ora...

201. Vahinala ( 08/04/2007 15:16)
kelly > :wink:
202. sitlo ( 08/04/2007 15:17)
:cry:::wink:

:roll::°)
203. Vahinala ( 08/04/2007 15:21)
Inn ndray ity manjou any sitlo e !
204. sitlo ( 08/04/2007 15:25)
04:98

takariva mahamanina
205. kelly13 ( 08/04/2007 15:31)
17.05

b lazao
206. Vahinala ( 08/04/2007 15:32)
18:06

takariva amorompatana
207. sitlo ( 08/04/2007 15:34)
17:05

takariva mahatsara vahiny
208. kelly13 ( 08/04/2007 15:38)
17.12

takariva ...
209. sitlo ( 08/04/2007 15:40)
17:12

... maninona?
210. kelly13 ( 08/04/2007 15:45)
17.19

...tsaiko
211. kelly13 ( 08/04/2007 16:01)
17.36

ouffffffff vôvaly dol ny afatra (soa fa tsy bdb)
212. sitlo ( 08/04/2007 16:15)
35:90

:-D
213. Vahinala ( 08/04/2007 16:18)
18;51

ahoana zany mahatsara vahiny zany ry sitlo ?
214. kelly13 ( 08/04/2007 16:22)
refa makany @ sitlo d @ 17.05 sino maharatsy vahiny lery 8)
215. sitlo ( 08/04/2007 16:25)
24:45

tena marina iny ry Vahinala ah, takariva mahatsara vahiny izany ilay hariva mody masoandro iny, ilay miloko isan-karazany ny lanitra :°)
216. kelly13 ( 08/04/2007 16:29)
hahahaha, d le :twisted: refa misy vahiny tonga fa hoe "kiii tsy ho tonga kou tony vahiny tony ra tsy @ ora fikaliana" v? hahahahahaha
217. sitlo ( 08/04/2007 16:38)
:-D,

mbola leo am-piandrasana sakafo ho masaka amin'izany kah, dia manoko resaka eo amoro-patana
dia endrasana mihitsy ny vahiny hiteny hoe tsy handao hani-masaka izahay fa ... oeeeee
218. kelly13 ( 08/04/2007 16:43)
:°) kely sisa ny vava tsy hiteny oe "ndao fa lalana e" hahahaha
219. Vahinala ( 08/04/2007 20:54)
:-D:-D:-D:-D faly ery ra vo miteny anzay izy !
220. pissoa ( 08/04/2007 22:06)
23 : 42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645