Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly

41. ikaretsaka ( 31/03/2007 23:58)
sakafo gasy sy chambra samy hita eny @ 67 aby ka...
fa raha misy 1 manao de ny kartie rehetra lasa manao aby
42. soanja ( 01/04/2007 00:47)
Io no nahavoa antsika tokoa ry Ika!
Hita taratra amin'ny rehetra izany olana izany.
Ny fanafody anefa ahoana? Misy fika ve hanovana io toe-tsaina io?
43. Vahinala ( 01/04/2007 10:31)
Mifaninana am tsara dia ok, mifanina am ratsy kosa d bofff be !
44. Rasiligaoma ( 01/04/2007 12:36)
ovaina kely fotsiny ilay izy ny fahitako azy:

ohatra hoe samy manao looks daholo ny eny andravoahangy ohatra dia manokatra ny tsenanao ianao dia vooodks indray no amidinao dia atao milay be ny tsirony..
izay no fifaninanana amiko
45. kally ( 01/04/2007 12:41)
Rasiligaoma:

ovaina kely fotsiny ilay izy ny fahitako azy:

ohatra hoe samy manao looks daholo ny eny andravoahangy ohatra dia manokatra ny tsenanao ianao dia vooodks indray no amidinao dia atao milay be ny tsirony..
izay no fifaninanana amiko

:-D:-D sarotra tononina be ilay voodks ka mety tsy handeha.

46. soanja ( 01/04/2007 13:58)
Rasiligaoma:

ovaina kely fotsiny ilay izy ny fahitako azy:

ohatra hoe samy manao looks daholo ny eny andravoahangy ohatra dia manokatra ny tsenanao ianao dia vooodks indray no amidinao dia atao milay be ny tsirony..
izay no fifaninanana amiko


Rhefa miezaka manonona an'io tokoa aho de ohatra hoe mieritreritra vodka zany aho. Sa ahoana hozy nareo?:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1204