Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly

1. patrick2002 ( 31/03/2007 07:13)
Hahatsiarovako ny pub nataon'i cour arcade io tamin'izao mbola nianatra .
Raha mandinika izao dia betsaka ny manana eritreritra isika fa ilaina ny defi eo @ fiainana ,tsy hitako aloha izay maharatsy an'izany ,ilaina ny defi ,fa saingy matetika dia hitako fa mpiara-monina ,no hataon'ny namana sasany defi ,fa tsy hevitra na style de vie ,na projet .Ka mahatonga ny sasany hialona ,hanala baraka ,hitsikera fiainan'olona iray.
Misy ny sasany ,tsy mahazo aina mihintsy @ zavatra izay hataony raha tsy mitady olona hatao defi ,ka na any ampianarana na any @ toerana hiasana ,dia manondro olona hifaninanana, hatao fahavalo ,hita izany eto @ serasera ,amiko ireny olona ireny dia tsaraiko mihintsy hoe taranaka GUERILLAS, tsy mahay mihaina ,ka asa ny hevitrareo:idea:.
novalian'i soanja ny 01/04/2007 13:58
2. Samoana ( 31/03/2007 08:13)
Tsara ary ilaina hoy dada ny mifaninana raha entina hampivoarana ny saina sy ny mpiara-belona saingy tsy atao @ fomba hanabatribatrina ny hafa fa atao @ fomba mihaja ( loyauté)
"Izay adala no toa an-drainy" hoy ny fahendrena malagasy. Izany hoe amporisihina hatrany ny taranaka hivoatra mihoatra ny efa vitan'ireo zoky ray amandreny teo aloha.
3. fasaly ( 31/03/2007 08:16)
marina mitnsy alou izany ry pat. a!:x
ny ahy vao hitako soritra hanana io fialonana amin'ny tsy misy dikany io ny oul dia hialako lavitra be ary eviter ny tsy hifanerasera azy fa mahavanindoza reny oul reny:x
ny hany tsara hatao dia ny fiainanao ihany no atao zé hampety sy hahatsara azy hampandroso azy hummmm...
fa lay fifaneraseràna be loatra am mpiara-monina na ny namana anie no tena hitrangàn'io tranga io e!! tsy maintsy foana ny takoritsika de mitarika felonana sy ny sisa, tsara ny manana namana fa tsy hatao ny mifanerasera be aminy fa afaka mifanao fotoana une fois le mois na otrzay ohatra miaraka misakafo de ampyyyyyyy! aleoko ny zavatra hataoko izaho irery no manao azy de tsy misy ny olana .....
4. Stretch ( 31/03/2007 08:36)
8)
cool fotsiny de zen
5. fasaly ( 31/03/2007 08:40)
ié! cool foana de zen! fa eviter na tanteraka ny danzé sy ny sotasota eo am ferahamonina:wink:
6. kally ( 31/03/2007 09:15)
Ny ahy aza ny mahavariana ahy dia eto tsy mifankahita akory, tsy mifankafantatra nefa dia misy tena feno fankahalàna sy tsy tia maizina mihitsy, nefa olona tsy fantany, tsy hitany...mahagaga!
7. fasaly ( 31/03/2007 09:47)
zà mba gaga ry kally! tena gaga mitsy aho e!
fa reveo manja aza zà tsy hivaky loha amzany....
:-D:-D:-D:-D
8. kelly13 ( 31/03/2007 09:54)
za omaly niakatra kely fa aveo za menatra ny tenako :oops:
9. lanto ( 31/03/2007 10:41)
kelly13> taiza izany ? mba hojereko raha tato am forum :-p
10. Fiffi ( 31/03/2007 10:55)
de toute façon , inona aloha le tombontsoa azo @ le fifaninanana ? harary saina eo fotsiny avy eo.....
11. kelly13 ( 31/03/2007 11:08)
lanto>hahahahaha ao eeee, ao anaty forum ao eee, hihihi, manaova lava maso beuuuu :-D:-D
12. Fiffi ( 31/03/2007 11:13)
humm...de niakatra de :evil: ve akia ?
13. kelly13 ( 31/03/2007 11:16)
kely fotsiny ka, fa aveo oa za nanongo tena oe nifamaly t@ :evil: hihihi
14. Fiffi ( 31/03/2007 11:20)
de nidina zany....=D=D=D
15. lanto ( 31/03/2007 11:31)
kelly> adikako eto raha hitako :P
16. kelly13 ( 31/03/2007 11:33)
fiffi>:oops:

lanto>alefaso fa ahazo loza eo mou kou mdrrr :-D:-D:-D
17. Stretch ( 31/03/2007 12:10)
Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly

nodinihiko lay lohateny,
de raha ny vitako omaly zao tsy ho vô defiako mintry raha try am ray volana manaraka ndray ,
ôka ranga fa tsy . . .
za ndray klou tsy maintsy mifaninana am namako e ! iza no hanaiky gisitra eo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sm.fesses02.gif[/IMG]
ouuups : sorry
18. kelly13 ( 31/03/2007 12:11)
:-D:-D:-D:-D
19. Stretch ( 31/03/2007 12:17)
ndrindra fa indry io ry kelly tsy maintsy ifaninanako mafy mintry , sa tsy mety . . .
ze akaiky vilany feno saribô . .:°)
20. kelly13 ( 31/03/2007 12:22)
stretch>mifaninàna amiko ary e, hé hé hé, ary haingana fa ela b ka :°)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091