ora...
141. simplex
(
03/04/2007 21:07)
22:45
mbola tsy maty ihany ny bolina ry havana
142. Stretch
(
03/04/2007 21:21)
eo ary e !
misasak'alina teraka razezo
143. sitlo
(
03/04/2007 21:30)
8:00
mikotroka fito
kotroka fito io wa fa tsy afona fantana
144. Stretch
(
03/04/2007 21:49)
145. simplex
(
03/04/2007 21:55)
23:35
leran'ny hu hu hu ony letia ee :-D:-D:-D
146. sitlo
(
03/04/2007 21:55)
kay moa fatana fa tsy fantana
147. Stretch
(
03/04/2007 22:14)
vorondolo misika v zany hu hu hu :-D
148. sitlo
(
03/04/2007 22:19)
149. Vahinala
(
03/04/2007 22:40)
01:14
Efa hatory ndray zao
(hihihihi tamza nanoratra farany hanao lasesta d zao ndray hatory)
150. sitlo
(
03/04/2007 22:51)
misy itovizany izany i vahinala sy ny :D
151. kelly13
(
04/04/2007 09:22)
10.58
hiapa ny sipa fa efa miandry ny limousine (tgv io)
152. Vahinala
(
04/04/2007 09:47)
12:22
Hikaly kely ndray alo fa efa avy namaly forum sady mbo hibalady rariva
153. Stretch
(
04/04/2007 10:53)
00:00
mitsonika ny lanezy eto sahara
154. pissoa
(
04/04/2007 11:20)
12 : 59
te himotika (mci booboo :°) ) fa kamo hahandro kaly :-D:-D:-D
155. kelly13
(
04/04/2007 12:25)
14.01
fihenona pub @ rvg :°)
156. Samoana
(
04/04/2007 12:50)
14:25
Fiomankomanana hanalanala azy eto
157. kelly13
(
04/04/2007 12:51)
14.27
miheno olombelo ricky "tsy mety milaza"
158. sasa
(
04/04/2007 13:02)
15:38
avy nandatsa-bato d miforum kely
159. Samoana
(
04/04/2007 13:06)
14:41
Te hanontany hoe manahoana ny andro any an-tanàna any
160. pissoa
(
04/04/2007 16:31)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0872