mahatsiaro

61. Stretch ( 31/03/2007 08:34)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0067.gif[/IMG]
tsy tiko le volo miraikoraikotra , misy le vaza manao an reny zao ôtrany afaafa beuuu
62. kelly13 ( 31/03/2007 08:40)
vale>ouuuuu le cahier aza ngamba efa nivadika vovoka kou hihihi

stretch>inn kou io bouba kely mandindy io zao? :°)

fasaly>hahahahaha tadidiko tokou reny boneyM, mireille mathieu etc... t@ tany 67 fa hanaovandry zareo "ballet" d misy mofogasy etc... amidindry zareo hahahaha
63. fasaly ( 31/03/2007 08:42)
kelly! ié ao am ry vandana mpivaro café sy mogoasy aby ny ankizy refa vita ny ballet eo aotokotany:roll::-D:-D:-D:-D nilay tareny kan hummmmmm!
64. kelly13 ( 31/03/2007 08:43)
d tsy tadidinjy v ankia za? tena marary mintsy ny foko @ zany kle hihihihi
65. Stretch ( 31/03/2007 08:47)
bouba manao fanafanana vatan'io mbola betsaka no ho atrehina ny rariva , ny rapitro ndrindrandrindra
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/fishjaune.gif[/IMG]
66. fasaly ( 31/03/2007 08:51)
kelly: tadidiko aky ilay hoe sandy kely a! fa ny tarehinjy tsy tadidiko fa njy kou tena nalaza manja kely tamreny ka raha vao hoe ho tonga hanao vokasy hono ny cousine i ry niry de efa miandry dool ny bandy eo am tanàna, izaho kou mpanao voksay fa anefa tonga matetika ao an! fa ny bandy ny 67 kou tena loza raha hikoty sipa an!:-D:-D:-D:-D
67. Stretch ( 31/03/2007 08:54)
hay zany kelly zany zao tsy mnadra trony:°)
68. fasaly ( 31/03/2007 09:01)
mandra foana izy kan! fa tamzany izy defa nalaza:wink::-D:-D:-D:-D:-D
69. Stretch ( 31/03/2007 09:03)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0036.gif[/IMG]

nandoalika dôly v ny kôfa ny sisy sety:°)
70. kelly13 ( 31/03/2007 09:10)
stretch>indrisy mantsy ny soketan'ny tany fa nasiny "rides" aho zao, fa tsy mbola misy volo fotsy an, hé hé hé hihihihi

fasaly>hahahahaha, d oe eo njy! ry mayou, i toutoune reo no tadidiko oe mba tara tamiko tany hahahahaha, hay dnisy cousin'i voahangy sy ry hanitra (asa ra tadidindry ryzareo) kou hahahaha, mampimé kle
71. karinah ( 31/03/2007 09:41)
fasaly:

strech: hihihihi ho tapakozatra amzao fa atovy8-):-D:-D


vale: ka fifity sents anie vao haingana fa lay taloha izao no hotsaroina e!:?8-):-D:-D:-D:-D

ary lay hira hoe D - I - S - C - O

iza moa no mihira an'io....:roll:
:-D:-D:-D:-D, bafla be kou iny kah:lol::-D:-D:oops:


72. karinah ( 31/03/2007 09:44)
fasaly: ry "Worlds Aparts" sy ry "Aqua" ry "To bi frii"(2b3) konkou ny a teko ery:D, le boizy bandy reny:°), genre Nabaoh, yeah:oops:
73. karinah ( 31/03/2007 09:46)
teko de teko koa ny a, Back Street Boizy:D
74. kelly13 ( 31/03/2007 09:50)
karinah>miteny io tobifri io njy fa papanay ankia nampimé anay mihintsiny t @ zay fa hoe iza hono zany 2b3, d le fiteniny azy hoe deux b trois hahahahahaha
75. karinah ( 31/03/2007 10:04)
Stretch:

manana pô sy tera le sareraka nga ky ndry ry malala !
ndrindra izy am zao mbola tiko iany refa le izy manao le kilipy any anjôridira iny
:-D:-D:-D:-D, ny a le klipi- ny "Sofy":-P:oops::-D:-D


76. karinah ( 31/03/2007 10:09)
kelly13> :-D:-D:-D, tsy asenjy manaraka ritma izy kouunnn:roll: :wink:,...nefa nenay papa trara fanah be(l) fa refa mividy gazety izy ka mahita milli vanilli eo @ "Une" ny mag ,de tsy adinony lintsy zah:*:*:D
77. karinah ( 31/03/2007 10:19)
fasaly:

strech: hihihihi ho tapakozatra amzao fa atovy8-):-D:-D


vale: ka fifity sents anie vao haingana fa lay taloha izao no hotsaroina e!:?8-):-D:-D:-D:-D

ary lay hira hoe D - I - S - C - O

iza moa no mihira an'io....:roll:
fasaly: stretch no anontanina..:-D


78. Stretch ( 31/03/2007 11:52)
ndry ko ky de taraika be , vô nipotra d'efa arako ko ts'ita ngah io ambony io,


Mpandefa : Stretch [ Valio ] 31-03-2007 10:17:18
Lohateny : Re : mahatsiaro
hein ! haiko ndray ny mihira an zay ry fasaly

OTTAWAN


79. kelly13 ( 31/03/2007 11:54)
:-D:-D:-D:-D

niray epok t@ YMCA village peuple
80. karinah ( 31/03/2007 12:20)
:-D:-D:-D:-D:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085