Malemilemy-Jaojoby
1. Bita
(
29/03/2007 17:07)
Efa mba hazoko t@ Fiffi io saingy ny toniny no tsy azoko fa ny fampisehoan-dry zareo no azoko. Betsaka anefa ny hiran'i Jaojoby tena ilaiko fa tsy ao to anatin'ity fandaharantsika ity ka raha mba misy afaka manome indray dia misaotra mialoha biz
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:32
3. Stretch
(
30/03/2007 18:37)
MALEMILEMY
vous etes mous! chauffez les gars
battez des mains frappez des pieds
un homme n'est pas comme un dindon
une femme n'est pas comme une bananier. .
areo malemilemy
karakaraha io ny fataony e
ny raha atao jiaby am fombany e
fanafanaintsika ny soma
tihafa romboromboy zalahy
tihafa romborombo drako aby e
jomona totondia ny lanonana
vanony ny raha atao ny vônony e
manesy vady vao tsy manjoniny
ny tianay aminazy misy hehiselatra e
mitreny mitrinesa ny jaolahy e
mitroatra mitroara ny savaly e
tsy lahin-kolokolo lalahy e
tsy hôtry vatampotsy ny vaiavy e
o o ia e , areo malemilemy
Jaojoby Euseba
vous etes mous! chauffez les gars
battez des mains frappez des pieds
un homme n'est pas comme un dindon
une femme n'est pas comme une bananier. .
areo malemilemy
karakaraha io ny fataony e
ny raha atao jiaby am fombany e
fanafanaintsika ny soma
tihafa romboromboy zalahy
tihafa romborombo drako aby e
jomona totondia ny lanonana
vanony ny raha atao ny vônony e
manesy vady vao tsy manjoniny
ny tianay aminazy misy hehiselatra e
mitreny mitrinesa ny jaolahy e
mitroatra mitroara ny savaly e
tsy lahin-kolokolo lalahy e
tsy hôtry vatampotsy ny vaiavy e
o o ia e , areo malemilemy
Jaojoby Euseba
4. Stretch
(
30/03/2007 18:38)
de mba fenoy le mombamomba anao raha azo atao ,mba ho fanajana ny hafa fa hanaja anao ny hafa fa na izany aza omena fahafam-po ihany enao :{
5. Bita
(
03/04/2007 17:32)
Inona no tianao ho lazaina @ izay fa toa tsy haiko tsara be sa tianao hoe fantatra aro malemilemin'i Jojoby?
