Tandremo

1. meva2 ( 30/03/2007 09:52)
Bjr daholo,
Efa akaiky indray ity ny été dia hanomboka ny fitadiavana régime surtout hoantsika vehivavy.
Ity ny expérience hitako:Nisy régime narahako izay t@ izaho avy teraka kelikely, nisy gélule à base de plantes naturelles,+ mihinana sainement, nahena ny sucre, lipide, sns..nanao sport....Dia nihena tokoa, fa ny zavatra tsy tsikaritro dia tena nihena be loatra, tena lasa nahia kely mihitsy aho. Ary io zavatra io dia tsy tsikaritro mihitsy ary tena tsy mahare noana,pire, tsy nahita ny tenako hoe efa mahia aho!!! ny nampa nisy déclic ahy dia ny patalohako izay tery taloha lasa globaka be, ary indrindra moa ny vadiko izay nanomboka niteny hoe: e! mba minàna chocolat sy gateau amin'izay o!(hi hi)ny fianakaviana moa tsy lazaina intsony, efa lasa haricot vert ny anarako.
Ka ny tiako lazaina dia aoka isika hitandrina tsara fa ratsy ny mitombo sy matavy loatra (indrindra hoan'ny fahasalamàna) fa ratsy be koa ny mahia loatra indrindra rehefa tsy tsapa.
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 06:55
2. boubounezy ( 30/03/2007 11:06)
andraso alou fa za maita solution ho anjy ry meva2 a!
:?::idea::?: aaaaaaaa!!zay vô tadidiko za azo andidina 10kls ho anjy dé antoniny tsara ny abeanjy=))=))=))=))=))=))=))=))=))

3. meva2 ( 30/03/2007 11:52)
Hi hi hi! efa antonony aho izao ka! tsy tokony hitombo na mihena.Soa ihany fa saika danz..
4. boubounezy ( 30/03/2007 14:52)
keeeeeeel chaance!! tsara zany kia a!
5. Fiffi ( 31/03/2007 07:02)
meva2: azondry lazaina eto ve hoe inona akia zany gélule zany ? :roll:
6. voara ( 31/03/2007 14:49)
meva2: mba lazao tokoa hoe ilay anaran'ny le gélule fa za mba hihena
7. mbolasoa ( 01/04/2007 14:31)
ary ra oe tsy te hahia fa ny kibo fotdiny no tiana hiena sy cellulites koa atao manjavona dé mety kou ve ny régime sa crèmes?
8. Fiffi ( 01/04/2007 17:54)
de manao abdo kah !
9. meva2 ( 02/04/2007 06:31)
Herbalife no anaran'ilay izy. Izany hoe misafidy izay régime tianao arahina, na amincissement na remise en forme. Ny ahy remise en forme fotsiny no nalaiko izany hoe pendant 1 mois, T40 aho lasa T34.
IZANY anefa dia narahina fitandremana arak'ilay nolazaiko @ sakafo an!(misy conseil personnalisé) ary koa mandeha tongotra na sport.Une fois ianao zatra an'izay dia na ny vavony aza vao mihinana be loatra noho ny tokony ho izy dia lasa mavesatra.
Tamin'ny voalohany aho nieritreritra hoe fitaka kanefa tena efficace mihitsy.
Tandremo anefa, mi-proposer ry zareo hoe hivarotra sy hi représenter an'ilay produit, aza miditra amin'io fa aleo mijanona client ihany.
Izay fa mahereza e! dia mba ilazao raha misy manandrana e!
10. voara ( 02/04/2007 08:44)
misaotra ry meva2 ,de aiza no hividianana azy io ,eny @farmasia sa eny @magasin ,za de tena mila manena 12kg mihitsy
11. kelly13 ( 02/04/2007 09:28)
meva2>za efa nisy ni contact (t@ za tany italy) oe hi representer ny produits herbalife fa tsy haiko fa ôtran'ny oe saika tafiditra @ secte izany ny fijeriko le izy :-D:-D, sady toa lafolafo ilay produit, sa...???
12. booboo ( 02/04/2007 10:18)
T40 lasa T34 ? 8O8O8O8O loza beeeeeeee zany...tandremo marina !!
13. meva2 ( 02/04/2007 11:01)
Izaho aloha tsy nitady ilay hi représenter fa llay produit fotsiny no ni-commander-ko. T@ 2004 aho no nanao azy toa 150 euros raha tsy diso aho ny 1 mois. Ny taille-ko efa niakatra 36 dia tsy nihetsika intsony.
14. voara ( 02/04/2007 11:20)
ka aiza hoa no hividianana azy io
15. Fiffi ( 02/04/2007 20:49)
http://www.topmincir.com/ :-w:-w:-w
16. meva2 ( 03/04/2007 10:28)
Sur internet, dia avy eo mi- contacter anao ny conseiller.
17. voara ( 03/04/2007 14:20)
merci é
18. dadie ( 04/04/2007 12:06)
misaotra :lol: e
19. Fiffi ( 04/04/2007 12:58)
heu.....fa aleo hiany mitandria nahita an'le emission nikasika an'io hoe manahia tena sy ny produits rehetra amidin'zao sy zao ireny fa tena ...:-w:-w:-w aza hadino koh fa ao ny resaka komersialy eh ! nefa ny résultat :-w:-w:-w sady raha naha-nety an'olona 1 tsy voatery hoe mety an'rehetra......ny zavatra tsara fotsiny de ny fanantonana ny nutritionniste http://www.aufeminin.com/__e3615-Dieteticien-et-nutritionniste.html de aleo misy fanarahan'le Dr fa ny vola ho lany , ny saina ...stresse be , sns...
20. fijo ( 04/04/2007 20:59)
tandremo fa herbalife io,manambaka an,tsy hoe secte le izy ry kelly,fa le fomba fivarotany no toa io.misy le mody manao vavolombelona de sady enao ihnay no asainy mitady olona hafa hivarotra eo de izy ary miandry fananana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2952