,
Mba ho tompon-tsafidy,
Mba tsy havela hihidy,
Ty vavako miteny
Ampy ho ahy izay,
Nitondra mangidy,
Tsy tiako ho tadidy,
Reny rehetra ireny...

F'izaho sy ialahy,
Hamafy hafaliana,
Hanome fanampiana,
Ny mitovy amiko,
Raha eo ialahy,
Hiteny ireo nangiana
FAHAFAHANA no iriana,
Ho an'ny Taniko..........
20. Stretch ( 31/03/2007 17:40)
tsy ry mahaleo no tsy tiko fa ny toy ireny tsy maotina , manana sary bdb miaraka am Fafah tam izy taty amnay nanao feo gasy a !
Kolbera sy ny zanany Ninih, Fafah sy Eric zanany.

bandy cool reny tena milay , saika tsy tafasaka mandramaraina ,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484