Tandremo

21. meva2 ( 05/04/2007 06:51)
Ny ahy aloha dia "témoignage" no nantaoko, ary indrindra hoe "tandremo" sao lasa mahia loatra.
Ny resaka hoe komersialy dia mino aho fa n'aiza n'aiza dia misy foana, rien n'est gratuit,fa marina ny hoe aleo mitandrina ihany.
Ny principen'ilay herbalife dia gélules à base de plantes naturelles izay misy ny ilain'ny vatanao rehetra ao anatiny.Ny bienfait niraikitra tamiko hatramin'izao dia lasa haiko tsara ny mandanjalanja ny sakafo haniko.
22. kelly13 ( 05/04/2007 06:54)
fijo>fantatro fa tsy secte le izy ka, fa ôtran'ny hoe ra tafiditra tao za d mety tsy afaka niala tao intsony (ôtran'ny secte e, hihihi)
23. Fiffi ( 05/04/2007 06:55)
fijo:
tandremo fa herbalife io,manambaka an,tsy hoe secte le izy ry kelly,fa le fomba fivarotany no toa io.misy le mody manao vavolombelona de sady enao ihnay no asainy mitady olona hafa hivarotra eo de izy ary miandry fananana fotsiny
zay indrindra manko......


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597