mahatsiaro

21. kelly13 ( 30/03/2007 12:11)
hahahaha mampimé mintsiny ny mieritreritra an'izany @ zao fotoana zao kle!
22. mamzelkely ( 30/03/2007 13:45)
za talou lasa naharaka ts fidiny mitry nefa mbola sipa kely :-D:-D
23. kelly13 ( 30/03/2007 13:47)
aveo nidofotra tery hahahahaha
24. karinah ( 30/03/2007 16:32)
Vahinala:

:-D:-D:-D:-D:-D ié zay mintsy le izy Ok podiun sy salut !
waow, fa ny "TOP SECRET" kou adinonareo ooooo:-D:-D:-D, sady miaraka à Kdo kely mintsy @ iny an:°),:wink:



25. karinah ( 30/03/2007 16:40)
ny a reto NKOTB( New kids on the Blocks )tena nahafaty2 be anah a, de Milli vanilli :lol:sy Bambi (Jakson) tandremo ndray misy manankiana eo:-D:-P

Kelly> za mankafy Donovan kou kah:°), fa tsy atakalo an' "tit prince" :wink:
26. kelly13 ( 30/03/2007 16:41)
NKOTB presk saika hay par (l) ny hirany hihihi
27. Stretch ( 30/03/2007 17:54)
nareo ko zany taolo be daôly an !

snoopy dog ndray zao ny atao paosy tera.
wooof maf wooof. . .;-)
28. sitlo ( 30/03/2007 18:42)
mahatsiaro anao foana aho isaky ny mamoha vavararakely
29. Stretch ( 30/03/2007 18:44)
hay an !
iza amn'io le anao ?
tompona sizé v ?:°)
30. vale ( 30/03/2007 18:47)
kelly13:

NKOTB presk saika hay par (l) ny hirany hihihi
:x:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


31. kelly13 ( 30/03/2007 18:49)
stretch>za v ankia no mba tsarovan'i sitlo tsy efa mivadika ny rasa? :-D:-D

vale>nnana cahier de chants special mintsiny hihihi (fa tsy hitako maninn njy no :x)
32. Stretch ( 30/03/2007 18:49)
ny (l) no nahay fa tsy ny atidou :{
33. sitlo ( 30/03/2007 19:03)
:-D

mba mihira ny hiran'i rossy le mahatsiaro iny foana aho re eh

mahatsiaro anao foana isaky mahare ny feom-borokely
34. fasaly ( 30/03/2007 19:04)
:-D:-D:-D:-Dvahinala a! manotany zvtra tsy bola nodiaviko njy e! tsy mbola tany miramanga mitsy aho na injay mande aza e!:cry::-D:-D
ao andravoahangy no mora be ny manga:°):-P:-D
35. fasaly ( 30/03/2007 19:05)
kelly: ary i jason donovan ihany ve ky mou lay mihira miaraka am elsa lay hoe "roman d'amitié " iny????:-P hummmmm! manja kou iny an!
36. fasaly ( 30/03/2007 19:07)
kelly: ary lay cahier de souvenir feno jason donovan donovan donovan:-P
37. Stretch ( 30/03/2007 19:09)
a a a
Glen mederos , retsy e !

ouverturan'ny mariaziko zany tam za natao mariazy.
38. fasaly ( 30/03/2007 19:13)
ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii! mciii stretch:-*:-*:-*reviko be kou iny bandy raika iny an! saingy mora tsy nalaza lery!:?
39. sitlo ( 30/03/2007 19:18)
resak'antitra be koa izy izany, dia hisy Mc gayver koa zao eo an
40. Stretch ( 30/03/2007 19:19)
tamreny fotriny izy ny nalaza , avy eo izy lasa nivaro-boanjo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078