camp de redressement pour "zaza maditra"

1. sakaizakely ( 30/03/2007 16:15)
Tankina aho ry zareo nahita Envoyé Spécial (France2) omaly.

Ankizy 13-18 taona ampidirina any @ camp militaire hono fa maditra dia tsy araky ny rad intsony ny fitaizana azy.

Araky ny santionana Rad naseho tao dia olona manana ny ampy izy azy ireo fa tsy le hoe cas sociaux ireny anefa !

Nanohina ahy ilay lahikely 13 taona, izy no zandriny indrindra tao.

Ny rythme ao @ le camp dia fohazina @ 3 sy 1/2 maraina ny ankizy, asa hoe firy ora no natoriandreo fa tena hita fa mbola rendremana mampalahelo daholo. Omena 1 mn hiakanjoana, 1 mn handaminana fandriana, 1 mn mandro. Dia jery atrika foana anelanelan'izay mandritry ny contrôle ataon'ny mpitaiza. Ireo moa izany dia mikiakiaka lava ampototsofin'ny ankizy tontolon'ny andro. Misy vaky mits angamba ny ampongatsofin'ny sasany.

Ny tanjona moa izany dia ny fanampepoana ilay ankizy, humiliations corporelles : aroboka anaty lavaka feno fotaka dia lemana @ rano mangatsiaka dia avy eo manao paompy, ny andro amzany mangatsiaka. Misy épreuve hoe Quest izay, tondrahana glaçons mitsonika mitsy le ankizy @ 1 ora maraina nefa mandrampahavitan'ilay quest dia iny ankanjo lena iny ihany.

Amiko dia raisiko ho habibiana ny traitement atao an'ireo zaza ireo. tsy fantatro izay résultat à long terme raha efficace tokoa io méthode militaire io. Fa dia be ny Rad manao réservation ho an'ny zanany ao ary feno mandritry ny taona ilay camp hoe Eagle's Academy io

Ahoana no hevitrareo am'zany ? Vahaolana tokoa ve izany méthode izany am'zao vaninandro izao ? tsy ny fitaizana ve no tokony atao tomombana ? atao ahoana no mahatomombana azy ?
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 20:40
2. tywa68 ( 30/03/2007 16:31)
tena marina mihitsy io teneninao io hoe habibiana ka !
Tena tankina koa ny tena nahita : naontsa mihitsy ilay bandy kely, ary mbola hampiana aza hono raha mahazo place !
Anakapo hoe aza gaga raha mamono olona io mivoaka avy ao !
Ilay RAD amerikana mihitsy no hitako hafa² e ary normal zany ny miady @ ndry zareo, ny guerre sns...
Ilay RAD aloha d tena tsy izy mihitsy e ! tena hafa² e ! te-hiteraka avy eo tsy hitaiza fa hi-payer sns...
3. rvoulah ( 30/03/2007 16:32)
hitako koa iny émission tam la 2 maly iny ry sakaizakely. Anisan'ny nanohina ahy ilay kely 13 taona sy Martinez ilay tovovavy lehibe vatana.
Amiko habibiana tanteraka ilay traitement ao am Eagle's academy. Toa ny hamono ny zaza no tanjona fa tsy ny hanarina azy . Asa manao ahona ireo zaza ireo rehefa tafavoaka tao? Marina hoe menaky ny aina ny zaza , raha manaiky nono akifika , fa lasa lavitra loatra raha toy ireny no anakifihina ilay zaza.
4. ikaretsaka ( 30/03/2007 16:43)
tywa68:

Ilay RAD amerikana mihitsy no hitako hafa² e ary normal zany ny miady @ ndry zareo, ny guerre sns...



andray zany ompa e... na ny ara panahy aza ve?

fa normale io amin-dry zareo ary iznay ny foto-pisainany sy ny fanabeazany ny zanany. rehefa miara miaina aminy dia mahazo ilay izy tsikelikely
nefa mahagaga fa "mbola misidina ambony ihany ny Voromaherin'i Dadatoa Sam" na izany aza an
5. kelly13 ( 30/03/2007 16:47)
za klou ry zareo ra sanatria oe tsy vitako ny mitaiza anjanako d aondrako any mada a! any izy mahita izany atao hoe "fihafiana" izany! aty mantsy migalabona b, misy ny tout et tout. any kou izy mba miaraka @ havany etc... mahita oul bdb aty mantsy matetika samy maka ho azy, individualiste zany e, any izy tsy afaka hanao an'izany fa misy chocolat tablety 1 eo d zaraina pour tlm iny!
6. sakaizakely ( 30/03/2007 16:49)
tywa68> Za koa dia nahateny an'io hoe hamono olona ireo zaza ireo tafavoaka eo. Ils ont trop la haine dia te hamaly faty.

Eto aloha dia misongadina mits ny tsy fahaizan'ireo RAD mitaiza. Izaho dia isan'ny tohina raha vao ny RaD no omena tsiny rehefa mibolila ny ankizy, saingy eto aho dia tena manome tsiny an'ireo RaD ireo. Hafahafa mits ireo amerikana ireo e ! Aiza ve de omena tranquilisant ilay ankizy hi calmer-na azy nefa traitement ho an'ny hyperactifs ireny fanafody ireny. 8O 8O

Tena tsy misy psychologie éducative mits ny an'ireto mpitaiza, sy ny RaD. Mampalahelo ireto ankizy.
7. sakaizakely ( 30/03/2007 16:52)
ilaozako vetivety fa handeha hampandro ankizy. Miverina rahariva manohy ny resaka. :D
8. simplex ( 30/03/2007 17:09)
:D:D
kiiiiiiiiii, mbola vao ampandroina ve ranga nefa za mba naika hiditra vinanton'i sakaiza le :°):-D:-D omeo provandy haingana izany hihangoza fa tssssss:-P8)8)
9. simplex ( 30/03/2007 17:11)

hadino kely,

tsy ilaina ny torture, corvee, sy resaka mety manimba ny fitomboany sy fahasalamany, mety mampiova azy ihany ireny fa izany hoe tsy necessaire loatra hoy aho...
10. ikaretsaka ( 30/03/2007 17:30)
simp> avy eo izy tongadia izy no mersenera be ilaina manao style james bond sns ko!
Misy antony ihany ange ry bekintana matoa man ao an'ireny e
11. simplex ( 30/03/2007 17:37)
ika,

atao in James Bond e, sady mamono ol no mety ho fatifaty foana any :roll: le Rad no harary fo @ tsinapa :P
12. Fiffi ( 30/03/2007 17:54)
ny fiainan-zareo any mihintsy notena olana kah ! bdb loatra ity film d'orera hataon-zareo ity de inona moa fa de manaraka an'zany ny ankizy.....nefa indray rehefa manao an'io le ankizy de hitadiavana an'zao karazana torture rehetra zao.....
13. sakaizakely ( 30/03/2007 19:56)
sady mitsikakaka mijery Les enfants de la télé no mamaly ka asa raha hisy fotony ny zavatra soratako
Iza no mijery an'io ianareo ?
=)) =)) =)) =)) =))
14. Fiffi ( 30/03/2007 21:02)
:-D:-D:-D
15. lanto ( 31/03/2007 07:16)
sakaizakely:

tywa68> Za koa dia nahateny an'io hoe hamono olona ireo zaza ireo tafavoaka eo. Ils ont trop la haine dia te hamaly faty.


Zay koa no tao an'eritreritro nijery an'iny. Aiza kou nihanihany no nahazoany pompes firy, dia hoe sahaza ilay sazy raha tsy izany lasa mpangalatra tomobil izy ? Vao maika mampiditra ao an-tsaina hoe efa bandit izy. Ny ahiako mety mody kalm le zaza mandra-pahavitan'ny 5mois, fa any ampony any mahatsapa fa tsy sahaza azy ilay "sazy". Dia hanaonao foana izy ao aoriana ao, sady tsy hisy zavatra hampatahotra azy tsony ! Lasa ny lehibe indray izany no manofana dahalo !


16. Samoana ( 31/03/2007 08:20)
ny ray amna-dreny niteraka kamo nikarakara azy no hajedak'iny boaikely iny vôlohany fa tsy hitady lavitra izy. Efa mba nanao ezaka lery saingy indrisy fa tsy araky ny ainy intsony le rythme mbola hatsatsoana hoe mandiso fanantenana ka mbola haverina any indray:evil: !!!
17. ikaretsaka ( 02/04/2007 01:21)
simplex:

ika,

atao in James Bond e, sady mamono ol no mety ho fatifaty foana any :roll: le Rad no harary fo @ tsinapa :P



rehefa maty de any ko..
anaterana saina be kintana sy raye raye ny family de zay!
18. Vahinala ( 09/04/2007 20:40)
Hitako koa iny fandaharana iny, ilay ankizy vavy botabota kely iny koa aza tena mampalahelo, tsy harany tsony le rythme hany ka voatery nijanona izy hoe tsy maintsy mbola manohy 6mbolana ao ndray zany. Mahagaga hoe fa anga d na hoe maditra toy inona aza ve d toy ireny kosa no hanaovana le ankizy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5153