hira milay kosa

1. rix ( 30/03/2007 07:26)
Za mba mangataka ny laisses passez an'i Rajerry Marcos:) Tena reveko be mantsy io vazo io indrindra le feon-kira ao anatiny tena milay an
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:57
2. mihanta ( 30/03/2007 13:53)
Laisser passer

Laisser-nous on va s'amuser papa
Laisses passer
Amia lalana izy é hande hisôma niany
Laisses passer
Une fois pour aller danser tonton
Laisses passer
tsy isan'andro fa iniany é zama
Laisses passer

é papa pas trop mechant hein
juste une fois pour la fête



zay aloha no haiko d aleo tohizan'ny sasany.tena tsara tokoa io hira io an.

3. Stretch ( 30/03/2007 18:19)
le tonon lay feo kira zany tsy ilaina ?:°)
4. sitlo ( 30/03/2007 18:50)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/jerry%2Bmarcos/video/x1gcrx_jerry-marcos-laisse-passer
5. Stretch ( 30/03/2007 18:57)
de mahazo fafinaretana ry rix a !
refa avy manao ry tanindrazanay malala :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1865